afaka kelikely dia vehivavy no hifehy an\'izao tontolo izao

21. Fiffi ( 15/01/2007 20:49)
tezitra:

tena mbola tsy emancipé le gasy, fihinana gateau sy chocolat no hainy, c pas ni pute ni soumise mais mi-pute mi-soumise.

d'ailleurs, elles n'osent pas sucer,mbola tsy moderne

:kay moa ndry ratezitra vavy efa pro ?


22. xxx ( 16/01/2007 10:48)
Raha tena firenena Kristiana dia tokony tsy hisy izany vhv mpitondra izany tompoko ô
23. xxx ( 16/01/2007 11:45)
Fa hatr@ oviana no macho ny mpivavaka?Lasa adala!
24. simplex ( 16/01/2007 12:09)
xxx alohan'ny farany: zay no tsy hampivoatra anao :°) mba miezaka ny ho leader ry sipa fa aiza no d manaiky ho entina lava eto a tsssssssss aia ty hombana ;-):-P:-*:-*

xxx farany:
macho doly ny mpivavaka fa tsy tenenina fotsiny k, manjary lasa adala ny vevavy tsin :-P:-D:-D
25. lapino ( 16/01/2007 14:25)
pissoa, mba mi-loulé r ko :D

xxx, toa tsy ao anatin'ny lalampanorenana gasy ny hoe firenena kristiana ka. Sady maninona moa ny kristiana no tsy mahazo misy vehivavy mitondra? Kanefa ao amin'ny baiboly aza nge misy e!! (Deborah, ...)

tezitra:
d'ailleurs, elles n'osent pas sucer,mbola tsy moderne
Fa ngah moa izany teknolojia vaovao? Ary ty bandy ity moderna an! :°):°)
26. simplex ( 16/01/2007 14:36)
lap:
Fa ngah moa izany teknolojia vaovao? Ary ty bandy ity moderna an!

kiiiiii, ary neveriko fa we vevavy nge i tezitra e :-w:-w
nda hibrosy nify raim aloha fa tsssss :@:@=))
27. lapino ( 16/01/2007 14:47)
elah tsy mahaavaka lelah sy vevavy ity lesy sao dia diso vato alatsaka @ fifidianana kle? :D
28. simplex ( 16/01/2007 14:53)
:-D:-D
enjana be le teknolojia vaovao kle
http://content.yieldmanager.edgesuite.net/2809/109076/7cb4c9d01647dbf866179c1bf73d5db6.gif
29. pissoa ( 16/01/2007 15:16)
xxx:

Raha tena firenena Kristiana dia tokony tsy hisy izany vhv mpitondra izany tompoko ô
efa oe hitanareo wa am'2027 :b:-D:-D:-D
30. pissoa ( 16/01/2007 15:19)
lap:
pissoa, mba mi-loulé r ko

be frrrrrime :oops::-D:-D:-D
31. lapino ( 16/01/2007 15:31)
De maninn anefa e? Hita eo ny flimm-njy @ 2027 e, miandry :-w:wink:

simp, :-D:-D:-D
32. xxx ( 17/01/2007 10:15)



hoy i toovs;
tsy misy mahagaga izany fa zavatra efa niain'ny gasy hatry ny ela. firy ny mpanjaka vavy gasy nitondra an'i madagasikara?

le hoe mpanjakavavy gasy nitondra an'i Madagasikara aloha tsy marina .Nitondra an'Antananarivo sy izay nozanahany fa tsy i Madagasikara .Tadidio fa ny faritany Toliara tsy resin-dRanavalona mihitsy ary tamin'ny Frantsay tonga dia mbola nahaleo tena tsara ny Sakalava menabe ,Mahafaly ,Antandroy ,Bara ,ny Fiherenana ...Zany hoe i saika i Toliara iray manontolo!
Tena tsy hainareo ny tantaran'i Madagasikara fa izay tantarain'inenibe ihany no arahana!!!
33. xxx ( 18/01/2007 12:25)
Rehefa tsy laninareo Me Lalao RAVALOMANANA tsy olana
SARA Ravalo mbola anay koa
ndana milalao any @ zay fa tsy avotra....
34. mirana5 ( 18/01/2007 16:03)
Ka inona no olana raha tsy mahavita azy intsony ny lehilahy fa lany hevitra?:roll:
35. fijo ( 18/01/2007 23:31)
tsara le resaka fa nosimban'i tezitra
36. xxx ( 19/01/2007 10:11)
marina ny anao ry fijo!
37. simplex ( 21/01/2007 10:20)
Raikitra ny an'i Hillary:
http://www.cnn.com/2007/POLITICS/01/20/clinton.announcement/index.html
http://news.bbc.co.uk/1/hi/world/americas/6282389.stm

Ny an'ny ol ny fifidianana mbola @ 2008 d zao sahady d efa raikitra ny course:P Mety hoe ny any amitsika tonga d ol 1 no milatsaka ao @ antoko ka tsy misy fifidianana izy ho alatsaka, fa na izany aza mbola ho ela vao ho otr'zany... mila fiezahana :)
38. fijo ( 24/01/2007 23:29)
de ndao hiezaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0479