tia zouk ve ianao...indreto hira zouk maro dia maro henoinao
1. hira72
(
23/01/2007 22:01)
tsikaritro nony aho nanisy hira zouk gasy tamin'ny site dailymotion voalohany fa tena tsara ny zouk gasy
Ho faankasitrahana ireo nankafy izany dia ity misy lien nataoko misy ireo zouk ato an-trano
azonao henoina mivantana:
tsindrio eto
na
tsindrio eto
Mbola sombiny ihany io
an-jatony ny hira zouk ato an-trano ato,maro ireo havana sy akama antillais eto frantsa manome zouk dia ampiako raha misy mankafy

novalian'i hira72 ny 25/01/2007 14:47
5. diamondra27
(
24/01/2007 10:27)
hira72/ bonané, masaka e! hay 'zay no tsy nahitana anao tsony an! :-*:-*:-*
ary le hira we: Aime-moi plus fort de PERLE LAMA
ngah ao anatin'io?
c'est mon préféré après an'i maldon de zouk machine
ary le hira we: Aime-moi plus fort de PERLE LAMA
ngah ao anatin'io?
c'est mon préféré après an'i maldon de zouk machine
6. hira72
(
24/01/2007 11:17)
aza taitra ho avy daholo ireo zouk fantatrareo rehetra.Eo ampikarakarana ireo aho io .Maro no zouk ato an-trano ato fa ny fotoana no tsy dia misy.
Malheureusement mila misoratra anarana vao afaka manao comment.
aza misalasala misoratra e!amin'izay angamaba mba hazoto kokoa aho hanisy hira :))
Indrindra mba tiako raha manisy ireo tononkira ianareo ao amin'ny comment.