kibo efa hi poka

1. xxx ( 31/01/2007 16:50)
Mba mandalo eto paris aho , fa dia gaga mahita ny lehilahy gasy sasany be kibo be otran ' efa ho teraka , nandeha lanonana mbola otrizay ihany no itako , nisy fiaraha misakafo fa teo aho vao talanjona hoe noho ny tsy fisiana taloha tany madag ve no mampinosanosana an ' ireto tahaka izao ; izany sakafo dia matory , hita hoe olona tsy motivé anao zavatra hafa fa toa manao sainkanina , maty ho azy sy be aretina anie ry reto reny bota be reny e !!! asa anefa !!!!!! olona tokony ho mbo tsara tarehy sy bika fa lasa otran ' ny clounina be zany daholo , aleo mitandrina ihany ka . Inona no mahatonga nareo miletra hanina e !! ?
novalian'i niryna ny 11/02/2007 06:49
2. kelly13 ( 31/01/2007 16:59)
mety ho aretina iany kou io fa sty d voatery hoe ny filerana sakafo!
3. sitlo ( 31/01/2007 22:47)
sao dia mba ikotobekibo kosa no hitanao?
4. kelly13 ( 01/02/2007 16:58)
d nakaiza i faramalemy zany lollllll (mivoana com d'hab refa tafaresaka @ i penina) hihihi
5. sitlo ( 01/02/2007 17:56)
faramalemy mbola mitofezaka eny foana. mba tsy ilazana hoe ;-)
6. tywa68 ( 01/02/2007 20:32)
xxx : ka inona no idiranao @zany moa ? hafa raha nitaraina izy hoe omeo vola hividianako sakafo ... aza jerena raha manelingelina anao fotsiny e !:lol:
7. xxx ( 02/02/2007 08:58)
ary tywa68 zany sura fa anisan ' ny clouna be kibo any an dafy any an !!! mampmé tokoa anie fa mba mijereva fitaratra e hihihihh
8. kelly13 ( 02/02/2007 13:31)
nga malemy hono le mpitofezaka iny? hihihi
9. xxx ( 02/02/2007 14:24)
eritrereto tokoa hoe raikitra ny sport azakazaka ny be kibo na lahy na vavy fa dia azo atao video gag angamba :miam:hihihihhhiihhihiaaahhhh
10. tywa68 ( 02/02/2007 16:48)
xxx : raha zay no mahafinaritra anao (mba hampiomehy anao tsy olana) :lol:
11. sitlo ( 03/02/2007 02:03)
:°)

Ary efa hisy sumo-an'ny gasy izany any frantsa rehefa afaka kelikely an.
12. Fiffi ( 05/02/2007 07:33)
xxx: aza zénéralizéna kosa le izy eh ! misy ny olona matavy na be kibo fa aiza kosa de hoe ny rehetra ? :roll:
heu.....nandeha réception zah , tena vao aingana be teo nefa raha nisy lhl mihisa 100 no tao ...gasy daholo io an ! heu...ataoko hoe 2 angamba no be kibo sy natavy hitako tao !!!!!
Jereo ange ireo site gasy rehetra zay namoaka sary eh ! soirée sns...teto paris , na en france ! jereo daholo ny sary ao ! de lazao hoe firy ny lhl hitanao be kibo ao zany ??
13. tywa68 ( 05/02/2007 07:57)
Fiffi : mety efa fin de soirée i xxx no nitopy maso ny manodidina, dia nahita double ! :-D:-D
Zahay koa aloha tsy d mahita zany be kibo hipôka zany ê ! fialonana sa inona no mahatonga anao hiteny ohatr'izao ry xxx ! ny voky maharaka ny namany moa ?:wink:
14. xxx ( 05/02/2007 08:03)
tsy hoe ny rehetra no itako fa sasatsasany ihany , ny tiako lazaina @ izany dia hoe aleho manifinify antoniny fa raha be kibo dia tonga dia miha antitra be zany , tokony itandrina tsika @ sakafo zany anie e .
15. Fiffi ( 07/02/2007 07:06)
tywa68: :-D:-D
16. fasaly ( 07/02/2007 07:13)
kaly kosa io koa ! iza no tsy hihinana e!:°)
17. tywa68 ( 07/02/2007 09:16)
Ilay be kibo miziriziry anie no tena tsy tantin'i xxx hono ê ! bon app fasaly an :-D:-D
18. fasaly ( 08/02/2007 12:49)
tywa: merci e! zà saikanina mantsy de vokasika anlay sizé:?:-P:-D:-D:-D
19. Zina ( 08/02/2007 19:16)
tokony itandrina tsika @ sakafo zany anie e .

zany mihitsy ka..

fa dia gaga mahita ny lehilahy gasy sasany be kibo be otran ' efa ho teraka ,

za ko dia gaga mihitsy simba mihitsy ilay bika kle hihihihi
20. niryna ( 11/02/2007 06:49)
Mety miery misotro labiera ilay olona, tsy manao exercices,ary mila miandry iray na ora roa hono vao matory fa tsy levona ny sakafo.Ny tena fantatro aloha dia kibona labiera e no betsaka e sy ilay tonga dia matory rehefa lany ny sakafo.Misy koa anie ny vehivavy be kibo e ary tena mitosaka mihoatra noho ny an'ny lahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.157