hira fivavahana

1. diamondra27 ( 31/01/2007 10:47)
mba te-hizara aminareo aho sao dia mahasoa, indrindra ho antsika aty an-tany lavitra aty.

ity misy site hira fivavahana:
http://www.harena.info/

raha misy olona afaka manome site hafa koa dia misaotra e!

tsy ny mofo ihany manko no iveloman'ny olona fa ny fanahintsika mila sakafo ihany koa ary mila kolokoloina.

mazahoa fahafinaretana daholo.
:-*:-*
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:03
2. prime ( 31/01/2007 11:50)
Misaotra indrindra ô...
3. tywa68 ( 31/01/2007 11:54)
misaotra diamondra27 â !
4. ftma ( 31/01/2007 13:14)
ito indray site hahoana ny tonon-kira http://www.kokoom.com/fjkmandraisoro/Fandraisana/pacceuil.html
5. tywa68 ( 31/01/2007 14:58)
merci ftma :-*
6. chakkakkely ( 31/01/2007 15:07)
merci fa tena mahafinaritra be
mesi eh :D
7. kitjo ( 31/01/2007 17:23)
Misaotra Diam an

raha misy tia "Ny Mpitory" ianareo dia ao

http://alisoa.multiply.com

Jereo ao @ilay Music...misy hiram-pivavahana hafa ihany ao fa teny anglisy
8. diamondra27 ( 31/01/2007 17:51)
ftma: merci akia a!
tsara be le site sady misy tonony

prime , tywa: tsy misy fisaorana e!

kitjo:tiko be ny mpitory (l)
:-*:-*
9. kitjo ( 31/01/2007 18:17)
ie sady tsy dia faheno firy intsony reny izao @ radio no sady tsy dia ahitana intsony koa ny K7 na CD

Mazotoa mihaino e!!!
Mba mifampizarazara eo zay manana:-*
10. tywa68 ( 31/01/2007 18:59)
merci Kitjo !
11. ftma ( 31/01/2007 21:53)
ary tsy mba mahita site misy ny hira katolika na ny fihirana miara-mizotra nga ianareo?
12. cutie ( 31/01/2007 23:59)
misaotra o :lol:
13. diamondra27 ( 01/02/2007 07:14)
ftma: radio notradame no fihainoko
de indraindray ao @ faniloradio mande le hira we : andeha an-kafaliana hanatrika an'Atra aho e!
14. ftma ( 01/02/2007 10:58)
diamondra27: site misy tononkira no tadiaviko ka
15. tywa68 ( 01/02/2007 11:02)
ftma : henoy aloha ilay radio nomen'i diamondra27 (sao dia misy miteny à la fin de l'émission hoe site ...) Zà koa aloha tsy mahafantatra ê !
16. diamondra27 ( 01/02/2007 12:04)
rehefa alarobia hariva iny no tena tiako be ny mihaino ilay www.radionotredame.com miaraka @ Père guilbert.

Mba andramo ange e!

tywa68: :-* hay ndry ty mihaino hira be koa kay an!
de mazahoa fahafinaretana daholo e!
17. niryna ( 09/02/2007 07:03)
Misaotra ny rehetra e.Hojerevako ireo fa izaho mihaino hiramasina foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4041