Ny niafaran'ny ben'ny tananan'Antananarivo

1. rabaradaka ( 28/01/2007 08:19)
Dia iny lasa Linistra iny izany ingahy Ben'ny tanàna. Fa masin-teny ihany ange rabaradaka ry zareo e, efa impiry no nilaza aho hoe mialà rehefa tsy mahavita ny tanàna dia iny izy no lasa. Fanesorana an-kolaka azy ihany ny fanendrena azy ho Ministra
novalian'i mercure ny 12/02/2007 18:44
2. Fiffi ( 28/01/2007 13:56)
zany an ? masin-teny ve ? le hoe ben'tanana tokony hanadio ny tanana ? :wink: heu....tsara kosa raha lasa minisitra lery sa ahoana ?
3. fijo ( 30/01/2007 23:14)
ka eo izy hafaka miasa bebe kokoa izao ko
4. mercure ( 12/02/2007 18:44)
Fa ahoana moa ry zalahy no hoe "ny niafarany"? Carrière politique mbola mitohy milay be izao ny azy? promotion ve ry zalahy hisy ohatr'izany fa fanesorana an-kolaka ahoana àry.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3146