vao manomboka dia

1. bazylou ( 02/01/2007 08:31)
feno sahady ny fonksionera tsy faly!! nefa nahazo 10% io an!!
novalian'i kitjo ny 06/01/2007 18:54
2. Fiffi ( 02/01/2007 09:37)
ka ny olana angamba de tsy mba mahay mihonina ny olona....mbola vao début io....sady nga kosa de hoe andeha hatao 50% ?
3. bazylou ( 02/01/2007 11:43)
fa angaha moa tsy mamim bahoaka indray ity izy sa....
4. hery ( 02/01/2007 14:04)
bazylou> ary mbola tsy arak'i bazyl foana ilay fika.

Tsy hoe mamim-bahoaka Ravalo fa tsy tian'ny olona ireo narosonareo ireo.

Raha nahazo 54% Ravalo tsy midika mihitsy hoe mamim-bahoaka... fa hoe aleon'ny olona Ravalo toa izay izay natolotry ny mpanohitra.

Izay anie no nilazako anareo fony propagandy hoe Izaho tsy hoe tia Ravalo, fa aleoko indray Ravalo toa izay Lahiniriko no mitondra. Nareo moa tsy nino ka dia izao no vokany :-)

Ary tsy nisy niteny mihitsy teo hoe rehefa lany Ravalo dia tsy hikiredy ny pokona. Na dia hoe haongana indray ary Ravalo rehefa avy eo tsy koi mihitsy. Efa tsy fotoanan'i Ratsiraka intsony mantsy izao. Koa rehefa tsy mamely izy dia kotabaisina indray.
5. Samoana ( 02/01/2007 15:01)
[quote=bazylou]
feno sahady ny fonksionera tsy faly!! nefa nahazo 10% io an!!
[/quote
]

tsy haiko raha tena marina io fa ny fonksionera reko niresaka tao @ France info omaly aloha dia velon-tsiky mihintsy nahare io 10% io e !
ilay hoe "feno" tenenin'i bazylou ve hoe feno arabe sa feno inona ?


6. bazylou ( 02/01/2007 19:06)
ale o handeha ho aho fa ho feno ny diso fanantenana!!
gasy no resahina eto ry
7. Fiffi ( 02/01/2007 20:46)
bazyl: fa feno inona aloha ? feno fonctionéra ve ? :-w
8. Samoana ( 02/01/2007 21:23)
bazylou:


gasy no resahina eto ry ...(


...samoana sa ompa ny tohiny :D ?
Haiko tsara ny fanontanian'i bazyl kah ! Ary hamafisiko ny valinteniko fa malagasy fôktionera any Madagasikara no natao interview tao @ france info frantsay ny ampitson'ny firariantsoa nataon'ny filoha Ra8 tany an-tanindrazana.

Izany fisondrotana 10% izany indray raha ny hevitro manokana dia ara-dalàna mba tsy hisian'ny fialonana loatra avy @ mpiasa tsy fôktionera
9. bazylou ( 02/01/2007 21:35)
aza tsiny re ry samoana fa ny anaranao no tiako soratana:: fa tsy ompa akory
10. bazylou ( 02/01/2007 21:37)
ianareo koa ry fiffi dia tsy mahazo resaka efa hoe ho feno diso fanantenana i Madagasikara raha izao no mitohy, fanafenana tay antslaka fotsiny no atao ao Dago ao!!
11. Fiffi ( 02/01/2007 21:41)
tsy hoe tsy mahazo ange ry bazyl fa zao kosa eh ! naninona nefa no tsy nomenareo olona mahavita azy lavitra noho Ra8 t@ fifidianana ? ka izy aza no lany de ahoana ?
De ozy ve enao hoe ratsy zany fahazahoana 10% zany ?
12. bazylou ( 02/01/2007 22:15)
ahoana kosa ary no lazainao fa ratsy ilay olonanefa tsy nitondra akory!! ny atsika aleo ny omaly tsy miova ihany!!
13. kitjo ( 06/01/2007 18:54)
asa aloha fa ny olona aza dia feno fanantenana @MAP ny fahitako azy

mino manko ny olona fa amty mandat faharoa ity dia hiantefa mvantana @ vahoaka amzay ny asa...

aleo ny tantara no hitsara e!

ARY ny marina moa dia tonga @lay fitenenana hoe tsy afaka ampifaliana dol ny sasany ary ny olona ts maintsy hisy foana n himenomenona ka rehefa atao d atao fa aleo ho eo zay tsy faly fa zany foana no ts nampandroso hatrizay

HO HITA EO E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6977