FANAVAOZANA TANTERAKA NY FORUM FITIAVANA...

1. xl ( 25/01/2007 13:32)
HONO HO AHO RY IRETO,
HEVITRA NY AHY , MBA MAMAKIA IANAREO FORUM MOMBA NY FITIAVANA SY SEDUCTION , SEXUALITE AO @ WANADOO FA TENA MAZAVA BE LE IZY, SADY TSY MIOLANKOLANA
ATO VAO MAHITSIHITSY FITENY KELY DIA VOAFAFA
ASAKASAKAREO FA MAZOTOA DAHOLO
ANY INDRAY MIHAONA E
BE ZAVA BAOVAO
BISOUS
2. booboo ( 25/01/2007 13:39)
efa ho aza mivazavaza klou sa inn no maha-tezitra an'i xl ?

Raha tsy zay, taraiky beeee ingahy fa ndana jereo any @ dinika manokana hu hu hu
3. fasaly ( 25/01/2007 13:44)
eny wa! to mikikika nedala miteny anlay izy:?o^oo^oo^o xl ka izany maha forum an'i sera azy ary toy izay lazainao izay ny forum n'ny wanadoo:°)
manitsinitsia eto nge enao fa tonga de manao lala-manivaka be mahitsiny;-):-D
4. kelly13 ( 25/01/2007 13:46)
xl=extra large donky ataony mivazavaza b fôna refa manoratra izy sao tsisy mahita hihihi!!!
any @ dinika manokana marina ange misy ohatran'io an'i wanadoo io e, tsy hitako inn no mampivazavaza anao eo zao?
5. pimaso ( 25/01/2007 14:16)
BOBOO FASALY KELLY
MIALA TSINY , NAHOANA MOA NY CARACTERE MAJUSCULE NO TSY MAINTSY HOE TEZITRA LE OLONA
NA KOA MATAHOATRA SAO TSY HISY HAHITA?
PAS DU TOUT
AMIKO DIA OLONA FRANC / MAHITSY / MAZAVA TSARA
RA8 IL EST DROIT HEIN
LE DINIKA MANOKANA ANIE MISY FA TSY MANKAIZA E
FITIAVANA V NO HO RESAHINA DIA ANY @ DINIKA MANOKANA
COURAGE RA XL FA NY MPANENJIKA ANY AORIANA FA TSY HO ANY ALOHA RAHOVIANA A
FASALY : "manitsinitsia eto nge enao fa tonga de manao lala-manivaka be mahitsiny"
DINIKA NOFA NY ANAO
6. booboo ( 25/01/2007 15:04)
Pimaso > maneho fahatezerana, na olona mikiakiaka r'ingahy ny dikan'ny fanoratana majuscul a ! règle tsotra beee @ fifandraisana an-tsoratra zany. Mahatsiaro voahenjika angaha no hoe be bla hoe ny mpanenjika any aoriana :-D :-D:-D
7. fasaly ( 25/01/2007 15:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. fasaly ( 25/01/2007 15:35)
o^oo^oo^oo^oo^oo^o:-D:-D
9. kelly13 ( 25/01/2007 15:48)

pimaso>jereo kely azafady ny lalana momba ny serasera fa sora-baventy dia midika fikikiazana! iza no milaza anao fa resaka fitiavana iany no any @ dinika manokana? manenjika an'i xl @ inona mou ny ankizy? d ny oul manoratra madinika zany tsy franc, mikivilavila ary maizina? en plus mpanenjika? :-D:-D
10. pissoa ( 25/01/2007 16:10)
xl:

HONO HO AHO RY IRETO,
HEVITRA NY AHY , MBA MAMAKIA IANAREO FORUM MOMBA NY FITIAVANA SY SEDUCTION , SEXUALITE AO @ WANADOO FA TENA MAZAVA BE LE IZY, SADY TSY MIOLANKOLANA
ATO VAO MAHITSIHITSY FITENY KELY DIA VOAFAFA
ASAKASAKAREO FA MAZOTOA DAHOLO
ANY INDRAY MIHAONA E
BE ZAVA BAOVAO
BISOUS

Afaka miteny mivatambantana ato amin'ny serasera ... mandehana any amin'ny dinika manokana ony dia jerijereo ao izay toerana metimety aminao. Misy sehatra hoe "tsy misy bedy" ao (tsy tadidiko ny titre lava be) - angamba na tsy manaja olona koa aza mety tsy bedy any fa rehefa eto dia atao soratra kely fa tsy mikiakiaka otran'io :-D:-D:-D
11. fasaly ( 25/01/2007 16:39)
kelly::-D:-D:-D:-D eka ouz marina zany!!!
12. fasaly ( 25/01/2007 16:40)
vizana aho mitatatata de aleoko mi meme fotsiny:-D:-D:-D nareo mbola manan'aina hamaliana anlay oul tezitra ihany:-D:-D:-D:-D
13. kelly13 ( 25/01/2007 16:46)
aleo azavaina azy fa manjary mampalahelo izy tezidava d lasa ratsy taré b eo!!! hihihi
14. fasaly ( 25/01/2007 17:36)
marina zany !!! ry mipimaso zany toundé de rafale de gueule mbe mitsy:?:-D tsy aleo ve asina ny mi meme amzay mande be ny fotoana:°)
15. sitlo ( 25/01/2007 18:45)
Manatena ho Ra8 daholo koa ny olona izany dia milanja sora-baventy.

Raikitra ato ny girevy. Izahay aloha aleo manaraka amin'ny radio o^o
16. fasaly ( 25/01/2007 18:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. booboo ( 25/01/2007 19:28)
:-D:-D:-D
18. fijo ( 26/01/2007 06:11)
iza indray ireo tsy mahalala lalana momba ny fomba fanoratra ireo e?????
sa kosa le izy XL no mahatonga io soratra XXL io
19. pissoa ( 26/01/2007 07:58)
:-D:-D:-D
20. fasaly ( 26/01/2007 08:27)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0617