vhv malagasy
21. xxx
(
13/01/2007 23:21)
Tsy hiady hevitra be aho fa "ce qui est fait est fait". Asoasoavy, dokafy, ...
25. soanja
(
14/01/2007 06:00)
xxx:
Nikiana an'i Bazilou daholo ny olona tatsy. Fa ity kosa mba diniho kely.
Ny tovovavy malagasy dia mpiatsara ivela-tsihy.
Mody hoe hendry, kristianina, nefa 5% no virijiny mihoatra ny 20 taona izany.
Nilazan'ny namako aho taloha dia tsy nino. Fa nony nanomboka nitia vao tonga saina.Tena nalahelo kely mihitsy aho.
Dia omena tsiny kosa ve izahay raha tsy hanambady gasy?
Raha amin'ny fomba fijery Kristianina aloha dia mampalahelo tokoa izany satria tokony hitandrin-tena aby ny vehivavy alohan'ny mariazy. Fa raha ivelan'io kosa dia aza manantena ahita an'izany virjiny izany amin'io taona io. Koa dia eo isika no mifidy hoe ahoana ny hijerna azy. Tadidio foana anefa fa io vatantsika io dia mahery be refa ioresaka io de tsy mahatandrina mihitsy ny ankamaroany satria vesaran'ilay fo tia/hadino tanterka ilay takin'i Fanahy . Koa asa na ny fijery amzay angamba no azo amboarina hoe ahoan ny fomba hitiavako sipa gasy. Fa ny vazaha aloha 12 taona de efa tsy ao aby ny ankamaroany fa efa mihinana pills dolo e. Ny ray amndreniny mihitsy no mitondra azy any amin'ny dokotera.
26. Fiffi
(
14/01/2007 12:21)
ny gasy ry zareo hitako fa tena mbola be ny feno fahendrena aaahh ! jereo fotsiny ange ohatra ny ankizy vazaha eh ! firy taona de misipa , firy taona de bevohoka , firy taona de.....
27. fasaly
(
14/01/2007 12:58)
fiffi: ilay foto-pisainana mihintsy no samy manana ny azy sy ny fivoarany ka izay no mapiavaka azy e! ohatra ny vevavy arabo koa zao defa hafa kao izay!
29. zandrikely
(
16/01/2007 20:48)
xxx : ampisehoy ny pseudola aloha , hita hoe olona tsy milamina sahady fa tsy sahy mampiseho pseudo , ary aza heverina to anla daholo ny olona , dia aza mitsara fa mbola ho tsaraina
aza manambady gasy lety fa manadehana maka vaza a

30. xxx
(
16/01/2007 20:53)
Faharoa: Tsy olona iray no fantatro hoe toa izany. Ka ny mahasosotra ahy tsy ilay izy hoe virja (afaka mitady any amin'ny toera-kafa aho), fa ilay hoe kristianina. Ilay ao am-piangonana hoe hihira izao ny chorale izao.
Izaho aloha raha hoe ilay vehivavy tsy virja no tsy tiany, dia tsy namaly aho ary niombon-kevitra taminy. Fa ilay fankahalana sy fanenjehana satria hono milaza ho Kristianina nefa no tsy ekeko. Efa io ambony io ny antony.
31. xxx
(
17/01/2007 08:28)
Hay ve ianao ry fasaly mbola tsy nanapoaka virijiny mitsy njiiiih, fa aona no mbola tsy nanapoka e ! milay be ngeh io , za mbola virijiny ngeh ry fasaly e !:lol:
Ory fasaly an ! marina ny hevitrao hoe mitovy ihany ny fiafaran'ny tantara ka nefa ny vontoatony ( developpement) sy ny introduction tena tsy mitovy mitsy , marina ngeh

fasaly:
zà kalou mbola tsy nanapoaka fa tsy haiko zé faha samy hafàny ry xxx fa ny ahy anie ny suite ny io lazaiko io fa tsy hoe in e! mitovy ihany ny fiafaran'ny tantara tsin.....:°)
32. ravonjison
(
17/01/2007 11:25)
Efa tara kely ihany aho @ fifanankalozankevitra, kanefa ampidiriko ihany:
1-Ny hoe ny vehivavy malagasy mihatsaravelatsihy dia tsy hidirako, sady tsy azo atao faobe koa.Ny chorale, mpanazava sns dia anisan'ny karazana fitaizana tsara any amintsika ( atý andafy koa),ny tanjony anefa dia hafa fa tsy hoe hisakanana ny olona tsy hanao firaisana( tsy manavaka aho na lehilahy na vehivavy).Rehefa mitombo ny taona, ny vatana sy ny saina amam-panahy dia tonga hoa azy koa ny fanaovana sipa.Raha arahin'ny Ray aman-Dreniny tsara ny ankizy eo ampandalovana io fotoan-tsarotra io( consultation, contraceptif araka ny taona), dia tsy hitako izay olana.Sipa iray no lazaiko eto fa tsy sipa roa na telo indray miaraka !
2-Ny hoe virjiny tsara kokoa dia tsy miombokevitra aho.Efa mba nanao firaisana t@ virjiny aho fa somary sahirana,toy ny labozia izy eo ambony fandriana,tsy maintsy natoro azy daholo ny zavatra tokony hataony.Ankoatr'izay isika lehilahy dia tsy manana fomba azo antoka hanaporofoana fa virjiny na tsy virjiny ny sipatsika na vaditsika(azon'ny vehivavy atao ny manao operation maha-virjiny azy,ao koa ireo izay efa nanao firaisana kanefa tsy vaky,misy koa ireo nanao firaisana tsy araky ny sitrapony, azony atao ny mandaiga). Noho izany tsy ny maha virjiny no critere tokony hijerena ny vehivavy fa critere hafa toy ny hoe: toetra, fahaizana sns...
Torohevitra ho antsika lehilahy: aza dia baser loatra @ resaka virjiny ny fomba hijerena ny vehivavy satria tsy milaza ny maha olona ilay vahivavy izany ka tsy manampy antsika @ fiainana.

33. fasaly
(
17/01/2007 13:09)
xxx:
Hay ve ianao ry fasaly mbola tsy nanapoaka virijiny mitsy njiiiih, fa aona no mbola tsy nanapoka e ! milay be ngeh io , za mbola virijiny ngeh ry fasaly e !:lol:
Ory fasaly an ! marina ny hevitrao hoe mitovy ihany ny fiafaran'ny tantara ka nefa ny vontoatony ( developpement) sy ny introduction tena tsy mitovy mitsy , marina ngeh
fasaly:
zà kalou mbola tsy nanapoaka fa tsy haiko zé faha samy hafàny ry xxx fa ny ahy anie ny suite ny io lazaiko io fa tsy hoe in e! mitovy ihany ny fiafaran'ny tantara tsin.....:°)
apoakako eo tokoa enao fa atovy:roll::-D:-D:-D
34. xxx
(
17/01/2007 14:38)
ravonjison:
Efa tara kely ihany aho @ fifanankalozankevitra, kanefa ampidiriko ihany:
1-Ny hoe ny vehivavy malagasy mihatsaravelatsihy dia tsy hidirako, sady tsy azo atao faobe koa.Ny chorale, mpanazava sns dia anisan'ny karazana fitaizana tsara any amintsika ( atý andafy koa),ny tanjony anefa dia hafa fa tsy hoe hisakanana ny olona tsy hanao firaisana( tsy manavaka aho na lehilahy na vehivavy).Rehefa mitombo ny taona, ny vatana sy ny saina amam-panahy dia tonga hoa azy koa ny fanaovana sipa.Raha arahin'ny Ray aman-Dreniny tsara ny ankizy eo ampandalovana io fotoan-tsarotra io( consultation, contraceptif araka ny taona), dia tsy hitako izay olana.Sipa iray no lazaiko eto fa tsy sipa roa na telo indray miaraka !
2-Ny hoe virjiny tsara kokoa dia tsy miombokevitra aho.Efa mba nanao firaisana t@ virjiny aho fa somary sahirana,toy ny labozia izy eo ambony fandriana,tsy maintsy natoro azy daholo ny zavatra tokony hataony.Ankoatr'izay isika lehilahy dia tsy manana fomba azo antoka hanaporofoana fa virjiny na tsy virjiny ny sipatsika na vaditsika(azon'ny vehivavy atao ny manao operation maha-virjiny azy,ao koa ireo izay efa nanao firaisana kanefa tsy vaky,misy koa ireo nanao firaisana tsy araky ny sitrapony, azony atao ny mandaiga). Noho izany tsy ny maha virjiny no critere tokony hijerena ny vehivavy fa critere hafa toy ny hoe: toetra, fahaizana sns...
Torohevitra ho antsika lehilahy: aza dia baser loatra @ resaka virjiny ny fomba hijerena ny vehivavy satria tsy milaza ny maha olona ilay vahivavy izany ka tsy manampy antsika @ fiainana.
Tiako izany hevitra izany
35. fasaly
(
17/01/2007 15:20)
tiko koa io hevitra io:wink::°)
indrindra fa lay hoe:
Torohevitra ho antsika lehilahy: aza dia baser loatra @ resaka virjiny ny fomba hijerena ny vehivavy satria tsy milaza ny maha olona ilay vahivavy izany ka tsy manampy antsika @ fiainana.
indrindra fa lay hoe:
Torohevitra ho antsika lehilahy: aza dia baser loatra @ resaka virjiny ny fomba hijerena ny vehivavy satria tsy milaza ny maha olona ilay vahivavy izany ka tsy manampy antsika @ fiainana.
36. henrie
(
05/02/2007 15:41)
fasaly:
tiko koa io hevitra io:wink::°)
indrindra fa lay hoe:
Torohevitra ho antsika lehilahy: aza dia baser loatra @ resaka virjiny ny fomba hijerena ny vehivavy satria tsy milaza ny maha olona ilay vahivavy izany ka tsy manampy antsika @ fiainana.
inona ndray zany resaka virjiny zany ry fasaly an ??:-D:-D:-D