mila toro hevitra

1. xxx ( 28/01/2007 22:17)
tena mety ouz nareo oe mampiome le resaka fa tena marina possible ve oe mety aharitra ny fitiavana raha virtuel no nifankahalalana de jusque hatramzao satria mifanalavitra be ny toerana misy anay fa efa nifankahita virtuel de tonga de samy love de efa niresaka hatram hivady sy ny karazany de zah ndraindray otran tady tsy hino anlay iz de nefa zah tia be azy hatramzao tsy te hiaraka aminolona mintsy aho zany na tsy eo akaikiko ary iz de izy kou otran zay de mba inona tokony atao ry reto fe tena marina fa zay zay zany niesaka au moin afaka 6 mois amin vacance zany vao afaka ifankahita de zany misaotra
novalian'i Zina ny 01/02/2007 19:37
2. fasaly ( 28/01/2007 22:38)
raha tia be ianao amin'izao fotoana izao dia araraoty tsara aloha lay fahasambarana fa tsy ho hitanao eo ihany ve ny suite:roll: fa rehefa ndraindray miverena ety ambonin'ny tany ihany sao diso fanantenàna refa miaona aminy ohatra:wink:
tsy hoe rehefa fitiavana virtuel dia mety haharitra na tsia, misy aza anie lasa mpivady ny oul nifakatia teto e! fa io miankina amin'ilay fiaoanana realy mihintsy dia hita eo ny tohiny:°)
3. cutie ( 29/01/2007 02:59)
: fasaly [ Valio ] 28-01-2007 23:38:27
Lohateny : Re : mila toro hevitra
raha tia be ianao amin'izao fotoana izao dia araraoty tsara aloha lay fahasambarana fa tsy ho hitanao eo ihany ve ny suite fa rehefa ndraindray miverena ety ambonin'ny tany ihany sao diso fanantenàna refa miaona aminy ohatra

miombon-kevitra:lol:
4. booboo ( 29/01/2007 13:30)
xxx > asio teboka na faingo tsindraindray ihany f'aza atao mbambaray beeee na izany aza :°). Miombon-kevitra @ Fasaly kounkou.
5. henrie ( 29/01/2007 13:31)
azoko tsara mhts ny situation mahazo anao ry xxx fa ny important d ny fifankatiavanareo sy ny fahampitokisana d ny fiaonana d ny ambiny mande fotsiny .... raha anjaranareo d miaraka ianareo rehefa tsy d izay zany .... (l)sao d za ary io resahinao io ???:-D:-D:-D
6. bozylove ( 29/01/2007 18:43)
Aza adino fa virtuel eto e, na nifankahita antsary virtuel aza tandremo ihany. Eto anie revy sy fantasme daolo e!!!! Aza adino fa soratra ny eto dia alainao antsaina araka ny tinao ilay olona fa tandremo fa efa hita réele mety ho diso fanantena enao. Idéaliser nao ilay oloana nefa avy eo tsy araka ny eritreritrao efa hita réel. Tsy misy afa tsy mikoty réel ihany risie no tsara , tonga dia hita tarehy sy resaka vantana sa ahona hoy enao??? aty à nareo ve tsy ahitana akama fa aiza anareo izany ??? Ny tany rehetra any misy malagasy e!!!:^):lol:
Tsy azo tasapaina tanana ny eto , ecran fotsiny ny hitanao sy ataonao bisous hihihihi :-p
7. diamondra27 ( 29/01/2007 19:06)
asio voan'ny fanainga lavitra izy e!:-D:-D:-D

tonga foana any aminao izy , lol:-D:-D:-D
8. cutie ( 29/01/2007 19:22)
:-D:-D:-D:-D
9. xxx ( 29/01/2007 21:27)
mahery zany fanainga lavitr'i diamon zany ,asiko baiboly ao ambany ondako
10. sitlo ( 29/01/2007 21:46)
xxx> tsy haiko ny valiny fa mahita atao koa ianareo. lol
11. jhouhlambout ( 30/01/2007 00:48)
:@ tout est possible
12. Lalah ( 30/01/2007 02:22)
Dia ahoana raha miteraka virtuel eo, dia mety ho vavy ve sa lahy tahaka andrainy, efa noeritreretina ve zany?
13. nanas ( 30/01/2007 02:24)
Bonjour doly! ndry ty ry Lalah manapa-tsinay mintry
14. sasa ( 30/01/2007 05:00)
miombon-kevitra ama fasaly koa, saingy fantaro tsara aloha ilay olona fa misy rehefa tonga ny fotoana hihaonana d tsy mifanaraka tampoka
15. fasaly ( 30/01/2007 06:51)
izay mitsy mantsy ry sasa! hafa mitsy izy refa virutel fa refa miaoana tsy toy ilay izy eo am ecran e!:°)
16. tywa68 ( 30/01/2007 06:55)
faly miarahaba an'i henrie sy xxx hifankahita atsy ho atsy zany ê ! :-D:-D
17. ari.malala ( 30/01/2007 08:29)
dia tena sure ve enao fa izy koa toa anoa hoe tsy te hiaraka aman'olona? refa ao mabadiky ny ecran anie ka voateny daolo izay tiana tenenina rehetra e! sao sodokan'ny nofinofy fotsiny lahy!! miverena iany eto antany hoey ny namana ao ambonimbony ao zay e!
18. sonwin ( 30/01/2007 09:06)
xxx> reveo manja aloha ny amizao fa hitanao ihany refa mihaona e,fa asio doublure ihany mandram-pahatonga ilay fotoana :^):°):P;-)
19. henrie ( 30/01/2007 11:06)
tywa68:

faly miarahaba an'i henrie sy xxx hifankahita atsy ho atsy zany ê ! :-D:-D



tsy aleko v mifankahita @ao toy izay @h :-D:-D
20. fasaly ( 30/01/2007 13:13)
sonwin:

xxx> reveo manja aloha ny amizao fa hitanao ihany refa mihaona e,fa asio doublure ihany mandram-pahatonga ilay fotoana :^):°):P;-)


izany no tena efa zàtra azy zany:wink::-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1424