mila toro hevitra
21. vale
(
30/01/2007 16:58)
sonwin: :-D:-D, ka matetika lay doublure indray no mivadika lasa face koa:lol::lol::lol::°)
xxx: ataovy tsara aloha izay tena hifankafantarana misy2 koukou ee, toy ny fifampiresahana mivantana, fone indd2,etc,hahalalanao ny tena toatrany!:wink: satria moa zany nareo tsy afaka mihaona raha tsy vacc, de izao koa ataovy mintsy zay hifankahitàna @ ilay ol tinao io, sy hifaneraseranao @ bebe kokoa mbola hahalalana ny toetrany ihany:lol::wink:, rehefa azoazonao @ izay , ataoko fa tsisy olana ny hanatterahana ny fanirinareo, fa raha resaka virtuel, alou :roll:euuu, ... tsy de azo antoka ihany,fa ny tena halalanao hoe mety aminao ve lay ol na tsy, de ny fahitànao azy mivantana, sy fahalalànao ny tena toetrany, bonne chance:-*:D

22. kitjo
(
30/01/2007 17:17)
hhmm...
za aloha nahita tato araka ny teneniko atsy ambadika atsy @ ilay hoe "Nisy nahita vady tato ve"
fa za tsy mbola manambady azafady an! hahahha
fa grave be ny anareo izany raha tsy mbola nifankahita akory dia resaka vady...moramora ihany fa ohatra anay herintaona nifampiresahana teto sy t@ telephone ary par poste...
mihoatra ny 2 taona nifankahitana..fa ts mbola niara-npetraka akory an...
mihoatra hoy aho teo fa za tsy hilaza oe manao ahoana zahay izao...
ny azoko lazaina fts oe possible le izy fa aza maika tonga d oe hanambady zany fa ra toa izy na enao "love" tampoka mifanena @ olona "en direct" any...adinonao zany virtuel zany...marina e!
mariazy ah mariazy!!! aza alefa amzany aloha ny saina fa zay ifankahitana atao haingana fa refa mifankahita az ambola :?: gouvernement de transition...hahahaha
rehefa tena miaraka dia toy ny olona rehetra ihany raha mifankahalala tsara sy mifankazatra...misy ny raikitra ary misy ny rava!!!!!!!

26. vale
(
30/01/2007 18:37)
diamondra27:hihihihihihihihihi:°)
ny anay tonga de zaza no nipetraka =))=))=))
de aona? bébé virtuel sa bébé serasera
27. xxx
(
30/01/2007 19:34)
efa niainako io toerana misy anao io , ary tena hoe nifankatia tsy nisy otran zany zay , tamin ny virtuelle ary mifampiantso matetika koa , fa saingy rehefa niona dia ny fionana voalohana alo dia tena nahafinaritra tsy nisy otran zany fa saingy avy eo dia samy otran tsssss , tsy mety eh ny anay alo zay fa ny an ny sasany nitohy tsara satria mahafantatra ankizy niona teto koa aho ary hatra mizao dia mbola mitohy tsara ny fiharaha dry zareo , fa ararotymarina alo dien zao tia zao ary hiaino tsara mankafiza tsara , fa rehefa anjara ve tsy ho tanteraka eo iany
mirary soa eh
mirary soa eh
28. xxx
(
30/01/2007 22:11)
misaotra betsaka nareo rehetra , fa tena miady be ihany ny saiko ry zareo ,izy tena efa tsy te hiova hevitra tsony ;zah ndray ity no otran misalasala ,amile teniny vale fa na izaho aza otran tsy mety ny eritreritro amle doublure satria izy kou mino aho an fa tsy manao anzany satria zah afaka miantso anazy na amifiry na amfiry iz kou otranzay de ny loza fa tena saropiaro tsisy otran zany na izaho na izy de otran mampalahelo anahy zany le situation de te hiverina ety antany amin teninareo zah fa tena mbola tsy mety aloha zao atri lasa otran aretina le izy no tena marina tena mahavatra vo tonga ato antrano de eto tsy mahalala noana sy ny karazany tena mbola tsy voa otran ity aho ry azreo tena marina ange zany e
30. Zina
(
31/01/2007 03:51)
au moin afaka 6 mois amin vacance zany vao afaka ifankahita de zany misaotra
asa ny io no fotoana nufankahitanareo na tsy fa raha io dia tsy ampy izany... aza sia maimaika foana, diniho sy ataovy ny investigation... zany izy oe virtuel aloha dia tsy sur amiko e...
Mila mailaka ihany fa aza dia manao "blind date" oooo
31. kitjo
(
31/01/2007 05:05)
ka tandremo ary sao d ho lany andro eo e..
ny tenin' i xxx io ambony dia marina 100% ka za tsy mamporisika hoe mampirafesa fa aza miroboka be lotra @ le virtuel aloha fa ampionony ny saina hoe
aleo aloha rehefa mihaona hita tsara zay atao...fa mifampanao zetem zetem fts zao sns..:lol::-D

32. xxx
(
31/01/2007 20:28)
misaotra nareo rehetra de misy ho sainina tokoa fa tsy irery aty antany lavitra aty de mahereza daholo e