hira namana

21. Fiffi ( 28/01/2007 14:03)
hummm...de ahoana hiany le hira eh ? inona hiany no hatao ?
22. kitjo ( 28/01/2007 17:16)
miandry ny inspirak' i fijo akia zany an!
sa ndry efa namorona?

fa zay afaka mamorona ange afaka to d manome e...ampitahaina na ampifanampiana avy eo

hevitry ny maro mahataka-davitra
23. chipie1 ( 28/01/2007 19:58)
ato am namana ngé ka mba misimisy artista iany e , dia tsy mamaly eto amlé dinika akory fa ilaozandry zareo mijerijery ao fotsiny zao :-P
alefaso fiffi aa!
24. tslem ( 29/01/2007 10:26)
fijo >>> miandry ny tonony avy any aminao ny vahoaka iray manontolo faza ela e
25. fijo ( 30/01/2007 23:06)
eka wa fa mbola hanamaina kely fotsiny aho ko
26. tslem ( 31/01/2007 08:24)
ary sao d mety koa ilay hoe "toa mpiray tampoo" an'i Mamy Gotso
27. lapino ( 31/01/2007 11:29)
mandrindra:
namana - jean rigo

ie :D
28. kitjo ( 31/01/2007 12:30)
mba ts haiko ndray zany an Mamy Gotso zany ry tslem
29. fijo ( 31/01/2007 22:40)
tsy haiko koa izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2986