zzzzzzzzzz
1. Aino
(
28/12/2006 15:11)
misy pivady misaram-pandriana noho i ramose miherotra be @ alina, dia farany madama tsy natanty tsony dia lasa nifindra evin-trano iray lavitra mihintsy!!
novalian'i Aino ny 01/01/2007 14:58
2. diamondra27
(
28/12/2006 16:01)
misy mpivady misara-pandriana noho i ramose mierotra be @ alina, dia farany madama tsy nahatanty intsony dia lasa nifindra efitrano iray lavitra mihintsy.!!
Dia rehefa hiray ihany vao mitambatra ve izany? Sa rehefa hisakafo?
Dia inona no tianao ho fantatra?
Dia rehefa hiray ihany vao mitambatra ve izany? Sa rehefa hisakafo?
Dia inona no tianao ho fantatra?
3. Fiffi
(
28/12/2006 16:11)
tokony hanao boules de quiès zany madama. Mampalahelo raha mpivady nefa tsy mahatanty an'zany satria mety tsy fidiny ho azy zany mihesona be zany na ohatra hoe tokony hijery mpitsabo fa sao de manao apnée....
4. nikopol
(
28/12/2006 17:10)
fa anisan'ny mahatsara ny fitiavana io misarampandriana io na tsy resaka esona aza a !
fa raha tena tsy tantin'ilay ramatoa kalo dia tokony tonga dia totofany ondana be le ranga maandrapa- tsy hiainanay intsony e
fa raha tena tsy tantin'ilay ramatoa kalo dia tokony tonga dia totofany ondana be le ranga maandrapa- tsy hiainanay intsony e
6. Fiffi
(
28/12/2006 21:24)
nikopol::roll::roll:
fa raha tena tsy tantin'ilay ramatoa kalo dia tokony tonga dia totofany ondana be le ranga maandrapa- tsy hiainanay intsony e
7. xxx
(
29/12/2006 19:12)
tsy mety angah ny manao casque sy casquette dé tapenana ny sofina :-D:-D:-D
8. sitlo
(
29/12/2006 23:38)
misy mpivady misara-pandriana noho i ramose manjetss be @ alina, dia farany madama tsy natanty tsony dia lasa nifindra efitrano iray lavitra mihintsy!!
9. poupousa
(
30/12/2006 09:34)
ra za le ranga de mody manonofy mitsangana de miverina eo @ ramatoa (za ko fetsy ko)
10. mirambola
(
30/12/2006 13:15)
refa tiana ny vady dia taty daolo ny rehetra e!
tsy misy fanafodiny zany ny zzzzzzzzzzzzzzz @alina
fa efa nanaraka emission io mintsy a!!!!!!!!!
tsy misy fanafodiny zany ny zzzzzzzzzzzzzzz @alina
fa efa nanaraka emission io mintsy a!!!!!!!!!
11. pissoa
(
30/12/2006 16:13)
poupousa::-D:-D:-D:-D:-D
ra za le ranga de mody manonofy mitsangana de miverina eo @ ramatoa (za ko fetsy ko)
12. Aino
(
01/01/2007 14:58)
Mpandefa : mirambola [ Valio ] 30-12-2006 14:15:35ko na dia tiako be kosany aza anky Mbola rehefa mampijaly ahy tsy hatory ve tsy aleoko maka toherana milamina!!!
Lohateny : Re : zzzzzzzzzz
refa tiana ny vady dia taty daolo ny rehetra e!
tsy misy fanafodiny zany ny zzzzzzzzzzzzzzz @alina
fa efa nanaraka emission io mintsy a!!!!!!!!!
