Dia iny lasa Linistra iny izany ingahy Ben'ny tanàna. Fa masin-teny ihany ange rabaradaka ry zareo e, efa impiry no nilaza aho hoe mialà rehefa tsy mahavita ny tanàna dia iny izy no lasa. Fanesorana an-kolaka azy ihany ny fanendrena azy ho Ministra
Fa ahoana moa ry zalahy no hoe "ny niafarany"? Carrière politique mbola mitohy milay be izao ny azy? promotion ve ry zalahy hisy ohatr'izany fa fanesorana an-kolaka ahoana àry.