afaka kelikely dia vehivavy no hifehy an\'izao tontolo izao

1. ronaldo09 ( 15/01/2007 10:38)
Amizao fotoana izao aloha dia toa efa miova ny rivotra politika eran-tany ,hita lany fa mitombo isa ny vehivavy lasa filoham-pirenena na koa praiminisitra!Ny an-dry zareo anglisy moa dia tsy asian-teny intsony fa dia efa rafitra ny azy io hatrizay (mpanjakavavy ),ny an-dry zareo Allemand dia i Angela Merkel no lohany,ny any Chilie dia vao tsy ela izay no lany i Verónica Michelle Bachelet Jeria ,amizao dia ho tonga ny fifidianana filoham-pirenena ao Frantsa ary anisan\'ny favoris i Ségolène Royal, candidate du Parti socialiste français ary maro no mihevitra fa izy no ho lany.Ny any Etazonia na dia amin\'ny novembre 2008 aza no hisy ny fifidianana filoham-pirenena dia efa mahoraka fa i Hillary Rodham Clinton vadin\'i Billy Clinton no hatolotry ny demokraty ho filoham-pirenena ary azo antoka ny hahatafita azy ho eo amin\'ny toerana maha filoham-pirenena.Efa tsy ho lazaiko intsony moa ny any Philippine izay efa ela no naha filoha an\'i Mme Gloria Macapagal Arroyo ho filoham-pirenena,torak\'izay ny any Sri-lanka izay entin-dRamatoa Mahinda Rajapaksa!
Ny tiako ho tenenina dia izao :raha toa ka(enga anie ) ka lany soa aman-tsara i Hillary Clinton sy i Ségolène Royal dia hanao ahoana ny fizotran\'ny politika eran-tany satria manko firenena 3 manan-katao (na 4 ny marimarina kokoa satria na ny PM no tena miasa any Angleterre dia eo ihany ny Reine) dia i France ,USA,Allemagne no vehivavy no hitondra azy!
Aleo mba asiana resaka ny vaovao eran-tany sy ho avy politikan\'ny vehivavy fa tsy nisy niteny manko hatamin\'izay!Dia mba mihetseha ianareo mpanao politika vehivavy fa miandry anareo ny firenena!
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:29
2. miarina ( 15/01/2007 11:25)
Aza taitra rangaha fa afaka dimy taona manaraka eo indray dia i Mme Ravalomanana no hitondra
3. ronaldo09 ( 15/01/2007 11:32)
Leanona fa iza koa no hanaiky ny vadin-dravalomanana no hitondra tsy aleo ve ny vadin'i Lahiniriko na ny vadin'i Pierrot!
4. kitjo ( 15/01/2007 12:09)
hahahaha
ko asainao mihetsika ko tsy hihetsika?
zay tian'ny besinimaro ihany io k!
Ao fa za ary e..hihihi
5. xxx ( 15/01/2007 13:29)
VIVE LES FEMMES!!!!!!!
6. xxx ( 15/01/2007 13:39)
=))=))
7. lapino ( 15/01/2007 13:46)
naleo vevavy lavaky ny tokatsano ileo hono mba mihetseha fa mianjy ny filenena e :wink:
8. xxx ( 15/01/2007 14:29)
ka dia mitandrema aza nareo lhl fa rehefa kely kely koa dia mety lasa ianao indray no pikarakara ny raha raha sns ao atrano!! mitaiza,mahandro sakafo,manasa lamba sns.
9. xxx ( 15/01/2007 14:34)
anjaso eo pôly e :-D:-D:-D
10. toovs ( 15/01/2007 14:39)
ronaldo09:

Amizao fotoana izao aloha dia toa efa miova ny rivotra politika eran-tany ,hita lany fa mitombo isa ny vehivavy lasa filoham-pirenena na koa praiminisitra!Ny an-dry zareo anglisy moa dia tsy asian-teny intsony fa dia efa rafitra ny azy io hatrizay (mpanjakavavy ),ny an-dry zareo Allemand dia i Angela Merkel no lohany,ny any Chilie dia vao tsy ela izay no lany i Verónica Michelle Bachelet Jeria ,amizao dia ho tonga ny fifidianana filoham-pirenena ao Frantsa ary anisan\'ny favoris i Ségolène Royal, candidate du Parti socialiste français ary maro no mihevitra fa izy no ho lany.Ny any Etazonia na dia amin\'ny novembre 2008 aza no hisy ny fifidianana filoham-pirenena dia efa
mahoraka fa i Hillary Rodham Clinton vadin\'i Billy Clinton no hatolotry ny demokraty ho filoham-pirenena ary azo antoka ny hahatafita azy ho eo amin\'ny toerana maha filoham-pirenena.Efa tsy ho lazaiko intsony moa ny any Philippine izay efa ela no naha filoha an\'i Mme Gloria Macapagal Arroyo ho filoham-pirenena,torak\'izay ny any Sri-lanka izay entin-dRamatoa Mahinda Rajapaksa!
Ny tiako ho tenenina dia izao :raha toa ka(enga anie ) ka lany soa aman-tsara i Hillary Clinton sy i Ségolène Royal dia hanao ahoana ny fizotran\'ny politika eran-tany satria manko firenena 3 manan-katao (na 4 ny marimarina kokoa satria na ny PM no tena miasa any Angleterre dia eo ihany ny Reine) dia i France ,USA,Allemagne no vehivavy no hitondra azy!
Aleo mba asiana resaka ny vaovao eran-tany sy ho avy politikan\'ny vehivavy fa tsy nisy niteny manko hatamin\'izay!Dia mba mihetseha ianareo mpanao politika vehivavy fa miandry anareo ny firenena!



tsy misy mahagaga izany fa zavatra efa niain'ny gasy hatry ny ela. firy ny mpanjaka vavy gasy nitondra an'i madagasikara?
11. Fiffi ( 15/01/2007 14:44)
ronaldo09:
Dia mba mihetseha ianareo mpanao politika vehivavy fa miandry anareo ny firenena!
tandremo aza sao de tezitra eo raha lany hitondra ny vhv tsy tianao an ! fa tena hihetsika tokoa moa ny vavy zany an !


12. xxx ( 15/01/2007 15:05)
toovs:
tsy misy mahagaga izany fa zavatra efa niain'ny gasy hatry ny ela. firy ny mpanjaka vavy gasy nitondra an'i madagasikara?
Dia voazanaka i Madagasikara tamin'izany :-P:-P
13. kitjo ( 15/01/2007 16:08)
ka dia mitandrema aza nareo lhl fa rehefa kely kely koa dia mety lasa ianao indray no pikarakara ny raha raha sns ao atrano!! mitaiza,mahandro sakafo,manasa lamba sns.


tsy mila miandry kelikely zany fa efa misy izany izao....sady inona moa no maharatsy an' iznay fa miara-manao e!
14. pissoa ( 15/01/2007 17:39)
lapino:

naleo vevavy lavaky ny tokatsano ileo hono mba mihetseha fa mianjy ny filenena e :wink:

lapino hoa lapino eny foana =))
15. simplex ( 15/01/2007 17:43)
toovs:
tsy misy mahagaga izany fa zavatra efa niain'ny gasy hatry ny ela. firy ny mpanjaka vavy gasy nitondra an'i madagasikara?

Ary mba firy koa ny PM nanamboatra an'ireo mpanjaka vavy bedebe ireo :-P:roll::°)8)8)

16. lapino ( 15/01/2007 17:56)
pissoa, inn ndray ? :-P:-P

simp, mody mba tambatambazan'i Laborde rova ry zareo de faly ery ... :-P
17. simplex ( 15/01/2007 18:09)
dokafana vao mia manitsaka v :roll:

sa hoe domy tapany andoa erany :°):-P8)
18. pissoa ( 15/01/2007 18:19)
lapino, badalela koa inn njay :lol::-D:-D:-D

simp sy lap, hitanareo tsara am'2027 :°)
19. tezitra ( 15/01/2007 19:27)
Possible be zany ra-ronaldo, de toute façon depuis belle lurette efa nisy io, saingy taitra isika satria americain sy français no concerné, zareo aza tara, tadidio:Maggy Tacher angleterre, depuis 1979 à 1990, indira ghandi inde depuis 1976 à 1985, benazhir bhutu pakistan des anées 80, et violeta chamorro nicaragua 1990-1997,etc...

Ny vrai question dia hoe, possible ve ny gasy, je dis nonjereo ny fanambaniantena ny kitjo
, hoy izy
ka marina ange akia e..sady le entim-po beee...lehilahy ts mahavita mitabataba sy manao etalage de connaissance @tsy ilaina azy oh zao fa refa tena ts mahazaka izy manompa fa tsy mivanavana oh zao

tena mbola tsy emancipé le gasy, fihinana gateau sy chocolat no hainy, c pas ni pute ni soumise mais mi-pute mi-soumise.

d'ailleurs, elles n'osent pas sucer,mbola tsy moderne
seuls les poisons morts suivent le courant
20. tezitra ( 15/01/2007 19:57)

ka raha toetsaina manambanitena sahala @ kitjo io dia, sy ny non-moderniste ny gasy dia je dis non non et non ny gasyvavy mbola mila ezaka
,
ndana mijery solde na gateau sy solde chocolat fa toa misy hono izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086