Ireo olona mihevi-tena ho voa lava

1. ari.malala ( 31/01/2007 12:51)
Manaona daolo indray

Misy fomba ve anitsiana ireo olona mihevitra ny tenany ho voa (victime) lava? Misy olona fantatro izay mantsy, izay zavatra rehetra mitranga dia toa heveriny fa hoazy sy mahavoa azy daolo, ka inona no fomba sa aona no ahafahana manitsy azy? Tsy manaiky diso mihintsy, fa ny hafa hatrany, ary ny mahakamo dia rehefa izy no manao ilay zavatra dia tsy diso izy, fa rehefa ny hafa dia loza hoan'ilay olona iny io zavatra io. Azavaiko, ohatra izao hoe ao antrano, misy interrupteur roa eo, ny iray hoan'ny jiro ao antrano, ny iray hoan'ny any antokotany, ka raha sendra diso tanana ianao nahapika tsinahy ilay ao antrano dia loza hoanao iny fa lazainy fa fanahiniana, nefa rehefa izy nosendra diso tanana tsisy tsiny mintsy... Mandreraka be, inona no hevitra?

Misaotra mialoha e!
2. tslem ( 31/01/2007 13:33)
ireny ilay oul atao oe be kirina e! ny azy fôna ny azy, ary izy matetika mahita excuse fôna. Angamba reny tsy ho voahitsy mitsy araka ny hevitro fa d aleo arahina @ heviny eny fotsiny izy. Bedebe ny oul ôtrizany an !
3. degree ( 01/02/2007 21:16)
sao tsy mety kosa izany e: na dia hita fa tsy marina ve ny azy dia avela sy arahina eny fotsiny e!matoa nomen'andriamanitra fanahy sy saina daholo ny olona rehetra dia afaka mifanao karajia ireo afaka mifanohitra ary afaka mifanampy koa atoray ihany ny tady mba ho eny antandoky ny omby ary ny teny kosa ho eo ampon'ny mahalala e!
4. ari.malala ( 05/02/2007 15:17)
degree a, ka ahoana aza no fomba ahafahana mikarajia aminazy e! tena sahirana naie ny manodidina azy e! izahay manodidina azy mantsy izany e!tsy azo ifandaharana no sady tsy manaiky diso no izay lazainao toa heveriny hoazy sy mahavoa azy foana, ary ny tena loza dia hainy ny manodina ny version des faits hoan'ny avantage ny dia mandreraka be e!
5. Fiffi ( 07/02/2007 07:05)
maninona izy no manao an'zany ? satria "il n'a pas confience en lui"
6. vale ( 07/02/2007 11:55)
ari.malala: misy tsy mety kely eo @ le olona angamba, mila mijery psy izy...raha olona tsy spécialiste aloh toa ho sahirana ihany marina raha izany fa de asevo mijery psy izy mba hitantarainy ny manjo azy,:^):P
7. naughtyboy ( 07/02/2007 13:10)
za kalo tsy psy fa ny olona mihevitena ho voa lava amiko de voan'ny nataony na voa any @ eritreriny ka tsy misaina afatsy ny manome tsiny zao rehetra zao,manasarotra fiainana zany fa aleo ihany revena tslem no manja eny ty fiainana milay ty kle
8. ari.malala ( 07/02/2007 14:32)
eny e, revena manja notslem anie le fiainana dakor za e, fa le ol zany aona ny momba anazy? mampalaelo iany anie ny maita anazy amer be sady tsisy mpiresaka e! am lafiny ray ny nataony, fa am lafiny ray mampalaelo izy! sady ny tena loza ataorako mo zany sao sanatria ho tapaka lalandra am tsy antony fa tezidava! mba ampio mo za hoe inona no atao e! misaotra mialo e
9. Fiffi ( 07/02/2007 15:32)
misy zavatra tsy mampandry ny heritreriny koh !
10. ari.malala ( 08/02/2007 15:16)
tsy azoko ny tian'i Fiffi tenenina fa azavao azafady.
11. Fiffi ( 08/02/2007 16:16)
mihevi-tena ho voa lava izy satria ozy zah hoe mety misy zavatra tsy mapandry ny heritreriny ?
12. Zina ( 08/02/2007 19:17)
misy Insecurité ny ol otran'ireny ko
13. ari.malala ( 09/02/2007 14:26)
eny e, dia inona sa aona no anaovana azy?
14. Fiffi ( 09/02/2007 14:29)
heu....mety hoe tokony handinin-tena izy , mametraka fanontaniana hoe fa maninona , inona no mahatonga an'zany ? mijery fitaratra kely de miheritreritra eo aloha...."allez je fonce" avy eo !
15. sitlo ( 10/02/2007 01:51)
ari.malala> felahana no fanaovana azy.
16. ari.malala ( 13/02/2007 06:35)
sitlo, avia aza enao felahako e! :-D:-D:-D

Fiffi, tsy mety ky a, efa hoe tsy manaiky diko le ol ko ndry ko! :-D
17. niryna ( 13/02/2007 07:59)
Misy ny sasany kizitina ary misy ny sasany tsy manaiky ho diso na resy lahatra.
18. naughtyboy ( 13/02/2007 14:56)
ari.malala zay kalo de marina fa tsy misy oul afaka anampy ra tsy miainga avy any @ tena manokana ny finiavana zay no mahasarotra ny manampy oul kizitina na be mokony fa ra hainao no maneho @ fomba samihafa fa ho azy irery ihany ny tombotsoa azony @ fiovany de mety ho hevitra anampy ihany zany ka mahereza
19. Fiffi ( 14/02/2007 17:26)
zay no tena olana.....
20. vale ( 18/02/2007 16:09)
Zina:

misy Insecurité ny ol otran'ireny ko
Zina: ie, .;izay minhintsy ilay teneniko hoe misy ts mety ny @ sainy (naughtyboy, io lay nitenenako an'izany ) ka mila manatona psy izy...vitsy ny olona afaka hi-comprendre, heeeu..hahazaka +tot ny olona hoatran'ireny!, ka manjary miteraka pbm ho an'ny piara-belona ftsn, manjary ny manodidina victime ftsn hoe sao de hafa ndray ny fandraisan'i....ranona azy na..., ka mila mamonjy psy izy hitsabo azy koa!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1127