la question nous pose:

21. diamondra27 ( 30/01/2007 11:52)
cutie:

freako kristian:-D



Kristiana bizara @inona njay zao io?:°)

22. diamondra27 ( 30/01/2007 11:54)
xxx:

Satria mety anglisy mianatra teny gasy izy ohatra de tsy mahay teny frantsay sy gasy de nefa te-hiresaka eto izy de mba mametraka zay hainy fa mety hampety azy any koa maninona moa??? tsy droit-ny angaha ny hametraka hevitra???,Fa ny important ve tsy ny mametraka hevitra e???, inona koa no kritiker na teny sy tsipelina, fa angaha moa io tenindrazanao koa ka hifanomezantsiny oe zao no izy na zao bizzare..., na ny frantsay aza tsy mahay manoratra ny fiteniny koa ahona koa no ilazanao fa bizarr zany....ary na ianao koa aza tsy mahay manoratra ny fiteninao fa mbola misy diso ihany ka maika fa izy... tsy tokony kritika na tsipelina mitsy no hifandirana eto fa ny hevitra sy vahaolana no apetraka.



xxx:ye tsy manana droit izy fa tsy maintsy manaraka fitsipika , hihihi
lasa fianarana teny gasy indray zany ny serasera ve? nanomboka oviana?
23. prime ( 30/01/2007 15:26)
Dia mba ndao izy ampiana ary e...:lol:
24. tywa68 ( 30/01/2007 15:56)
mpananihany dhl an :lol:!
25. Zina ( 30/01/2007 17:50)
cutie [ Valio ] 30-01-2007 00:31:42
Lohateny : Re : la question nous pose:
zina
vazivazy io e za ary mihomehy
Aza mora tohina wa


cutie za efa zatra fa zao fotsiny e... mila lanjalanjaina ny teny ... Tsy atoro an'izany injy fa efa hay njy ka:wink:
Tsy ampafirin'izay lazain'i Pissoa ahy io....:wink:

26. cutie ( 30/01/2007 19:03)
Tsy ampafirin'izay lazain'i Pissoa ahy io....

:roll::roll::roll::roll:
de in ny ifandraisan'izany @ laizako
27. Zina ( 30/01/2007 19:31)
tsy misy:wink:
28. pissoa ( 30/01/2007 19:52)
Hihihi, ary tsy lanin'ny vavon'i zina mitsy za zany na tiny be fa tsy manoratra eto akory za dia tsy tantiny mitsy raha tsy apoitra eto ny anarako an :-D:-D:-D:-D:-D
29. Zina ( 30/01/2007 20:07)
ka ndry anie malaza be e hihihihih
30. pissoa ( 30/01/2007 20:11)
la question te pose : zany ve no tsy halanin'ny vavoninjy ahy na hitiavanjy ahy ? :-D:-D:-D:-D:-D
31. cutie ( 30/01/2007 20:59)
diamondra27 [ Valio ] 30-01-2007 12:52:25
Lohateny : Re : la question nous pose:
Hoy i cutie:

freako kristian




Kristiana bizara @inona njay zao io?

le iantefany ihany no mahzo an'io :-D
32. Zina ( 31/01/2007 03:06)
cutie,
hummmm:-w:-w:-w
33. diamondra27 ( 31/01/2007 10:51)
cutie: marina ihany aloha io ho an'ny kristiana sadasada e!
34. xxx ( 31/01/2007 22:04)
cutie tony le tsy mahay raha tsy manaratsy olona..
ary ianao mba inona? :evil:
35. cutie ( 31/01/2007 23:54)
xxx
anisany matoa tezitra:-D
36. diamondra27 ( 01/02/2007 08:43)
cutie: njy kosa aloha an!:lol:

mba hanaovy toriteny zahay fa njy manafi-talenta kay an! hitako atsy ambadika
37. prime ( 01/02/2007 11:25)
:wink:
38. cutie ( 02/02/2007 00:53)
diams
lany ny aingam-panahiko :-D
39. Zina ( 02/02/2007 03:01)
40. cutie ( 02/02/2007 03:02)
zina :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0527