miaraka @ vadin'olona

1. miaous ( 31/01/2007 09:19)
ono wa mba te afantatra za we le olona miaraka @ vadin'olona reny v mba maita fy any sa inona no tena tanjonareo? resaka matériel ve sa resaka fitiavana mitsy ve sa resaka sexe fotsiny sa mba we manala azy fotsiny
novalian'i linjo ny 19/02/2007 06:29
2. mim ( 31/01/2007 09:58)
mpanararaotra fotsiny lety zany a ! misy bady zay efa manambady d nahazaka le sipa milay zay fa tatahany lery fotsiny le sipa , d rehefa tsy nahazo d nisarahiny !
3. xxx ( 31/01/2007 11:21)
Ny tena olana anie dia tsy ireo olona miaraka amin'ny vadin'olona fa ireo vadin'olona mihintsy no tokony hipetraka tsara fa tsy ny fitahana e!Nony tafiditra tao @ ilay tokantrano ireo vadin'olona dia tsara daholo ny etsy ivelany. Fa naninona tsy niandry na manao hendry ka ny hafa no fandrihana sy jonoina? Fa angaha tsy "pour les meilleurs et pour les pires "ity fanambadiana ka dia handeha hivilivily ankavia sy havanana rehefa tsy mahay miresaka sy manatsara ilay ao an-trano ao e?
Tsy manome tsiny ireo olona ireo aho fa ny vadin'olona no tokony hieritreritra lalina.
4. ikalakintina ( 31/01/2007 12:55)
marina zany xxx a!fa na izany kosa aza refa fantatra oe vadinolona de miala fa mbola debede ny tsy vadinolona e!
5. xxx ( 31/01/2007 13:01)
Ka matetika anie ireo vadin'olona dia be resaka sy mandainga mba hahazoana matory @ hafa satria tsy sahy miresaka @ vadiny no sady te hanana maromaro ka be resaka any an-kafa e!
Tena maro ireo tsy manana ary tokony hojerena ireo an!:D
6. patrick2002 ( 31/01/2007 13:42)
Ny vehivavy miaraka @ vadin'olona aloha dia:
-mba mi tenté chance sao dia lasa voalohany.
-sitrany ahy aloha (tsy mitovy @ tsy misy io)
Ny vehivavy miaraka @ vadin'olona dia tena mangetaheta fitiavana ,ary tsy choix-ny fa tereny zava-misy.
Ny lehilahy miaraka @ vadin'olona indray dia manana defi, te hi defier an'ilay bandy tompo-toerana .Tsy dias misy fitiavana loatra fa aventure tiana hatao fotsiny.
7. xxx ( 31/01/2007 13:57)
marian minty hoe ny vehivavy miaraka aminy vadinolona mangetaheta fitiavana satria le lehilahy mba hitazonana an le sipa kely dia tsy maintsy namambitamby tsara , dia le sipa koa faly ery satria mahatsiaro hoe tiana , nefa le lehilahy am io tsy hisaraka aminy vadiny zany mintsy an , mba resaka ka atao fotsiny ny azy ,
ny lehilahy miaraka amin ny vadin olona dray dia mety hoe defis marina , za alo tsy leholahy ka ty aiko loatra ,
8. statistika ( 31/01/2007 14:22)
marina daholo zany voalazanareo eto zany , fa ny fantatro dia izay vehivavy mpagalatra vadin ' olona na aiza na aiza dia , indrindra moa zany fa hoe mbola niampy zaza sns ...dia mbola hivaly aminy ihany ny ratsy atao , efa nahita ve nareo kala mpangala bady hoe mande tsara ny fiainany ? Be ny fantatro fa fa fahafam baraka sy tondro molotra ary fahasairanana lava no azony . Ny lehilahy indray matetika maty tanora vokatry ny fijangajangana . Manaja ny tenanao dia ho hajain ' ny olona ianao .
9. patrick2002 ( 31/01/2007 15:41)
mais non rastat la vie est malfaite, nous vivons dans un monde injuste, mba mitady ny anjarany ireny vehivavy ireny, ary tsy fidiny ho azy.
Raha ny lehilahy indray dia heveriko fa tsy rariny raha mangala-bady.
Ataovy ny statistique dia ho hitanao fa ny vehivavy betsaka lavitra noho ny lehilahy ,izany hoe misy foana izany ny vehivavy lany zara .
10. tinendry ( 31/01/2007 20:33)
Ny bandy de bandy ihany e, tsy mety afa-po zany!!!
Vo misy sosy sy bogosy elah de mazaka sipa fona, surtout miaraka amn vam, io efa hifanarahana io fa revy de revy e.
11. statistika ( 01/02/2007 09:02)
Tsara ny mirevy ary misy fotoanany sy limite daholo reny , fa tsy hoe revy tsisy farany no atao akory , be ny gasy lahy na vavy be revy fantatro fa dia ratsy fiafara daholo ry zavavy sy ry zalahy @ izao fotoana izao satria tsy nanisy limite ilay firévena , 10 à 15 ans de revy , ny sipa sasany lany zara fasin ' ny bandy fotsiny , efa 30 ans tsy sipa tsy vady tsy zanaka , c ' est domage e !!! be revy ; ny bandy indray rehefa ialan ' ny sipa mipenopenona ihany .
12. Zina ( 01/02/2007 19:41)
13. patrick2002 ( 03/02/2007 02:54)
statistika :Ka izaho anie letsy eh! rehefa tsy manana moyen ialahy hatratrarana ny objectif ,inona ary ny atao tsy aleo mirevy, sa ahoana hoy ialahy.
Betsaka ny bandy akamako fa tsy ao ilay fiainana any Dago eh! mba miasa @ banky ve letsy nefa tsy mahavoaloa hofa-trano fa mbola miara-miaina @ RAD, dia mi-deprime dia aleo mirevy.
14. fijo ( 03/02/2007 06:31)
tsy misy tsara toa ireny ka,tena milay be le ankiafina
15. Fiffi ( 03/02/2007 09:00)
:wink::-D:-D:-D
16. stneh ( 03/02/2007 11:53)
ka misy ko ne le vadin'olona mintsy no mitady e! de mazava oazy fa raikitra ny guerre.
17. lamie ( 03/02/2007 16:32)
aza mijangajanga!ao anatin'ny didy folo io,na izy efa manana ny anjarany na ianao maka ny an'ny hafa dia mijangajanga avokoa ka mitandrema ary miambena!
18. xxx ( 08/02/2007 21:22)
ity owa tena marina : ny lhly iray tokony manana vady roa : milamina ny tany ......
19. paris10 ( 09/02/2007 14:00)
fijo:d serieux ve njy @ io ankiafina io?marina alou fa tsara ny zvtr angalarina fa d hanimba zvtr ve kosa e?ny tokatrano io,tsy mety e!ny bandy koa tena hafa mitsy a!ary mitovy daolou an!tandremo ry viavy fa lalaovindry zalahy fotsiny tsika a!
20. laalah ( 11/02/2007 22:00)
marina ny an paris10 fa refa tafalatsaka ange akia tsiss azonjy atao tsony e sady tena potika sy rava no tsy mirara ze lazainy oul tsony avy eo tsy aiko alou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0448