Andriamanitra sy Abrahama,Jesosy sy Isaaka

1. niryna ( 19/01/2007 21:19)
Andao isika hamaky baiboly kely androany fa tsy hijery TV e :P:P:P
Misy fomba hitovizany sy hifandraisany ireo voalaza anarana eo ambony ireo.Vakio ny Gen:20.
Inona no toetra hitovizany :?:
novalian'i prime ny 30/01/2007 12:30
2. LazaDaddy ( 19/01/2007 22:19)
niryna:
Andao isika hamaky baiboly kely androany fa tsy hijery TV e :P:P:P
mazotoa mifehy tena sy mitia mianatra ny Tenin'andriamanitra. Dia aoka averiko aminao io teninao io fa izany TV izany efa fahagola no tsy nojereko :). Ny ahy amidiko raha ilainao :)

ilay fipetraky ny adihevitra idray dia manjavozavo be sy mampanahy aza ny "parallel" nataonao hoe:

Andriamanitra Abrahama
Jesosy Isac
Baiboly TV

niryna:
Inona no toetra hitovizany :?:

[/quote]

3. jhouhlambout ( 20/01/2007 00:24)
4. scorpion ( 20/01/2007 11:15)
misy raha la terra :@
5. niryna ( 21/01/2007 06:01)
LazaDaddy:

niryna:
Andao isika hamaky baiboly kely androany fa tsy hijery TV e :P:P:P
mazotoa mifehy tena sy mitia mianatra ny Tenin'andriamanitra. Dia aoka averiko aminao io teninao io fa izany TV izany efa fahagola no tsy nojereko :). Ny ahy amidiko raha ilainao :)

ilay fipetraky ny adihevitra idray dia manjavozavo be sy mampanahy aza ny "parallel" nataonao hoe:

Andriamanitra Abrahama
Jesosy Isac
Baiboly TV

niryna:
Inona no toetra hitovizany :?:

[/quote]

Tena tsy namaky baiboly ianao izany kou
6. prime ( 22/01/2007 10:37)
niryna> Sao diso teny ianao fa ny tantaran'i Abimeleka sy Saraha no ao amin'ny Genesisy 20...

Ny amin'ny hoe fomba itovian'ireo anarana ireo dia "mampanahy" tokoa araka ny lazain'i LD fa tsara raha tarihinao ny hevitra tianao ahatongavana fa toa lasa ianao indray no mitady hampijery TV eto...
7. niryna ( 23/01/2007 07:33)
prime:

Misaotra an'i prime namaky baiboly.Jereo amin'izay ary ny Genesisy 22. Soavadia e :P:P

8. prime ( 23/01/2007 10:11)
niryna> :-D

Ny itoviany hoy ianao? tariho ary hoe ny hevitrao...

Andriamanitra Ray raha nahafoy ny Zanany dia ho famonjena ny olona mpanota, izany hoe famonjena aina (fanahy)... fa i Abrahama dia tsy nanana antony manokana nahafoizany ny zanany afatsy ny baikon'Andriamanitra ihany...

Fa Isaka tsy maty fa Kristy maty...

Ento ny hevitrao amin'izay...
9. booboo ( 23/01/2007 11:55)
Niryna > Namaky ihany zà fa tsy hitako zao "fomba" lazainao fa itovizan-dreo zany
10. prime ( 24/01/2007 10:50)
Nir> ny hevitrao?...
11. cutie ( 25/01/2007 02:23)
mazotoa mifehy tena sy mitia mianatra ny Tenin'andriamanitra. Dia aoka averiko aminao io teninao io fa izany TV izany efa fahagola no tsy nojereko . Ny ahy amidiko raha ilainao

:-D:-D:-D:-D
hay ve misy TV ao fa i LD te hivarotra e :-D
12. cutie ( 25/01/2007 02:27)
Andriamanitra sy Abrahama,Jesosy sy Isaaka

Za moa tsy namaky fa tonga de raisiko an-tendrony izy ty :-D

Ny itovizany
Atra =ray
Abrahama =ray
jesosy =zanaka
Isaka = zanaka

fa i Abrahama dia tsy nanana antony manokana nahafoizany ny zanany afatsy ny baikon'Andriamanitra ihany...

Finoany ka :lol:
13. LazaDaddy ( 25/01/2007 03:05)
booboo:
Niryna > Namaky ihany zà fa tsy hitako zao "fomba" lazainao fa itovizan-dreo zany
io fomba io mihitsy no mampanahy be @ ilay fampitahan'i niryna. Asa sao dia mba tsy fantatsika ary ny dikan'izany hoe "fomba"? Tena tsy mahalala fomba isika raha izay no izy =))
14. prime ( 25/01/2007 12:03)
cutie> eny e... ny finoany no nanantanterahany ny baiko... dia izany ve no mampitovy azy amin\'Andriamanitra?

Ny voalazako dia hoe, Andriamanitra matoa nahafoy ny Zanany dia satria nametraka \"missions\" ho amin\'izany Izy, ho famonjena ny mpanota... fa i Abrahama angaha nanana izany?:roll:

Ny amin\'ny hoe fomba tokoa dia toa mahasadaikatra ihany koa ny ilazàna fa misy itoviany... sy ifandraisany... hazavao ny hevirt\'i nyrina...

Amiko manokana ny fahafahan\'ny Zanak\'Israely avy tamin\'ny fanandevozana avy tany Egypta no misy taratra ifandraisany kokoa tamin\'ny nahafatesan\'i Kristy teo amin\'ny hazofijaliana... fa tsy ny nanolorana an\'i Isaka loatra... sa ahoana hoy ianareo?
15. cutie ( 25/01/2007 22:22)
: prime [ Valio ] 25-01-2007 13:03:12
Lohateny : Re : Andriamanitra sy Abrahama,Jesosy sy Isaaka
cutie> eny e... ny finoany no nanantanterahany ny baiko... dia izany ve no mampitovy azy amin'Andriamanitra?

nga nisy nilaza teo we mampitovy azy @Atra :roll:
16. niryna ( 27/01/2007 06:29)
prime:

niryna> :-D

Ny itoviany hoy ianao? tariho ary hoe ny hevitrao...

Andriamanitra Ray raha nahafoy ny Zanany dia ho famonjena ny olona mpanota, izany hoe famonjena aina (fanahy)... fa i Abrahama dia tsy nanana antony manokana nahafoizany ny zanany afatsy ny baikon'Andriamanitra ihany...

Fa Isaka tsy maty fa Kristy maty...

Ento ny hevitrao amin'izay...

=D=D=D
17. niryna ( 27/01/2007 06:31)
prime:

Nir> ny hevitrao?...

AZafady fa mbola namaly hevitra tany amin'ny hafa aho.

18. niryna ( 27/01/2007 06:34)
cutie:

Andriamanitra sy Abrahama,Jesosy sy Isaaka

Za moa tsy namaky fa tonga de raisiko an-tendrony izy ty :-D

Ny itovizany
Atra =ray
Abrahama =ray
jesosy =zanaka
Isaka = zanaka

fa i Abrahama dia tsy nanana antony manokana nahafoizany ny zanany afatsy ny baikon'Andriamanitra ihany...

Finoany ka :lol:

=D=D=D=D Bravo cutie, asio famakiana ilay baiboly fa tsy misy 10mn akory dia voavakinao ilay boky sarobidy
19. niryna ( 27/01/2007 06:37)
LazaDaddy:

booboo:
Niryna > Namaky ihany zà fa tsy hitako zao "fomba" lazainao fa itovizan-dreo zany
io fomba io mihitsy no mampanahy be @ ilay fampitahan'i niryna. Asa sao dia mba tsy fantatsika ary ny dikan'izany hoe "fomba"? Tena tsy mahalala fomba isika raha izay no izy =))

=))=))=))=))=))Azafady ry laza fa malala fomba be ianareo ka. Vakio tsara ilay Genesisy 22 e! raha namaky ny hafatry ny namana ianao dia namaky Gen 20 aloha dia avy eo 22. Jerevanao fa miandry aho dia alefako amin'izay ny valiny fa matin'i prime eto aho'kouo^o

20. niryna ( 27/01/2007 06:40)
prime:

cutie> eny e... ny finoany no nanantanterahany ny baiko... dia izany ve no mampitovy azy amin\'Andriamanitra?

Ny voalazako dia hoe, Andriamanitra matoa nahafoy ny Zanany dia satria nametraka \"missions\" ho amin\'izany Izy, ho famonjena ny mpanota... fa i Abrahama angaha nanana izany?:roll:

Ny amin\'ny hoe fomba tokoa dia toa mahasadaikatra ihany koa ny ilazàna fa misy itoviany... sy ifandraisany... hazavao ny hevirt\'i nyrina...

Amiko manokana ny fahafahan\'ny Zanak\'Israely avy tamin\'ny fanandevozana avy tany Egypta no misy taratra ifandraisany kokoa tamin\'ny nahafatesan\'i Kristy teo amin\'ny hazofijaliana... fa tsy ny nanolorana an\'i Isaka loatra... sa ahoana hoy ianareo?

Bravo prime,andao ry reto isika hitady toerana fampianarana baiboly fa misy iray tena mahay eto,prime no atao mpitarika ,izaho hanao sekretera fa afaka mamaly kely ihany izay haiko8)8)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2047