Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?
22. cutie
(
31/01/2007 01:34)
LazaDaddy [ Valio ] 30-01-2007 04:46:40
Lohateny : Re : Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?
Hoy i niryna:
Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?
Tsy misy FOMBA azo atao na FAHENDRENA sy FAHAIZANA azo ampiharina mba ahatongavana any, fa fahasoavan'Andriamanitra no ahatongavan'izay ho tonga any
mivadibadika koa izy zany :roll:
23. Zina
(
31/01/2007 03:11)
cutie a,
tsy mivadibadika zany retsy a...
ny tiany ho lazaina eto dia ny fahasoavan'Andrimanitra zany no ahatongavana any @ paradisa...hihihih:wink:
tsy mivadibadika zany retsy a...
ny tiany ho lazaina eto dia ny fahasoavan'Andrimanitra zany no ahatongavana any @ paradisa...hihihih:wink:
24. prime
(
31/01/2007 14:45)
cutie:...:-D:-D=D=D=D... izay mihitsy kah... fa ianao angaha tsy hanaraka?...:lol::-D
araho jesosy
sa tsy zay moa ry prime sy ny tariny
cutie:...=D=D=D... dia tena iainana sao atao tsianjery eo fotsiny...:lol::-D
adiniko
@ alalan'ny baiboly no anarahina azy
25. cutie
(
01/02/2007 00:21)
Hoy i cutie:
adiniko
@ alalan'ny baiboly no anarahina azy
...... dia tena iainana sao atao tsianjery eo fotsiny...
tsy misy tadidy ze ao raha atao tsianjery :-D
26. xxx
(
02/02/2007 12:59)
Tsy ho tonga any am-paradisa izany ny rehetra raha tsy manana an'i Jesosy izay tompon'ny tenany sy mpamonjy azy
27. niryna
(
02/02/2007 22:49)
LazaDaddy:
niryna:Tsy misy FOMBA azo atao na FAHENDRENA sy FAHAIZANA azo ampiharina mba ahatongavana any, fa fahasoavan'Andriamanitra no ahatongavan'izay ho tonga any.
Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?
Tsy azoko tsara ny tian'i lz ho lazaina.Raha ny fitiavan'Atra ve tsy satriny isika rehetra no hanaraka azy,samy nomeny fahasoavana daholo isika fa isika no manantsafidy ka
28. dadie
(
08/02/2007 16:50)
niryna:
'How are you going to get to Heaven?
Jaona 14:6 manambara antsika. Hoy Jesosy taminy:"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,Tsy misy olona mankany amin'ny Ray afa tsy amiko."
Ohabolana 16:25 " Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy kanjo lalana mivariana any amin'ny fahafatesana no iafarany."
Raha oatra ka mivavaka sy ny manao ny marina ary ny manao ny soa rehetra no lalana makany am paradisa d voalohany alo tsy nisy ny figadrana ;ny fitaka;ny adalana fa nanao zay nahatsara ny tenany aby ny olon drehetra
Eny mivavaka aho ary ato an tsaiko sy ny foko ny oe misy ny paradisa ;ny afo b sns ...;nefa ra za manokana alo ra tsy tonga any am iray amireo toerana ireo aho tsy afaka ny amaly ny fanotaniandry satria sarotra amiko lay fanotaniana
29. prime
(
13/02/2007 06:43)
niryna:... hazavao azfd raha azo atao...:lol:
Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy kanjo lalana mivariana any amin'ny fahafatesana no iafarany."
30. lamie
(
13/02/2007 19:54)
mivàvà niryna, mangataha famelan-keloka ary araho ny didy folo dia ho tonga any ianao e!
32. LazaDaddy
(
15/02/2007 02:14)
niryna:manan-tsafidy tokoa isika. KANEFA tsy misy na inona na inona azontsika atao mba ahavonjy antsika.
Tsy azoko tsara ny tian'i lz ho lazaina.Raha ny fitiavan'Atra ve tsy satriny isika rehetra no hanaraka azy,samy nomeny fahasoavana daholo isika fa isika no manantsafidy ka
Ny fanontanianao mantsy dia hoe: "Ahoana no fomba ahatongavanao any paradisa?" "Efa vita" Hoy i Jesoa.
Na hoy ianao @ teny tsy fantatra hoe: "How are you going to get to Heaven?". Dia valiako hoe:
There's ABSULUTELY NOTHING you can do, and you can't work it out!! "It is finished!", Jesus said!
34. LazaDaddy
(
15/02/2007 19:22)
prime> Jesosy itehafana fa Izy no nilaza ilay hoe "VITA" fa tsy izaho, ary tena "vitany" tokoa na dia namoizany ny rany aza:)
36. prime
(
16/02/2007 10:41)
LD> ka ny tehaka ataoko midika hoe mitovy hevitra aminao aho fa tsy hoe midera anao akory...:)
fa dera tokoa ho an'Andriamanitra @ izany lazainao izany...
cutie> hay enao mahay miteny @ fiteny tsy fantatra an...:-D:-D
fa dera tokoa ho an'Andriamanitra @ izany lazainao izany...
cutie> hay enao mahay miteny @ fiteny tsy fantatra an...:-D:-D
37. cutie
(
16/02/2007 17:03)
cutie> hay enao mahay miteny @ fiteny tsy fantatra an...
nareo io
tsy azoko ny lazainareo ka zay no lazaiko we miteny @teny tsy fantatra ndray reto:-D
38. xxx
(
17/02/2007 00:07)
cutie:
cutie> hay enao mahay miteny @ fiteny tsy fantatra an...
nareo io
tsy azoko ny lazainareo ka zay no lazaiko we miteny @teny tsy fantatra ndray reto:-D
Finoana an'i Jesosy,fanarahana ny didiny, irery no ahatongavana any paradisa.
40. prime
(
20/02/2007 05:56)
cutie> ka hoe "efa vita" ka teny tsy fantatra ve izany?...
Rehefa tanteraka ny asam-pamonjeny mantsy dia hoy izy :
"28 Ary rehefa afaka izany, dia fantatr'i Jesosy fa efa vita ny zavatra rehetra tamin'izay, mba hahatanteraka ny Soratra Masina, dia hoy Izy: Mangetaheta Aho.29 Ary nisy bakoly feno vinaingitra nipetraka teo; ary nisy sipaonjy feno vinaingitra notohiziny tamin'ny hysopa ka nataony tamin'ny vavany.30 Ary rehefa nanandrana ny vinaingitra Jesosy, dia nanao hoe: Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahiny." Jaona 19:28-30