Andriamanitra sy Abrahama,Jesosy sy Isaaka

21. booboo ( 27/01/2007 12:09)
Mandrak'ity klou dia mbola tsy voavaly ihany ilay "fomba" e ....
22. cutie ( 27/01/2007 12:11)
Bravo prime,andao ry reto isika hitady toerana fampianarana baiboly fa misy iray tena mahay eto,prime no atao mpitarika ,izaho hanao sekretera fa afaka mamaly kely ihany izay haiko

i prime ry Niryna mampatahotra
za tsy vonona:-D
23. niryna ( 28/01/2007 06:41)
cutie:

Bravo prime,andao ry reto isika hitady toerana fampianarana baiboly fa misy iray tena mahay eto,prime no atao mpitarika ,izaho hanao sekretera fa afaka mamaly kely ihany izay haiko

i prime ry Niryna mampatahotra
za tsy vonona:-D


Fa ahoana cutie?
24. niryna ( 28/01/2007 06:44)
booboo:

Mandrak'ity klou dia mbola tsy voavaly ihany ilay "fomba" e ....


Booboo a raha tsy mahadiso dia jereo ery amin'ilay hoe Abrahama sy Isaka,inona no zavatra azo tsoahina.Mitovitovy an'io ilay izy ,hevitra niditra farana Gen 22.Misaotra betsaka:D
Niryna
25. cutie ( 29/01/2007 03:01)
Fa ahoana cutie?

izy hafahafa koa:-D
26. prime ( 29/01/2007 10:44)
cutie> :-D:-D:-D... hafahafa...=))... tena tsy azoko fa mba avelao aloha... :-D:-D:-D
cutie:
nga nisy nilaza teo we mampitovy azy @Atra
... ny fanontanian'i niryna no valin'io... ka raha niteny ianao hoe "ny finoany", dia mamaly ny "fanontaniana lohahevitra" ve izany? izay no nahatonga ahy niteny hoe "eny ny finoany tokoa no nanolorany ny zanany"... fa izany ve nefa no mampitovy azy amin'Andriamanitra araka ny fanontanian'i niryna?...:wink:

...izay manao hoe :
Misy fomba hitovizany sy hifandraisany ireo voalaza anarana eo ambony ireo.Vakio ny Gen:20.
Inona no toetra hitovizany

27. cutie ( 29/01/2007 13:02)
ny fanontanian'i niryna no valin'io... ka raha niteny ianao hoe "ny finoany", dia mamaly ny "fanontaniana lohahevitra" ve izany? izay no nahatonga ahy niteny hoe "eny ny finoany tokoa no nanolorany ny zanany"... fa izany ve nefa no mampitovy azy amin'Andriamanitra araka ny fanontanian'i niryna?...

i prime ange no novaliako t@ io fa tsy i Niryna e:-D
Izy wa mbola hafahaf foana :-D
28. prime ( 30/01/2007 12:30)
cutie> ok...:-D:-D ... =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5296