HOY IANAO HOE TSY MARINA IZANY KANEFA...

1. niryna ( 29/01/2007 05:44)
HOY IANAO "Tsy marina izany"
HOY NY TOMPO " Moa misy zavatra tsy ho vitako va?"

HOY IANAO "Tsy afaka ny hizotra aho"
HOY NY TOMPO "Ny fahasoavako dia feno."

HOY IANAO "Mahatsiaro irery aho."
HOY NY TOMPO " tsy anary anao aho na andaho anao.'

Tsy ampy ve ny finoana ka manatonga antsika tsy ahatoky na hanankina ny fiainantsika aminy?
Sa isika miahiahy fa tsy namaly izay notadiavintsika taminy isika?

INONA RE NO MAHATONGA ANTSIKA HO KELY FINOANA E?
novalian'i prime ny 23/02/2007 14:38
2. Achia ( 29/01/2007 08:51)
INONA KOA NO MAHATONGA NY OLONA HO KELY HERY ?
3. prime ( 29/01/2007 09:36)
Fa maninona no sorabe daholo? :lol::-D:-D

niryna, achia> Fanontaniana koa izany an... :wink: misaotra... :)
4. ndrena ( 29/01/2007 10:44)
Mazava ho azy aloha e satria isika olombelona fa Izy kosa Andriamanitra ka
5. prime ( 29/01/2007 11:19)
ndrena> ka tsy "fatalité" ve izany ry ndrena? dia tsy misy azo atao intsony izany?:lol:
6. Fiffi ( 29/01/2007 14:56)
niryna:

INONA RE NO MAHATONGA ANTSIKA HO KELY FINOANA E?
inona no mahatonga ny olona sasany ho kely finoana ?


7. xxx ( 29/01/2007 15:51)
Satria ny olona rehetra milaza ho mivavaka nefa tsy fantara ny marina dia manao fihetsika na fomba tsy mifanaraka @ izany ka mahakivy ny olona mivavaka.
Betsaka ny olona eto no milaza hoe mivavaka nefa ny hatao ao ambadika ao dia mampandoha matetika.
Amiko tsy ny malagasy no manadino ny mivavaka, satria amiko ny malagasy dia olona mivavaka daholo(@ fo tsy miangatra fa tsy mila mihaino ny secte nany laha-kevitra hatolotra azy eto).
Avelao ny olona hifidy ny tiany fa tsy izay tianao no ho tiany.
Na ianao aza dia tsy sahy akory ny nilaza hoe iza ianao fa avelao ny olona hifidy ny tiany! Na dia ny fitiavan'Andramanitra aza dia milaza ny "choix" azon'ny olona hatao fa aza terena hoatran'io!
8. Samoana ( 29/01/2007 15:58)
HOY IANAO:INONA RE NO MAHATONGA ANTSIKA HO KELY FINOANA E?

HOY IZAHO: Taiza i niryna no nitsikilo le finoana kely mbĂ´ hananako :D?
9. xxx ( 29/01/2007 16:01)
HI!HI!HI!mpitsikilo ao @ secte io!:D
10. cutie ( 29/01/2007 20:14)
xxx [ Valio ] 29-01-2007 16:51:58
Lohateny : Re : HOY IANAO HOE TSY MARINA IZANY KANEFA...
Satria ny olona rehetra milaza ho mivavaka nefa tsy fantara ny marina dia manao fihetsika na fomba tsy mifanaraka @ izany ka mahakivy ny olona mivavaka.
Betsaka ny olona eto no milaza hoe mivavaka nefa ny hatao ao ambadika ao dia mampandoha matetika.
Amiko tsy ny malagasy no manadino ny mivavaka, satria amiko ny malagasy dia olona mivavaka daholo(@ fo tsy miangatra fa tsy mila mihaino ny secte nany laha-kevitra hatolotra azy eto).
Avelao ny olona hifidy ny tiany fa tsy izay tianao no ho tiany.
Na ianao aza dia tsy sahy akory ny nilaza hoe iza ianao fa avelao ny olona hifidy ny tiany! Na dia ny fitiavan'Andramanitra aza dia milaza ny "choix" azon'ny olona hatao fa aza terena hoatran'io!

miombon-kevitra:lol:
11. Zina ( 29/01/2007 22:19)
ny maha kely finoana antsika dia satria isika panota...
12. majesty ( 30/01/2007 09:17)
Ny fieritreretana an'izay ho hanina sy izay ho sotroina no mahatonga antsika ho kely finoana fa ho innn moa:(
13. Achia ( 30/01/2007 09:44)
Refa tsy ampy sakafo ny nofo dia kely hery , ny finoana dia mitoetra @ fanahy ka refa tsy ampy sakafo koa io fanahy io de kely ny finoana zany
14. Zina ( 30/01/2007 17:52)
ahona ndray zany kle hihihi motika ve no mahatonga ho kely finoana? hihihiih
15. cutie ( 30/01/2007 19:04)
refa nona ny kibo mivezivezy ny fanahy :-D
16. booboo ( 30/01/2007 19:35)
:-D
17. cutie ( 30/01/2007 19:43)
: Achia [ Valio ] 30-01-2007 10:44:33
Lohateny : Re : HOY IANAO HOE TSY MARINA IZANY KANEFA...
Refa tsy ampy sakafo ny nofo dia kely hery , ny finoana dia mitoetra @ fanahy ka refa tsy ampy sakafo koa io fanahy io de kely ny finoana zany

:lol::lol::lol:
merci Achia:wink:
18. Achia ( 31/01/2007 16:21)
tsy azon'i zina angamba ny tiako lazaina , rehefa tsy ampy sakafo ny fanhy dia kely koa izany ny finoana satria kely fahalalana ilay fanahy ; ny finoana an'ATRA no resahiko eto a!
19. Zina ( 31/01/2007 22:51)
Achia a oooooooooo azafady ie marina mihitsy izany ka...
20. niryna ( 03/02/2007 17:58)
Achia:

INONA KOA NO MAHATONGA NY OLONA HO KELY HERY ?


Tsy ampy ny finoany sady tsy manana fanantenana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.306