Ireo olona mihevi-tena ho voa lava

21. Fiffi ( 19/02/2007 15:57)
de nanao ahoana akia izy tao ari.malala ?
22. niryna ( 23/02/2007 02:35)
Sarotra tokoa ry ireto ny manova ny toe-tsain'ny olona fa raha manana fitiavana ianao ka mizara aminy dia hisokatra aminao ny olana aminy.Ohatra hoe mahita olona aho ratsy bika be ilay izy dia omen'ny olona anarana hoe vorombe ilay olona rehefa tsy eo.Nanontaniako amin'ny hevitra adaladala hoe fa maninona no antsoinareo izany izy?Satria mitovy ireny vorombe ireny izy ka.Ahoana hoy aho ny eritreritrao raha ianao no omen'ny olona anarana? Hitako ilay olona ataon-dry zareo vorombe mototra lava,tsy miresaka ny olona, raha misy miteny tonga dia mi-ady izy na manala tena.Indray andro izy nanatonako moramora ny antony mahatonga azy miavonavona sy manala-tena rehefa misy miresaka ny olona, satria izaho irery no niantso azy tamin'izy niditra hopitaly dia averimberiny foana izany.Teo izy vao nivaky fa nampijalian'ny olona izy fony kely ary tsy norarahian'ny mamany koa ka tena sarotiny be izy izany ary dia latsaka ny ranomasony.Indraindray isika tsy afaka hitsara olona ny maha-kizitina azy na mampasiaka azy fa ireny olona ireny misy zavatra na olana ao anatiny dia tsy tafavoakany ka izay no heveriny fa hanampy azy.Asa aloha e,izay no hitako amin'ny mpiara-monina amiko.
23. karinah ( 24/02/2007 00:10)
nyrina::wink: marina ny anao,
misy antony ireny fa tsy tonga2 ho azy, ka izay antony izay (ohatra ny lazainao io zao hoe nijaly fony kely.. lay vhv!) mihintsy no hilaivana azy mijery psy, ireny manko efa nianatra manokana momba ny olona manana pb psikolojika.
24. ari.malala ( 26/02/2007 07:56)
io olona io dia fantatro ny fahazazany fa nijaly koa, nefa tsy ny olona aami'izao fotoana izao, izany hoe izahay no anamparany ny fony anie e!

tsy misy fiovana aky ry Fiffi fa dia ny omaky tsy niova ko!!! mampalaelo be mintsy!
25. Fiffi ( 26/02/2007 22:03)
ari.malala: sao de tokony hijery psy ?
26. papala ( 05/03/2007 12:38)
ny ol oh'ireny de azavaina aminy mihintsy ny zavatra tsy mety ataony, satria tsy fantany hoe ratsy ny toetrany ! sady tenenina mafy mihintsy izy tsy hanao izany intsony ! za nahita ol ohatr'izany, ankizy lahy 22ans, izy zanaka nisaraka ny radny, de rehefa miresaka izy de manjary oh ol tsy diso zany mihintsy sady mahay manodikodina resaka be. fa tsy haritro fa de tena noteneniko mihintsy hoe : enao ratsy rad noho izany dia zaza ratsy taiza enao, tsy mahalala fomba sady manaratsy ol foana ka noho zany ahitsio ny toetra fa ny ol rehetra tsy mahatanty an'izany. Teo izy vao taitra sady tena tonga saina mihintsy.8O8O8O8O
27. ari.malala ( 06/03/2007 08:36)
ka ny olana anie ry papala olondehibe le izy e! manahirana be! eny e, hiezaka ny hiteny azy alo za fa hita eo ndrya e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2844