HOY IANAO HOE TSY MARINA IZANY KANEFA...

21. niryna ( 03/02/2007 17:59)
prime:

Fa maninona no sorabe daholo? :lol::-D:-D

niryna, achia> Fanontaniana koa izany an... :wink: misaotra... :)

Tsy misy maninona fa dia nosoratako fotsiny ilay olona roa samy faha manana ny heviny a

22. niryna ( 03/02/2007 18:00)
ndrena:

Mazava ho azy aloha e satria isika olombelona fa Izy kosa Andriamanitra ka


Izay indrindra ry ndrena a :D
23. niryna ( 03/02/2007 18:02)
prime:

ndrena> ka tsy "fatalité" ve izany ry ndrena? dia tsy misy azo atao intsony izany?:lol:


Tsy ho faty isika ry prime fa mila manana finoana dia miverina ny teny izay nomeny a
24. niryna ( 03/02/2007 18:43)
[quote=xxx]
Satria ny olona rehetra milaza ho mivavaka nefa tsy fantara ny marina dia manao fihetsika na fomba tsy mifanaraka @ izany ka mahakivy ny olona mivavaka.
Tsy anjarantsika no mitsara olona
Betsaka ny olona eto no milaza hoe mivavaka nefa ny hatao ao ambadika ao dia mampandoha matetika.

satria mbola tsy anjarantsika ihany no mitsara na tsara na ratsy ilay olona,anjarantsika ny manome hery sy mifanampy ary mivavaka azy
Amiko tsy ny malagasy no manadino ny mivavaka, satria amiko ny malagasy dia olona mivavaka daholo(@ fo tsy miangatra fa tsy mila mihaino ny secte nany laha-kevitra hatolotra azy eto).

Ny faniriana dia ny ho voavonjy isika rehetra
Avelao ny olona hifidy ny tiany fa tsy izay tianao no ho tiany.

Atra efa nanome antsika safidy na isika anaraka azy na tsia,tsy misy ny eny amin'ny habakabaka ry xxx:P
Na ianao aza dia tsy sahy akory ny nilaza hoe iza ianao fa avelao ny olona hifidy ny tiany!

satria ianao xxx foana no hanoratanao ny anaranao rehefa hifanohitra ny fivavahana.Mamela anao aho ry xxx ary enga anie Atra hombanao mandrakariva
Na dia ny fitiavan'Andramanitra aza dia milaza ny "choix" azon'ny olona hatao fa aza terena hoatran'io!


Tsy misy manery ny olona ry xxx a fa ianao angaha mahatsiaro ho teren'ny olona amin'ny tsy tokony ho izy?8-)8-)8-)

25. prime ( 23/02/2007 14:38)
niryna> Dia tohizo fa mbola betsaka no tafavoaka raha tohizana io nitondranao azy io...

Ohatra : HOY IANAO "Izaho noana lava...":lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4462