Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?
1. niryna
(
25/01/2007 07:37)
'How are you going to get to Heaven?
Jaona 14:6 manambara antsika. Hoy Jesosy taminy:"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,Tsy misy olona mankany amin'ny Ray afa tsy amiko."
Ohabolana 16:25 " Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy kanjo lalana mivariana any amin'ny fahafatesana no iafarany."

novalian'i cutie ny 20/02/2007 16:50
2. pissoa
(
25/01/2007 08:17)
Toa dinika efa nandeha sady mbola mandeha ito :-D:-D:-D
pissoa:
"Jesosy irery ihany lanana ..." hoy ilay teny hay tsianjery. Efa maro ihany ny notanisaina teto raha resaka soratra masina. Narahina ary ve ilay lalana (sady lalana milay be an :-P ) sa tantaraina lava fotsiny hoe io ny lalana fa aleo ihany mandeha any amin'ny tsilo ? :-P:-D
3. prime
(
25/01/2007 08:58)
Ny hoe narahina ary ve ry pissoa tsy fanontaniana ankapobeny fa ho an'ny tsirairay dia mazava ho azy ny valiny koa dia an'ny tsirairay...
Fa ny tena fanontaniana mipetraka aza dia hoe : "Izaho ve anisan'ny hiditra any am-paradisa?" na koa hoe "Efa manana ilay antoka ve aho ka anisan'ny olom-boavonjy?" sy ny hoe "Voavonjy ve aho" na indrindra koa hoe "Efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny fiainana ve ny anarako?"...
Mazava ho azy fa an'ny tsirairay ihany koa no mamaly izany...
niryna> Toy ny miverina tokoa ny lohahevitra satria efa nataonao tao ambany tao io ary toa mbola tsy vita aza ny resaka tao mikasika ny lalana mankany amin'ny Ray... sa azonao faritana hoe inona no tianao ahatongavana eto ankoatra ny voalaza atsy ambany atsy?

4. rakaroka
(
25/01/2007 11:59)
Mety tsy haiko ilay lalana fa nahazendana ahy ny
réactionn'ny olona t@ fahafatesan'i Abbé Pierre (mpiahy ny tsy nanak'hialofana sy ny sahirana) hoe
"voavaky tamin'ny zavatra nataony ny baiboly! tsy tahaka ny mahazatra hoe mitatatata an'Atra tsy am-piheverana ny hafa ny olona!...."
dia nisy gazety namoaka sary hoe tonga any @ fiainan-tsy hita izy dia hoe: il y a des places pour tout le monde ici!...n'est-ce pas?....
Ny fahafatesana hono c'est le rencontre: chemin vers la lumière: toa tsy andriny aza ny ho faty!Ny velona indray hono no mampalahelo!NAHAVARIANA....

5. prime
(
25/01/2007 14:04)
rakaroka> Ny Apostoly Paoly efa ela no niteny hoe :
"Fa Kristy no anton'ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony." Filipiana 1:21... izany no filamatra ho an'ny mpino... i Abbé Pierre izany izao tonga amin'izany lalana izany ihany koa...
Moa tsy tsara va izany?:)

6. majesty
(
25/01/2007 14:25)
niryna:tsy efa io voavalinao io ihany ve io fanontaniana napetrakao io:lol:
7. prime
(
25/01/2007 15:20)
majesty> Raha ny izy dia efa voavaly efa ela ito fanontaniana ito fa azoko ihany ny antony mahatonga an'i niryna mamerina foana ilay izy satria toa hitany misy be famaliana angamba ka mahasahy mandà ny voalazan'ny soratra masina fa izay fampianarana azony ihany no hamafisiny ato...
8. pissoa
(
25/01/2007 17:03)
Mety tsy izany koa fa mety misy heveriny hoe tsy mamaky na mandray an-tendrony toa azy (sy Prime) ato :-D:-D:-D
9. simplex
(
25/01/2007 18:18)
Ra toa ka tsy misy ny paradisa d tsy ho tonga any mintsy :°)
in no atao hoe paradisa? Misy v ny paradisa? :-w:-w
10. tywa68
(
25/01/2007 19:06)
Simplex : sao dia tsara valiana ny fanontaniana fa tsy mametraka sujet hafa ? :lol:
Zaho aloha dia tsy hamaly satria mbola miezaka manao ny mety arakarak'ilay finoako ê !

11. cutie
(
26/01/2007 03:21)
Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?
araho jesosy
sa tsy zay moa ry prime sy ny tariny :wink:
13. majesty
(
26/01/2007 05:18)
cutie: mba ilazao paradisa hafa avy any amin-ndry koa alou za ampitahaina fa sao d mba intéréssant:D
njy manko manana fijery somary hafahafa zay d mahafinaritra b :):):)

14. ndrena
(
26/01/2007 09:12)
Ny Paradisa dia entina ilazana ny toerampahasambarana hifaranan'ny dian'ny olona mpanaraka an'Andriamanitra.Tokana anefa ny lalana makany araka ny voalaza eo ambony ihany:Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana hoy Jesosy,tsy misy olona mahazo mankany @ Ray afatsy @ alalako(Jesosy).Noho izany dia izay hahatongavanao ao @ Jesosy zany no tena zava-dehibe ary ny fahatsapanao fa tena efa ao Aminy ianao,izay ilay lalana.Tongava soa ao daholo e
16. cutie
(
26/01/2007 13:42)
majsety
sady ny tena andrasan'ny be sy ny maro eto le efa nolazain'i ndrena io :lol:

18. Zina
(
26/01/2007 15:21)
ndrena [ Valio ] 26-01-2007 10:12:35
Lohateny : Re : Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?
Ny Paradisa dia entina ilazana ny toerampahasambarana hifaranan'ny dian'ny olona mpanaraka an'Andriamanitra.Tokana anefa ny lalana makany araka ny voalaza eo ambony ihany:Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana hoy Jesosy,tsy misy olona mahazo mankany @ Ray afatsy @ alalako(Jesosy).Noho izany dia izay hahatongavanao ao @ Jesosy zany no tena zava-dehibe ary ny fahatsapanao fa tena efa ao Aminy ianao,izay ilay lalana.Tongava soa ao daholo e
Amen
19. prime
(
29/01/2007 14:53)
pissoa:... :-D:-D:-D... misaotra e...
Mety tsy izany koa fa mety misy heveriny hoe tsy mamaky na mandray an-tendrony toa azy (sy Prime) ato
Aleoko ihany mandray an-tendrony raha ny fizaràna ny Tenin'Andriamanitra, Masina sy Mahery ary Marina no lazaina ho izany...:)
20. LazaDaddy
(
30/01/2007 03:46)
niryna:Tsy misy FOMBA azo atao na FAHENDRENA sy FAHAIZANA azo ampiharina mba ahatongavana any, fa fahasoavan'Andriamanitra no ahatongavan'izay ho tonga any.