Mety diso v zahako

1. xxx ( 06/01/2007 12:00)
Tsy haiko ry reto zay atao fa t@ za mbola nisipa d otrany sipa reetra iany, niaraka t@ olonkafa alou d zay vao nanambady,kanefa ny olana d ilay sipako talou mifanerasera b @ fianakaviako retra2 zany e!
D notantaraiko azy iany ny momba io sipako io fa tsy itany ny sariny d tsy fantany tarehy izany,za ko mo tsy niteny taminy nisy fotoana zany nandaingako taminy ny momba2 ilay bandy,d zao fantany ialy izy d nanontaniany ahy d mbola nolaviko fa tsy io lay bandy niaraka tamiko fa hafa,d tena tsy nanaiky mihitsy izy fa nanontaniany doli ny fianakam's ko reetra,d tsy itako zay atao nefa za efa nandainga taminy!! D ny tena olana d izy niteny;"Ny fiarahanareo talou tsy mampanin ahy fa ianao manadainga amiko no mandreraka ahy" D ra hiaky v aho d mety hino ahy izy @ manaraka??
2. fasaly ( 06/01/2007 12:55)
ka inona koa anefa no antony handaingàna e! raha tsy miaraka tsony nareo, otsan'ny mitady blem koa nge i xxx e!:wink:
3. sipagasy ( 06/01/2007 15:58)
mmhhhh misy ny lainga masina fanao sy ny tsy fanao e!!!! ary matetika aloha ny olona efa nandainga dia mmhhh miala tsiny aho fa dia ho zatra izay koa izy e! fa dia ianao ihany ry (xxx) no mahita annnn izay tokony hatao annn tsy izay lainga in 1 na in 100 akory ny handrava tokantrano e!

Mahereza dia tratry ny taona
4. lost ( 06/01/2007 19:12)
lainga2 tokoa anie fa anie reo veh reo na d efa tratra ambodiondry(araka ny fitenenana)zao aza tsy miaky mihitsy!!sady ao ko mo ny sasany efa zatra mandainga hany ka otrany rano fisotro aminy ny lainga"mandé ho azy"ka raharaha ny anao ry xxx fa zao ianao vao nihaona t@ mpamosavy!!!
5. fasaly ( 06/01/2007 20:24)
:wink::°):-D izany ve ry lost????
6. Zina ( 07/01/2007 21:51)
D ra hiaky v aho d mety hino ahy izy @ manaraka??

misy vokany foana rehefa manao ratsy isika tsy maintsy zakainao ny zavatra natao taminy. lazao azy ny marina satria efa fantany..no sady ny filazana ny marina dia tsy ho very mande any ariana fa izao aloha dia tsy maintsy mibata ny vokan;ilay fandaingana nataonao ianao...assureo izy fa tsy handainga intsony ianao ary lazao fa tsy misy olona parfait eto an-tany azavao azy ny antony nandaingainao an'ilay izy dia mangataha fahamelan-keloka raha mbola tianao ihany ny mariazinao..
mahereza...
7. xxx ( 08/01/2007 16:05)
salut ndry za koa akia efa tratrn'io fa ny ahy efa nolazaiko azy ny marina fa ny tsy mampisy olana azy angaha lavitra no misy anay ; de tsy mihaona fa ilay sipako, taloha no mifanerasera @ familleko
de ny ataoko, ny lasa efa lasa fa ataoko zay mahamety ny vadiko tsy anjara matoa tafasaraka
izay akia fa courage an!
8. pissoa ( 08/01/2007 18:24)
Njy kosa aloha ry xxx dia mihevitra ny vadinjy ho tena donàka mihitsy e ! Olona mifanerasera amin'ny fianakams rehetra zany ve dia heverinjy tsy ho fantany mihitsy (... iny aloha azoko ihany), de rehefa teneniny hoe fantany dia mbola sahy mandainga njay :-D

Amin'izao : ekeo fotsiny hoe iny izy iny e. Mety hihena kely ny fahatokisany - fa anjaranjy no manarina. :-*
9. tywa68 ( 08/01/2007 19:59)
fasaly sy pissoa > tena marina mihitsy zany !
10. xxx ( 09/01/2007 16:31)
teneno azy ny marina nefa omany tsara koa aloha ny fomba hanazavana ny antony nandainganao.
korazy
11. zaranahita ( 09/01/2007 18:28)
Fa inona marina aloha no nanafenandry azy an le ol e? Tonga d teneno azy fotsiny ny antony d anjarany no mamakafaka avy eo. D tenenno izy hoe adinoy any izany fa ny antsika zao no atrehina.
12. Aino ( 09/01/2007 21:24)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-01-2007 17:31:54
Lohateny : Re : Mety diso v zahako
teneno azy ny marina nefa omany tsara koa aloha ny fomba hanazavana ny antony nandainganao.
korazy
izaho koa vao saika hiteny anio!!
13. mamy23 ( 10/01/2007 07:58)
Marina ny voalaza etsy ambony fa ny mahagaga na ny antony mahatonga ilay vadinao mi-insiste tehahafantatra izany ? Ary raha ny azy no mba anontaniana sy hadihadiana dia ahoana ?
Dia lazao azy koa fa hoe mbola misy hafa maro ankoatran'io fa tsy fantatrty ny fianakaviana.
mazotoa e!
14. sergiolala ( 10/01/2007 08:07)
Miala tsiny alou za ra tonga d iteny oe diso ndri
diso b tena diso b mits
le mandainga zany ts d tsara na @ sipa na vady ankoatr le oe miodina lou ts maints mandainga e
amiko alou d tena sarotra ho an ndri ny iverenan le confiance fa tena ts maints manao effort be ndri
15. zandrikely ( 16/01/2007 20:59)
tsy mety kosa aloha ilay mandainga e , na z a tsy eo @ toerany aza , maninona ra tsy nolazaina azy dia vita , manome rariny azy za fa zay anie ny olana @nareo vavy reto e , fa zao no tadidio ra mandainga indray mandeha ny toy izany , toa tsy ho afaka vetivety io , mifon,a aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1356