BONNE ANNEE 10% FONCTIONNAIRE

1. xl ( 18/01/2007 09:11)
BONNE ANNEE 10% FONCTIONNAIRE
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:23
2. fijo ( 18/01/2007 10:46)
de ahoana?
3. Fiffi ( 18/01/2007 12:35)
de tsara sa ratsy ?
4. bazylou ( 18/01/2007 12:47)
10% ,nefa ianao aza tsy miakatra mikandra mihitsy vee!! sady amin'izay miavona ery rehefa ao amin'ny birao fa nahazo 10%!!! tsssss
5. Fiffi ( 18/01/2007 13:55)
ben ...c'est mieux que rien non ? :-D:-D
6. xl ( 18/01/2007 14:53)
merci fiffi
bon week end
l'année prochaine, sera 20%
confiance mes amies
bisous
à demain
7. xxx ( 18/01/2007 19:12)
t@ kabarin'ny filoha dia nisondrotra ny karamampanjakana mantsy, hita eo ny manaraka,minoa fotsiny ihany!
8. Fiffi ( 18/01/2007 21:05)
bazylou:
10% ,nefa ianao aza tsy miakatra mikandra mihitsy vee!! sady amin'izay miavona ery rehefa ao amin'ny birao fa nahazo 10%!!! tsssss
de raha tsy mikandra mihintsy ve ry zareo ry bazylou nahitana zao vokatra zao ?


9. xxx ( 18/01/2007 21:49)
ny vidiny vary sy ny hena koa anie nisondrotra 10% fa nga hodianareo tsy hita e,
10. fijo ( 18/01/2007 23:03)
ka efa misondrotra aloh aizany ko.
11. Fiffi ( 19/01/2007 06:23)
mba lazao koh fa tena nihidina ny vidin-dasantsy ....
12. xxx ( 19/01/2007 09:54)
ny lasantsy tsy miankina @ ra8 na @ ministera ka!na @ paopiista
13. xxx ( 19/01/2007 22:14)
saika nisondrotra hono ny fahefamividy ny vahoaka malagasy e efa henonareo???
14. dongadonga ( 21/01/2007 08:50)
miasa mafy miasa tsara fa efa nahazo bonané ,aza kivy ,mahereza 10% ,mifalia @zay kely azo éh=D=D=D=D
15. fijo ( 24/01/2007 23:23)
ny anay aza tsy misondrotra ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0527