asa angaha izay ho tohiny!!
1. bazylou
(
04/01/2007 00:46)
NY foksionera midrikina tsy faly.
NY kere tsy hita izay hanaovana azy na efa misy maty ho azy aza ny olona.
NY dahalo mamely mafy.
ny cyclone, miala ny eo dia miditra indray ny iray.
NY jiro tapaka lava.
KA ahoana , tohizana 5 taona ihany ve ??? asa aloha e........

novalian'i kitjo ny 09/01/2007 15:16
3. Samoana
(
04/01/2007 17:01)
politika fitiavana tanindrazana @ izay atao fa tsy politika tsy fitiavana olona 1 ry bazylou a !
HANDEFASO vola ny foksionera raha manana rangahy
HANDEFASO fitaovana ny maty mosary raha velombe rangahy
TOHANO @ heri-tsandrin-drangahy ny dahalo
TOHANO tsy hiditra intsony ny cyclone fa masimbava rangahy
TSILOVY @ fahiratan-tsainan-drangahy ny tanàna:idea:
TSILOVY @ fahitalavitra ny 5 taona ho avy f'aza kamolahy manetsetra fotsiny

4. xxx
(
04/01/2007 17:44)
:-P zalahy a,ianareo ko no vakiloa an'izany eo,amin'ny sisa i njakatiana atao filoha dia vita e,refa tsy mety dia mety lasa toy saddam hussen izay tsy mahay mitondra e,tany misy fanjakana anié io e,ny mangina volamena:!:
5. bazylou
(
04/01/2007 18:47)
merci samoana , omeo ahy dia ho hitanao no anaovako azy!!
Izahay ry tsamy tsy miaraka amin'ny mpanao blanchiment a!!
Ny 5 taona manaraka dia ho loza kokoa noho ilay voalohany

6. njrtinah
(
04/01/2007 23:22)
Samoana de tena manao vali-teny boribory!:-D
Ny hanamora ny fiaianan'ny vahoaka no ilana ny mpitondra ry samoana raha tsy fantatrao! Izany hoe hanampy azy fa tsy sanatria hitsetsitra.
Tsy vahaolana io omenao io; izany no maha valin-teny boribory azy. Izany ve no politika fitiavana tanindrazana aminao? Farafaharatsiny mba hoe: inona zany ry bazy no tokony hataon-tsika hamahana ireo olana ireo? Izay mba anjara-borikinareo sy bazy.
Fa tsy i Bazy irery ange no tokony hanao anio na ianao irery koa. Fa ny rehetra. Tongava aty amiko aloha ianao homeko lesona kely ry samoana fa tsy politisianina mihintsy rangahy; mba tsy hilazako hoe tena tsy ao!

7. hearty
(
05/01/2007 08:32)
Nareo rzalah tena tsy azoko mitsy ah
Efa mamerimberina foana aho eto @ ty forum ity fa lany andro etosika mianakavy raha izao foana no hatao eto
Mety ho marina angamba ny tenin"'ny Baz fa metyho ratsy tokoa ny 5 taona ho avy (medium?:lol:) fa amiko tsy misy zavatra tsy azo ovana izany izany hoa ho ary isika rehetra forumist reto mba samia mandray andraikitra fa tsy lany ansdro mifampitsikera eto fotsiny isanandro eh.
Nareo aty andafy mba jereo ny tanindrazana fa aza faly milentika aty fotsiny eh (sika anie na manome zavatra kely aza efa ngazabe hoan'ny Dago zany eh mba hanaovana centre de formation sns eh)
Fa maninn sika no hiandry ny vazaha foana ?
Ny eto am tanana koa aza de tia tena loatra na miandry olona foana vao hiasa tsara sns ehRaha mahay mifampitsinjo isika de mba mety misy fiovana io na kely aza ! Asa alou fa diniho e
Hevitra centriste izany

8. bazylou
(
06/01/2007 01:24)
Ilay izy anie ry zareo dia efa eo an tanana ny vaha olana e!!! Fa ilay mpitondra antsika no be filatro sy ny hangataka ihany no ao anatin'ny ati-dohany!!
Fidiram bola iray tsy hangatahan atsy sy aroa izao dia ny fandoavana hetra isan'olona ireo gasy rehetra aty andafy!!!! na dia ataoko hoe 10e na 10 dolara isan'olonasy isan-taona aza!! dia ataovy ny kajy , fa na ny eto France fotsiny no efa 100 000 mahery ny gasy!!Ny atsy alemana sy ny USA, suisse, belgique ,.............farafaha alika matiny misy 500 000 ny gasy eran'izao tontolo izao!! Ampitomboy 13 000fmg na 2600 ar io diamahavita ny budgetn'ny Madagasikara 1 taona . Ny ambin'ny fidiram-bolam-panjakana sisa tombony sy anaovanazavtra hafa na atao reserve amin'ny ariary hampitomboina ny valerany!!!!!!!!
Ny olana anefa dia izaha aty tsy hanome anao io mihitsy raha tsy misy tambiny io!!!!!! Ohatra ny fahazoana mifidy!!!!!! Ny lalana mazva naovanaio vola io , ary indrindra indrindra dia ny fanarenaa ny sosialy ao Madagasikara!!!!
Aleo tsy tohizako intsony fa mitady hanome programa sahady aho!!

9. toovs
(
06/01/2007 11:02)
Samoana:
politika fitiavana tanindrazana @ izay atao fa tsy politika tsy fitiavana olona 1 ry bazylou a !
HANDEFASO vola ny foksionera raha manana rangahy
HANDEFASO fitaovana ny maty mosary raha velombe rangahy
TOHANO @ heri-tsandrin-drangahy ny dahalo
TOHANO tsy hiditra intsony ny cyclone fa masimbava rangahy
TSILOVY @ fahiratan-tsainan-drangahy ny tanàna:idea:
TSILOVY @ fahitalavitra ny 5 taona ho avy f'aza kamolahy manetsetra fotsiny
raha valy boraingina toy izao de hoy aho hoe na ny mpanao ratsy fototry ny dahalo ary ho faly ery satria izay mitaraina dia voapepo daholo
10. xxx
(
06/01/2007 20:59)
tsy misy valiboraingona zany eo ry toovs aahhh !! raha manana solution ianao de harosoa ary ho jerena hoe ?
11. toovs
(
08/01/2007 11:14)
xxx:
tsy misy valiboraingona zany eo ry toovs aahhh !! raha manana solution ianao de harosoa ary ho jerena hoe ?
xxx: inona ary ny anao no atao hoe valy boraingina? rehefa valiteny tsy intelligent fa valitenin'ny olona fanatik de boraingina foana.
fa zah angah mpanome hevitra andrangahy.sa embauchéndrangah ho conseiller ah de hoatrinona ny karamako. tsy tafa ra varimasaka fa tsy manaiky hambakaina tsony ny gasy an. refa tsy mahita hevitra rangah de mangina fa aza mangataka hevitrolona. mba manome hevitra ihany ah ra azo antoka fa tsy hanao be marenina ny mpitondra.
12. bazylou
(
08/01/2007 22:46)
io hoaho na misy olona manana hevitra tsara 1000000 aza tsy hisy hiaino azy eo!! ny paosiko ihany no fenoko !! izay no masaka a an dohako!! ary inona ko aizay vahoaka kely mitrongo vao homana iry e!!tsssss
13. kitjo
(
09/01/2007 15:16)
fa nga moa tsy efa voavaly t@ 3dec ny fanontanin' i bazyl io? sa tokony mbola mipetraka ve?
d ra ts tohizana dia hanao inona moa izany?