hira namana

1. fijo ( 24/01/2007 06:02)
raha mba mifidy hira ho fahalalana ny "namana serasera"isika,dia inona no tiantsika.
-namana"tsiakoraka"
sa inona????mahaleo koa toa misy hira miresaka io namana io.
novalian'i fijo ny 31/01/2007 22:40
2. kitjo ( 24/01/2007 07:41)

Za ko saika hanao oe

namana - Tsiakoraka

na "Raha mila fanampiana"- Mahaleo
3. kitjo ( 24/01/2007 07:42)
fa ato ange misy manana ainam-panahy grave be ka maninona raha mamorona e...

mamorona fts na atao endrika fifaninana

sao d tokony ary @ "Momba ny takelaka" ity? atao any koa fa tsy oe afindra akory!
4. booboo ( 24/01/2007 10:35)
" Namana " Tsiakoraka kounkou
5. andry08 ( 24/01/2007 11:56)
Tena mety io!
6. kelly13 ( 24/01/2007 12:30)
namana poopy kou tsy ratsy
7. caprio ( 24/01/2007 12:41)
Taraiky be doly nareo fa i fiffy efa nandefa dinika momba anio ka efa eo ampanomanana zao sika
8. booboo ( 24/01/2007 12:43)
iza lé "sika" ?
9. kitjo ( 24/01/2007 14:07)
caprio> tsara izany k...fa aleo tara toy izay tsisy mitsy..hihi

d aiza ho aiza izany izao?
Namana firy no nifidy? mba alefao eo hoe ilay dinika ry caprio?

am-panomanana??? efa nanomboka v zany
10. fijo ( 24/01/2007 21:40)
raha misy mahay mamorona feony za afaka manoratra toniny.
11. cutie ( 24/01/2007 22:28)
namana tsiakoraka koa ny ahy :lol:
12. mandrindra ( 24/01/2007 22:52)
namana- jean rigo
13. cutie ( 24/01/2007 22:57)
mbola tsy henoko zany :lol:
14. caprio ( 24/01/2007 23:39)
Fijo:ka zay mintsy anie no hilana anareo e!alefaso ny tonony dia manaraka ho azy ny zavatra rehetra
Kitjo:za mbola tsy mahay mamerina ilay dinika fa donendrina be fa mandehana fotsiny ao @ilay lohahevitra we eritseritra mandalo dia jereo ao fa misy we hiran'i serasera ao napetraky Fiffi
15. fijo ( 25/01/2007 22:58)
ok ao fa hiezaka ny hanoratra toniny ary aho e
16. kitjo ( 26/01/2007 04:41)
ok caprio

fijo> mahatoky anao ny firenena e!
maka inspiraka tsara mitsy
17. sitlo ( 26/01/2007 15:23)
"namana" ricky
18. fijo ( 26/01/2007 22:08)
kitjo ,aoka klo hanamaina kely ary
19. xxx ( 26/01/2007 22:47)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4595b22797277
20. kitjo ( 27/01/2007 08:26)
tsy azoko ny tian xxx ahatongavana...

fijo> sao d lasa ambony lotra ra zany le!!!
alaivo miadana ihany k
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3832