la question nous pose:

1. diamondra27 ( 29/01/2007 19:00)
pourquoi on pose des questionS bizzare?
novalian'i cutie ny 02/02/2007 22:17
2. xxx ( 29/01/2007 19:16)
Satria mety anglisy mianatra teny gasy izy ohatra de tsy mahay teny frantsay sy gasy de nefa te-hiresaka eto izy de mba mametraka zay hainy fa mety hampety azy any koa maninona moa??? tsy droit-ny angaha ny hametraka hevitra???,Fa ny important ve tsy ny mametraka hevitra e???, inona koa no kritiker na teny sy tsipelina, fa angaha moa io tenindrazanao koa ka hifanomezantsiny oe zao no izy na zao bizzare..., na ny frantsay aza tsy mahay manoratra ny fiteniny koa ahona koa no ilazanao fa bizarr zany....ary na ianao koa aza tsy mahay manoratra ny fiteninao fa mbola misy diso ihany ka maika fa izy... tsy tokony kritika na tsipelina mitsy no hifandirana eto fa ny hevitra sy vahaolana no apetraka.
3. LazaDaddy ( 29/01/2007 20:59)
diam>
1) satria mipetraka [size=14]amintsika[/size] ny fanontaniana =))
2) satria fianaran'ny sasany grammaire mihafina @ xxx ato :)
4. xxx ( 29/01/2007 21:04)
satria misy marary ato hihiiiiiiiiii! indrindra fa i LazaDaddy, tsisy hatao ra tsy mila hady @ XXX sy ny olona hafa ato fotsiny hihiiiiiiiiiiiii! marary ianao.
5. cutie ( 29/01/2007 21:05)
freak:-D
6. cutie ( 29/01/2007 21:05)
azafady fa lasalasa iny :oops:
7. LazaDaddy ( 29/01/2007 21:11)
tsy mahavita mifehy tena hatr@ olona tsy marary =))
8. cutie ( 29/01/2007 21:15)
freako kristian:-D
9. Zina ( 29/01/2007 22:18)
mba moramora ty fiteny ry cutie a
10. cutie ( 29/01/2007 23:31)
zina
vazivazy io e za ary mihomehy
Aza mora tohina wa :-w
11. LazaDaddy ( 30/01/2007 03:40)
cutie> La question TE pose :-D : inona izany "freakutie"? :-D
12. LazaDaddy ( 30/01/2007 05:00)
cutie> aleo adika sao tsy azon-dry =))

La question TE pose = mipetraka aminao ny fanontaniana =))
13. xxx ( 30/01/2007 05:04)
Hoy i Lazadaddy hoe:
1) satria mipetraka amintsika ny fanontaniana
2) satria fianaran'ny sasany grammaire mihafina @ xxx ato


de ozy za oe: freak enao:-D
14. xxx ( 30/01/2007 05:05)
hoy i XXX hoe:


Satria mety anglisy mianatra teny gasy izy ohatra de tsy mahay teny frantsay sy gasy de nefa te-hiresaka eto izy de mba mametraka zay hainy fa mety hampety azy any koa maninona moa??? tsy droit-ny angaha ny hametraka hevitra???,Fa ny important ve tsy ny mametraka hevitra e???, inona koa no kritiker na teny sy tsipelina, fa angaha moa io tenindrazanao koa ka hifanomezantsiny oe zao no izy na zao bizzare..., na ny frantsay aza tsy mahay manoratra ny fiteniny koa ahona koa no ilazanao fa bizarr zany....ary na ianao koa aza tsy mahay manoratra ny fiteninao fa mbola misy diso ihany ka maika fa izy... tsy tokony kritika na tsipelina mitsy no hifandirana eto fa ny hevitra sy vahaolana no apetraka."

De ozy za oe, angamba tsy haiko...kay misy iznay koa:?:
15. LazaDaddy ( 30/01/2007 05:10)
xxx:

Hoy i Lazadaddy hoe:
1) satria mipetraka amintsika ny fanontaniana
2) satria fianaran'ny sasany grammaire mihafina @ xxx ato

de ozy za oe: freak enao:-D


Maintenant la question ME pose :-D : inona ary izany freak? :-D


16. majesty ( 30/01/2007 09:16)
8O:roll::roll:
17. exdadabe ( 30/01/2007 10:12)
:-w :roll::roll: tsy azoko , tsy haiko , tsy arako

misy resaka freak :-w fa inona no dikan'io ?
18. sonwin ( 30/01/2007 11:05)
exdadabe> fa ahoana io ps n'ialahy io no tsy mety andefasana hafatra kle? toa misy soratra foana hoe misy diso kely!sa dadabe ihany no izy lol
19. diamondra27 ( 30/01/2007 11:48)
sonwin:

exdadabe> fa ahoana io ps n'ialahy io no tsy mety andefasana hafatra kle? toa misy soratra foana hoe misy diso kely!sa dadabe ihany no izy lol


:-D:-D:-D

la question lui pose? pourquoi on ne peut pas envoyer des messages à ce ps?




20. diamondra27 ( 30/01/2007 11:49)
cutie:

freako kristian:-D


la question te pose : inon no dikan'io fa tsy hainay?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1555