low fat - fat free - Fett arm

21. rapala ( 06/02/2007 18:27)
rapala
tsy namaky tsara

mila solomaso na mitady mpandika teny angamba ny aty kou=))=))
22. pissoa ( 06/02/2007 18:29)
watafon:

cutie: tsy mangidy zany reny na maina aza raha le tena tsara ! :-D

refa atao be menaka beee :{:-D

23. cutie ( 06/02/2007 18:31)
: rapala [ Valio ] 06-02-2007 19:27:21
Lohateny : Re : low fat - fat free - Fett arm
Voalaza teo :
rapala
tsy namaky tsara

mila solomaso na mitady mpandika teny angamba ny aty kou

:-D:-D:-D:-D
za ho avy handika teny e :-D
24. cutie ( 06/02/2007 18:31)
refa atao be menaka beee

manala le mangidy ve le menaka :roll:
25. pissoa ( 06/02/2007 18:37)
tsy haiko ... fa hitako tsara kokoa fotsiny le ravitoto maina rehefa misimisy menaka (matavy) noho izy maina be !
26. cutie ( 06/02/2007 19:24)
ok:lol:
27. watafon ( 07/02/2007 13:02)
pissoa : zany v ?
cutie ::-D
28. LazaDaddy ( 07/02/2007 13:48)
le ravitoto maina
sao dia tsy fanao laoka izay ry pissoa fa fohana? =))
29. watafon ( 07/02/2007 20:16)
asa marina lesy kou !:-D:-D:-D
30. pissoa ( 07/02/2007 20:25)
aaa - tsy fohana zany ry Laza an ! Zah nga otranao :lol:

Totoina dia apangotrahina, dia avela ho maina avy eo ! amin'izay azo tehirizina ela dia entina any amin'ny tany tsy misy ravina mangazo ho totoina. Rehefa hohanina amizay izy dia ratsy aloha e, fa atao matavitavy dia tsara ihany --- dia ravitoto foana fa tsy lasa anatsinahy akory na ravimbomanga :-P:-D:-D:-D
31. LazaDaddy ( 07/02/2007 23:54)
pissoa:
Rehefa hohanina amizay izy dia ratsy aloha e
zavatra tokony fohana kosa ve no andrahoinao tsy ho ratsy! =))
32. pissoa ( 08/02/2007 06:17)
marary mitsy ny ainao fa nandrahoiko le izy an ... ao fa andefasako ianao hofohanao e ... nefa sao bedin'i pasitera =))=))=))
33. LazaDaddy ( 08/02/2007 11:54)
soa ihany fa tsy mifoka aho e! Raha tsy izany fitahin'ny olona @ ravitoto maina =))
34. Zina ( 08/02/2007 18:31)
marina io lazain'i pissoa io asiana menaka ny ravina maina dia tsara...Tsisy mino ireto olona ko hihihiih
35. melody ( 09/02/2007 01:07)
za lou tsy mino e:)
36. Zina ( 09/02/2007 15:46)
hihihihih
raha tsy mampiasa an'ilay izy tsy hino ka :wink:
37. watafon ( 09/02/2007 20:45)
pissoa: za nanandrana omaly fa ts marina zany e ! :-D:-D
38. Stretch ( 09/02/2007 21:05)
tsy arako le resakareo , ravitoto maina v fett arm , sa matavy .

fa zany eo fa tsy mrty mintsy io ravitoto main'io e! na asina menaka ray litra azany.ny enakso fotsiny no simba amna pà .
39. watafon ( 10/02/2007 16:00)
Stretch : k zany mitsy anie io hiadina hevitra eto io e!
40. pissoa ( 13/02/2007 09:11)
wata : tsy mahay mahandro elah :-D:-D:-D refa tonga aty elah amin'ny mondial de io no ataoko laoka :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5705