BONNE ANNEE 10% FONCTIONNAIRE
4. bazylou
(
18/01/2007 12:47)
10% ,nefa ianao aza tsy miakatra mikandra mihitsy vee!! sady amin'izay miavona ery rehefa ao amin'ny birao fa nahazo 10%!!! tsssss
7. xxx
(
18/01/2007 19:12)
t@ kabarin'ny filoha dia nisondrotra ny karamampanjakana mantsy, hita eo ny manaraka,minoa fotsiny ihany!
8. Fiffi
(
18/01/2007 21:05)
bazylou:de raha tsy mikandra mihintsy ve ry zareo ry bazylou nahitana zao vokatra zao ?
10% ,nefa ianao aza tsy miakatra mikandra mihitsy vee!! sady amin'izay miavona ery rehefa ao amin'ny birao fa nahazo 10%!!! tsssss
9. xxx
(
18/01/2007 21:49)
ny vidiny vary sy ny hena koa anie nisondrotra 10% fa nga hodianareo tsy hita e,
13. xxx
(
19/01/2007 22:14)
saika nisondrotra hono ny fahefamividy ny vahoaka malagasy e efa henonareo???
14. dongadonga
(
21/01/2007 08:50)
miasa mafy miasa tsara fa efa nahazo bonané ,aza kivy ,mahereza 10% ,mifalia @zay kely azo éh=D=D=D=D
