Ampitapitao

1. sitlo ( 26/01/2007 15:27)
Raha misy manana ny tonon'iny hira iny dia mba apasio aty amin'ny kofa.
Azafady indrindra.
Raha misy mp3 moa vao maika six.


Misy haiko kely ihany ilay izy fa tsy tadidiko tsara.

Ampitapitao amin'ny namako any
Ataovy mazava...
....
Atsika ny tany, atsika ny tany
Atsika ny vary, atsika ny vary
....
atsika daholo daholo daholo e
....

novalian'i elsifaka ny 10/07/2012 07:18
2. laalah ( 26/01/2007 16:17)
efa à l'ancienne be razoky ny hiranao any am RNM zao no misy ra mila enao
3. sitlo ( 26/01/2007 16:22)
izay misy afaka mihaino RNM dia mba alefaso ny tonony e

reny ry laalah no masaka be rehefa raikitra ny eny ambony vam ah
4. cutie ( 26/01/2007 16:25)
:-D
5. kelly13 ( 26/01/2007 16:28)
hihihi, tadidiko io hira io ry sitlo!!!! mampandihindihy mihintsiny :-D
6. Samoana ( 26/01/2007 16:38)
Ieeeeeeeeeeeh ! Ieeeeeeeeh(X5)
Ampitampitao e !Ampitampitao @ namako any.....

An'iza ny tany an'iza ny angady
an'iza ny saina an'iza ny vola
an'iza ny tany an'iza ny sandry
.....antsika daholodaholodaholo eeeeeeee !

chuuii ( sioka tokana:-D )

:cry:tsy maintsy mikaroka ny arshiva ndray fa be adino ny toniny:cry:
7. sitlo ( 26/01/2007 17:02)
zay tokotrany moa
lol

ny ahy tonga dia: antsika ny ... :lol:

ijerevo arsiva any mihitsy ry samoina fa tiako ianarana be io ah.
8. kitjo ( 27/01/2007 08:23)
hahahhaha
milay kosa aloha io hira io e

mila volontera mihaino RNM @ 10 maraina io no mandeha fa saingy tsy h@ farany....

ary tena hafa mihitsy ny fihainoko an'io hatrizay fa tsy reo tonony menareo ireo..hahahha

Noheveriko oe
Ampitapitao @ havako any e..
O ry vahoaka aaa...:-D:-D
9. Samoana ( 27/01/2007 10:45)
Kitjo/ @ farany no misy resaka vahoaka iny:
...Ampitampitao @ namako any
Ataovy mazava @ namako any
An'ny vahoaka ny tolona
Tsy maintsy mandresy ny tolona
Satria ny vahoaka no tompony
Tsy maintsy mandresy ny tolona
(Resaka tehaka sy style rapy ankehitriny fotsiny fa tsy misy mozika. Toa "jomak'ampama" no anaran'ny tarika raha tsy diso ny tadidiko:wink:)


" O ry vahoaka ..."io indray toa hiran'ny Arema mpande radio taloha kouh !
(ô ry vahoaka e eeee ! ô ry vahoaka 'zay manatrik'eto !
E ! n'avy any atsimo ! na avy any atsimo na avy any avaratra...De misy anaran-dratsiraka ,ets...)
10. lanto ( 27/01/2007 13:40)
Henohenoy eto aloha, mifangaroharo izy anatin'ity hira ity fa le ampitampitao io mihitsy ny voalohany : http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=angaredona
11. sitlo ( 27/01/2007 18:40)
I kitjo koa misenina.

Misaotra an'i Samoana aloha nanazava ny tantaran'ilay hira eh. Zay koa moa mbola zazakely tsy mahalala na inona na inona tamin'izany. Fa milay ilay izy kah.

Dia misaotra an'i Lanto koa, kay tsy mila maka alavitra fa radio vazo gasy fotsiny. lol.
Dia ny milay koa dia vao nanokatra rvg aho tonga dia efa nangatahin'i Samoana lay izy.

Mlay eh, revekoo
12. sitlo ( 27/01/2007 18:42)
Ohatra ny hahita an'i kelly13 handihindihy aho izany.
13. tslem ( 29/01/2007 10:19)
zany hono ry kelly13 a! tairotairo ao lé afindrafindrao e:-D:-D:-D:-D
14. Andriambelo ( 29/01/2007 10:40)
Ary adinonareo angaha ny "Manaraka" ?

'Tsika tsy hanaiky ny tsindrin-tsaranga mangeja antsika,
Satria ny madinika leo fangejana tsy maintsy mitsaotra,
Ary ny maro an'isa mandà fangejana tsy maintsy mandresy,
Dia ahoana koa, dia ahoana koa ny manaraka".
Tary kely zandrintsika
Tsy mba miditra an-tsekoly,
Fa torovana sy ngoly
Mirenireny rovi-damba.
Miasa maraina isan'andro
Kotsa ny oram-pahavaratra
Tsy mba mody ny atoandro,
Porté no mba filamatra".
Mitendry clavier eto aho dia miverina tsikelikely ny tonony.
Mandra pitendry indray e
15. kelly13 ( 29/01/2007 14:47)
hahahaha, maty aho valahako nandindy zouk tatsy ambadika tatsy, d aleo klou ny tongotra no manao pas kely bdb hihihi!!!

andriambelo>mba tsy arako indray io hiranao io

samoana>o r vahôka eeeee, hahahahaha, sy ny ao anaty boky menaaaaaaaa
16. sitlo ( 29/01/2007 21:30)
Tena diso hira indray ny zavavy fa tsy zouk izany io hira io. Ny azy angamba lazainy fa izay rehetra mandeha @ rvg tonga lazainy fa izy daholo. :winl:

Andriambelo> mbola tsy henoko indray io tohiny io. Asio mp3 indray hoe henoina.
17. kitjo ( 30/01/2007 03:42)
iza re no manana le hira fa lasa tena te hihaino mihitsy koa za zany...

18. Samoana ( 30/01/2007 17:46)
kitjo/ Angataho ao @ RVG fa io efa nomen'i Lanto io ambony io e !Ny tarika Rossy no miangaly azy ao ary rehefa nohainoko tsara dia fitambarana hira 4 io nataony "angaredona" io.Tafiditra ao koa io napetraky ny namana Andriambelo io
I Rossy moa t@ fiandohany niara-niasa akaiky t@ tropy "jomak'ampama" sy ny "hazo midoroboka". Mety izy aza no namorona ny tonony sasany sy nandrindra ny feo t@ izany araky ny eritreritro.
'saotra letsy sitlo nampifoha sôvenira a !
'saotra Lanto t@ fikarohana nalaky a:wink:

19. kitjo ( 31/01/2007 12:28)
okaye..
nostaljika mitsy ry samoana e..hhiihihi

refa @ 10 maraina le izy henoina dia toy ny maheno RNM mihitsy
20. kelly13 ( 31/01/2007 15:59)
sitlo:

Tena diso hira indray ny zavavy fa tsy zouk izany io hira io. Ny azy angamba lazainy fa izay rehetra mandeha @ rvg tonga lazainy fa izy daholo. :winl:

Andriambelo> mbola tsy henoko indray io tohiny io. Asio mp3 indray hoe henoina.



poikany, tsy diso zany za e, nisy hevitra 1 zouk tatsy d zay! :°) (inn io :winl: io zao??? mamorona ndray)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6497