vhv malagasy

1. xxx ( 12/01/2007 23:23)
Nikiana an'i Bazilou daholo ny olona tatsy. Fa ity kosa mba diniho kely.
Ny tovovavy malagasy dia mpiatsara ivela-tsihy.
Mody hoe hendry, kristianina, nefa 5% no virijiny mihoatra ny 20 taona izany.
Nilazan'ny namako aho taloha dia tsy nino. Fa nony nanomboka nitia vao tonga saina.Tena nalahelo kely mihitsy aho.
Dia omena tsiny kosa ve izahay raha tsy hanambady gasy?
novalian'i henrie ny 05/02/2007 15:41
2. xxx ( 12/01/2007 23:50)
5% ny gasy, firy ?% zany ny tsy gasy?
Dia omena tsiny kosa ve izahay raha tsy hanambady gasy?
Nareo aza ve mba mitady paps @ v[oia]dy dia homena tsiny ? :wink:
3. xxx ( 12/01/2007 23:53)
ampio ny fanazavana azafady dia aza atao famohezan-teny fa tsy azo.
4. xxx ( 12/01/2007 23:57)
firy ?% zany ny tsy gasy?

Ny vazaha tonga mitsotra fa tsy mino an'Andriamanitra.
Ny silamo manginy fotsiny.
Fa ny antsika mody chorale, mpanazava, mpivavaka isak'alahady ... nefa atsy ambadika ohatra ny inona. Tena resaka marina io.
5. fasaly ( 13/01/2007 08:31)
enao kosa ry xxx, efa mihoatra ny 20 ans kosa ve dia mbola ho virja foana e!tsssssss!:?
malalaka am safidinao ianao raha hanambady vazà fa tsy msy hifanomezantsiny ka!
samy manana ny tiany sy ny mampety ny fiainany avy io fa rehefa tsy manolana vehivavy tsy ampy taona fotsiny dia izay:wink::-D
6. xxx ( 13/01/2007 09:01)
Ary ahoana moa ry xxx no hahafantaranao fa tsy virjiny intsony ilay vehivavy rehefa nanomboka nitia ianao ? :-w

Tsy sanatria miaro na mandrisika ny ankizy vavy handeha amin'izany aho, fa efa fantatra tsy firaisana ivelan'ny mariazy izany no lalana tokony alehan'ny Kristianina na 20 taona izy na 50 taona. Tsy misy taona io ry vehivavy, fa rehefa tsy manambady dia tsy manao firaisana, izay no Kristianina. Fa tadidio nefa fa mihatsaravelatsihy koa ianareo lehilahy isaky ny manataka zanak'olona ivelan'ny mariazy - raha tsy hoe no-violen'ilay sipa ianareo. Sa labozia angamba na vatan-kazo no nasesik'ireny ankizy ireny tany anatiny tany ka nanaisotra ny fahadiovany ? Tsy misy hoe vehivavy dia mihatsara velatsihy na lehilahy dia tsia. Mba mahaiza koa ianareo manaja zanak'olona rehefa miaraka aminy, fa tsy misy firaisana vanona izany angamba raha tsy manaiky ianareo. Ary rehefa ianareo ihany no manimba azy, dia aza be vava amin'ireo vehivavy ireo fa ekeo koa ny fahotanareo.
7. simplex ( 13/01/2007 09:25)
xxx1,

ary mba firy % an'ny vazah (>20ans) lesy no mbola virja? tsy manakivy an'toi za fa tonga dia minoa ahy fa latsaky 0.0000001% io ra ny gasy no latsaky ny 5%, sao mantsy vao manomboka hitia eo ndray toi d ho tonga saina ;-)
D aza kianina @ toy izany ny gasy, fa tsara tsodrano ary mahita ny soa any @ izay aleha any. Ra sanatria ka hiverina moa d tsy manin fa mbola tonga soa foana :-*

Ho an'ny vehivavy,
na dia tsy dia important aza ny maha virjiny alohan'ny mariazy, ary tsy atao ho sakana @ in na in zany, d tsarovy mandrakariva fa ny virja sy ny tsy virja tsy mitovy. Hevitro manokana io ;-)

xxx farany,
voalohany aloha aza manao prejuge hoe i xxx1 efa namaky virja tany. Faharoa, mety masiaka ity fa tsy manin fa tatazako izay vokany: Voninahitra ny mahavirjiny, ka sahia responsable @ zavatra ataonareo ry vevavy isany fa ny bandy satriny aza hoazon y doly ny sipa virja rehetra eto @ tanana. Aza atao hoe nareo ihany anie no namaky tany matoa izy tsy virja intsony e, jereo @ hoe nareo ihany no nanaiky hovakiana tany :oops:. Ekeko fa misy part de responsabilite an'ny lehilahy ihany io fa aza adino anefa fa safidy toan'ny an'i xxx1 ny azy, refa tsy virja d tsy miady @ piesiny. Bon tsy ny lelah rehetra akory no toy izay ka anjaranao ny mieritreritra @ ze ataonao any ary mba responsable refa manao zavatra.
:-*:-*
8. xxx ( 13/01/2007 09:33)
sao kosa ary nisy blem @ fahasalamana enao de aty no manala vokona razoky an! mazotoa @ vozongo de miteraha fito lahy fito vavy
9. nikopol ( 13/01/2007 09:35)
Resak'olona voadona koa tony miteniteny foana tony ! :-@
10. xxx ( 13/01/2007 09:45)
simplex, aza manao prejugé hoe efa nisy namaky aho raha nanoratra toy io. :)

Ny zavatra noteneniko an'i xxx voalohany dia tsotra. Aza miteny ny vehivavy hoe mihatsaravelatsihy manao chorale na milaza ho kristianina nefa tsy virjiny intsony. Satria ianareo koa rehefa miray amin'ny vehivavy dia manao fahotana toy ny vehivavy iraisanareo ihany, ka ekeo aloha ny fahotanareo izay vao miteny ny fahotan'ireo vehivavy ireo. Mitovy ihany ny lehilahy sy vehivavy amin'ny resaka fahotana rehefa ivelan'ny mariazy ny firaisana.
11. simplex ( 13/01/2007 09:52)
ekena!!
ary in mou no irarahianao izay vavan'ny maty andrano :°) tsy izay ihany akory ny fahotana, tsy mitovy doly ihany v ny ol rehetra ra @ zay lafiny izay.

aza manao prejuge hoe nanao prejuge za ra miteny an'io. Cas generale hoan'le efa nisy namaky sy indrindra hoan'le mbola virja no nosoratako teo :-P:°)8)8)
12. xxx ( 13/01/2007 10:42)
simplex, tsy rarahiko ny vavany, fa mila atoro ny lehilahy mahtia fa mihatsaravelatsihy ny vehivavy gasy, nefa tsy mahita fa mitovy amin'ireo vehivavy ireo ihany izy. :-*
13. fasaly ( 13/01/2007 10:46)
simplex: sasàna am alamo kely hoy ny specialiste dia lasa virja kely indray kouuu!:?

fa raha izaho kosa akoha no mifidy de aleoko raha izaho tsy lehilahy virja izany mitsy e!
miala tsiny aho ry virja isany an!:wink::^)
14. fasaly ( 13/01/2007 10:51)
amzao fotoana izao koa anie tsy dia rehareha itsony ilay atao hoe virja e! izany sipa mihoatra ny 20 taona mbola virja izany aloha dia efa vitsy e!

tsy rehefa hoe krisitianina dia hahavita hahatandrina ny ho virjiny foana fa olombelona ihany na krisitianina aza anie e!

dia za dia sarotiny mitady virja fa indray mande manapoaka anie defa mitovy am tsy virja tsony e!
fa miafara am tonelina maizina ihany fa tsy jhoe ny anlay virja tonelina misy jiro sy girilandy bdb ka mahafinaritra be ao anaty tonelina:-D^^^^
15. xxx ( 13/01/2007 14:18)
Aza manao anizany kosa ianao ry Fasaly fa tena hafa kosa aloha ny virijiny e! za vehv fa tena tsapako fa tena nahazo avantage kokoa ny .... @ virijiny paraport @ ireny efa tsy virijiny ireny , samy mitovy fa manatombo kosa aloha le virijiny e ! sa aona hoy ianao , nefa asa moa fa ny lehilahy izao no tena mahafatatra an'izany


16. fasaly ( 13/01/2007 14:51)
zà kalou mbola tsy nanapoaka fa tsy haiko zé faha samy hafàny ry xxx fa ny ahy anie ny suite ny io lazaiko io fa tsy hoe in e! mitovy ihany ny fiafaran'ny tantara tsin.....:°)
17. xxx ( 13/01/2007 15:23)
Ndeha mankany @ couvent dia feno virja any fa tsy mendrika ny hahazo virja matoa tsy nahazo! Sady ny olona be vava anie ka tsy mahazo virja e!
Ny vehivevy malagasy tsy tia anao
18. xxx ( 13/01/2007 17:59)
xxx:

Ary ahoana moa ry xxx no hahafantaranao fa tsy virjiny intsony ilay vehivavy rehefa nanomboka nitia ianao ? :-w


Voaloha: Fa angaha moa tsy maintsy miray vao mahafantatra izany? Vao miresaka fotsiny dia efa ilazana.
Faharoa: Tsy olona iray no fantatro hoe toa izany. Ka ny mahasosotra ahy tsy ilay izy hoe virja (afaka mitady any amin'ny toera-kafa aho), fa ilay hoe kristianina. Ilay ao am-piangonana hoe hihira izao ny chorale izao.
Lhl aho dia tsy hanambady lhl koa izany no tsy anakianako azy, fa ny lhl koa no tena pire.

simplex: io noteneninao io mihitsy no hevitra saika navoakako anakiray, fa izaho angamba no tsy mahay miteny.
19. xxx ( 13/01/2007 18:28)
Izaho aloha tena tsy momba an'io mihitsy an, efa noteneniko tery ambony hoe na 20 na 50 taona. Fa ny tsy azoko aminao dia ny vehivavy no kianina nefa ny lehilahy no tena pire hoy ianao. Izay hovadiana ihany angaha no tokony kianina sa izay fototry ny olana ? Amiko izay mahatonga ny olana no tokony kianina mafy kokoa, mba tsy hisy intsony ny olana. Ka tokony mifanakiana kely aloha ianareo lehilahy fa tompon'antoka betsaka amin'ny tarehimarika mampalahelo toy izao koa no ny namanareo e.

xxx:
Faharoa: Tsy olona iray no fantatro hoe toa izany. Ka ny mahasosotra ahy tsy ilay izy hoe virja (afaka mitady any amin'ny toera-kafa aho), fa ilay hoe kristianina. Ilay ao am-piangonana hoe hihira izao ny chorale izao.

Raha Kristianina ianao dia tadidio fa na ianao io koa aza manota impiry vao hariva ny andro. Ny fahotana tsy misy hoe ka izaho tsy niray fa izy niray tamin'olona. Rehefa fahotana dia fahotana. Ary raha izay manana fahotana rehetra tsy mahazo mandray anjara any ampiagonana dia ho babangoana ireo fiangonana be dia be ireo. Ezaka no ataon'ny tsirairay, ezaka isan'andro, ary minoa ahy ianao fa betsaka amin'ireny vehivavy ireny no naniry sy niezaka mba ho virjiny miditra ny tokatrano, fa rehefa sendra ny mahery izy dia lavo ihany.
Raha tsy Kristianina ianao dia tsy tokony ho olanao izay ataon'ny vehivavy Kristianina.
20. Fiffi ( 13/01/2007 21:48)
xxx:
Ny tovovavy malagasy dia mpiatsara ivela-tsihy.
Mody hoe hendry, kristianina, nefa 5% no virijiny mihoatra ny 20 taona izany.
:-w:-w:-w t@ fomba ahoana no nanaovanao an'io sondage io ? :roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1583