FANAVAOZANA TANTERAKA NY FORUM FITIAVANA...

21. fasaly ( 26/01/2007 10:01)
amiko tsy i xl no tena masika fa ny azy hevitra natsipy fa i pimaso no tena masika:wink::-D
22. narylala12 ( 26/01/2007 10:07)
slt amiko ny fitiavana dia mila koloina tsara ba hiroborobo.
23. fasaly ( 26/01/2007 10:19)
fita wa! tsy asina tezitezi-pona am tsy antony otrzao;-):-*
24. sasa ( 26/01/2007 11:00)
fa inona moa ny resaka fitiavana tsy voaresaka ato, raha ny resaka sexualite sy seduction indray mandehana any am dinika manokana d tantarao ao izay tianao lazaina rehetra fa any no sahaza anzany
Sady nisy lalana tato matoa niditra tato d manaiky izay ato d aza mitabataba loatra fa tsy mitondra mankaiza io e=))
25. dylan007 ( 26/01/2007 12:11)
Tsy hitako ze blem klou na maj na min no ampiasainy eh , ary maninona ary raha anontaniana azy sao dia tsy izay mitabataba izay no ao an-tsaina fa tiana ho mba remarquable tsotra fotsiny le hevitrany eh
26. xl ( 30/01/2007 09:32)
dylan007 > MERCI E ( fisaorana be mitafotafo ny dikan'lé majuscule )
( miniscule indray hoan'i marary fo rehetra )
izay fandraisanareo azy no comment : fa rehefa tafita ny hevitra tian'i bandy hambara dia basy
a sy mahoatsa koa , fatatso aby izay ataoko
MPIMASO : ATAOKO MAJUSCULE FA INY ILAY HIRAISAN TSIKA
OK FRERE A
hi!hi!hi!
veloma ny marary fo isany : efa soramadinika io sao dia misy mivadi-po eo indray ka hanahirana
antsooooo....................................................................................................::*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
27. booboo ( 30/01/2007 11:43)
:-D:-D:-D manao fara-teny ve fa tsy manaiky mihitsy hoe tsy nahay ny dikan'ilay fanaovana sora-maventy ? antsoooooooo ...
28. tsimatimanota ( 30/01/2007 11:53)
SENDRA NAHITA LE HEVITRA MIFAMALY :
AOKA HAZAVA FA :
NY SORA BAVENTY KOSA ALOA DIA MAZAVA FA MARIKY NY FAHATSORANA , OLO MAHITSY , TSY MIOLANKOLANA AMINAY E
NA IZA HILAZA NA IZA DIA IZAY NY HEVITRO
ARY IO TSISY RESAKA
dylan007, xl , mpimaso
bon courage e!
NY MPANENJIKA ANY AORIANA FA TSY ANY ALOHA
RAHA MISY VE BE MPANENJIKA TEO ALOA TSY INGAHY RAVALOMANANA FA TAFA FOANA E
IZA IZAO NO VERY TSY NY MPANOHITRA
AM BAVA HOMANA , AMPO MAHALALA
ENY ARY O!
29. Mpanjakaniakama2006 ( 08/02/2007 09:08)
Marina mihitsy izany e!
sady mitady le andevoko ihany a aminio!
Aiza e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071