Satana misy tandroka sy rambo.

1. niryna ( 25/12/2006 03:21)
Mba lasa ny saiko hoe fa maninona ny satana no misy rambo ,misy tandroka ary sary ratsy no atao aminy? Ao anaty baiboly ve io sa dia eritreritra fotsiny?
novalian'i cutie ny 24/01/2007 01:19
2. sipagasy ( 25/12/2006 07:32)
:evil: hihih ilay ohatran'io ve izany??:twisted:
3. pissoa ( 25/12/2006 12:51)
Fa raha tsy ao anaty baiboly ngah io dia mety ho lasa "tsara" i Satana ? ...
4. Aino ( 25/12/2006 19:06)
lazaiko fa tezitra koa i sipagasy kay manao exemple:D
5. soanja ( 25/12/2006 22:36)
niryna:

Mba lasa ny saiko hoe fa maninona ny satana no misy rambo ,misy tandroka ary sary ratsy no atao aminy? Ao anaty baiboly ve io sa dia eritreritra fotsiny?


Eritreritra fotsiny aky io entina hanairana anao.
Fa raha aty ambonin'ny tany dia tsara sy manaitra ary manintona be izy saingy tsy taza-maso fa miafina ao ambadiky ny endrika na hery na zavatra iray. Rehefa tafiditra ao ianao vao mahatsapa hoe ity kay satana , ohatra ny rongony no raisiko ohatra. Ny fiantrakany amin'ny vatanao, ny fiainana'nyy manodidina , ny firenana sns dia milaza fa izy no miasa eo.
Azonao atoa koa aza tsy mino hoe misy satana fa saingy sarotra be ny mandanjalanja ny fiainana raha tsy asiana io concept io satria isika dia tokony hino fa misy ny Fanahy izay mikatsaka ny tsara.K araha misy ve ny tsara, dia tokony hisy koa ny ratsy.



6. ikaretsaka ( 25/12/2006 23:15)
T@ andron'ny "moyen age" no nahatonga an'io
tamin'izany manko dia nalaza ny fitoriana vaovao mahafaly tamin'ny alalan'ny sary sy ny imagination mampatahotra (jereo fotsiny ireny fiangonana gothiques be ireny sy ny tantara misy compte na prinche charmant sns...)
7. soanja ( 25/12/2006 23:58)
Miresaka an'ity ihany isika fa variana be aho omaly alina fa sambany vao mba hitako ny sarisary toy izany (sary fon'olombelona sy satana lavarambo/ biby mampatahotra isan-karazany ary ny lanitra) nentin'i LMS tao Madagasikara voalohany nentina hanazavana ny concept ny religion Christianisme.
8. niryna ( 26/12/2006 03:37)
Eritreritry ny olona fotsiny izany ireny satria hoe ratsy foana no ataony matetika,kanefa izy koa dia afaka mangalatahaka sy maka ny tenin'Atra ary avy ao no hisotomany ny teti-dratsiny.
9. ikaretsaka ( 26/12/2006 03:50)
ka ireny lava rambo sy mampatahotra irney no mora nanazavana ny sain'ny olona tsy mbola nahay namaky teny sy nanoratra t@ izany ko
10. soanja ( 26/12/2006 03:58)
ikaretsaka:

ka ireny lava rambo sy mampatahotra irney no mora nanazavana ny sain'ny olona tsy mbola nahay namaky teny sy nanoratra t@ izany ko


Ahoana tokoa ary ny tena tsy azahoan'ny olona mazava amin'izao fotoana izao, fa fomba nentina hanazavana ny hevitra ireny sary, ny sarin-teny sns ireny ry Ikaretsaka? amin'izao fotoana izao ve dia mbola misy ny miaina ao anatin'ny aizina?


11. ikaretsaka ( 26/12/2006 04:03)
ie ry soanja, rehefa tsy navelany nivelatra ny sainy ka tsy mb analefany hanadihady..
na nofefen'olona na idealy tsy hanadihady
12. soanja ( 26/12/2006 04:05)
Ka safidiny ve ny fahitanao an'io sa izay no fetrany? Mipetraka amiko mantsy ny fanontaniana.
13. ikaretsaka ( 26/12/2006 04:34)
raha izaho noanontanianao dia izy 2..

na mety koa hoe nisy namefy izy tsy handeha beyond that fa sao hono lasa haningana ka hamingana ilay zavatra tian'ilay olona ampidirina ao an-tsainy.

mety mahazo tombotsoa @ izay angamba ilay olona sa tsy haiko!
14. soanja ( 26/12/2006 04:41)
ikaretsaka:

mety mahazo tombotsoa @ izay angamba ilay olona sa tsy haiko!


Tsy nampime ahy raha tsy io voalazanao io. =))

NNdeha zany amboriko ny saiko fa na hanazava amin'ny adinindininy ny fomba fisainako eto aho ry Ika dia ho reraka satria ireo roa volaza etsy ambony no ibahana. De ny fanapepoana amin'ny alalan'i xxx.
Tsy miezaka mi-converte olona mantsy aho satria ny ahy tsy misy hi-converti-avana saingy raha bedoika eto aho dia namany bornee ihany koa tsy hahatsapa ny tsy fahafahany.
You can always do so much, you know!
Soa fa misy maso toa anao mamaky sy sofina mandre.




15. ikaretsaka ( 26/12/2006 06:22)
Soanja>
tsy mi converte izany mihitsy.. fadio izany. fa karazan'ny manery an-kolaka ange ny manao conversion e!tsy mety ny fiainana misy force

Mizara izay tsaoa sy hita e...
Everyone is entitled to your opinion
16. Rasiligaoma ( 26/12/2006 08:10)
ikaretsaka:

raha izaho noanontanianao dia izy 2..

na mety koa hoe nisy namefy izy tsy handeha beyond that fa sao hono lasa haningana ka hamingana ilay zavatra tian'ilay olona ampidirina ao an-tsainy.

mety mahazo tombotsoa @ izay angamba ilay olona sa tsy haiko!



mahazo mihitsy....
very ni "kil" ko
17. prime ( 26/12/2006 09:15)
Marina ny lazain\'i Ikaretsaka fa fomba iray nentina nitoriana t@ fotoan\'andro ny sary ka mba nentina nanavahana ny mahatsara an\'Andriamanitra sy ny maharatsy an\'i satàna...

Fa raha ny lazain\'ny soratra masina dia satàna no anjely tsara tarehy indrindra sy natanjaka indrindra tany an-danitra... ary mbola mampiasa izany fahatsaràn-tarehiny izany mandrak\'ankehitriny mba hamitahana olona maro...
18. ikaretsaka ( 26/12/2006 17:40)
io ilay hoe aza ny endrik'olona loatra no jerevana fa ny toetrany sy ny ataony ary ny hevitra avoakany.
na i satana na andriamanitra dia samy mahay maka endrik'olona daholo,

andriamanitra indraindray mwty maka endrika katrami, makorelina, clochard, jiolahimboto feno tatoo sns... fa ny toetrany no ahitana azy. kay au fond ilay olona tsara toetra be

i satana mety haka endrika olona ngetroka be na miss monde na tsy haiko... kay toetran-devoly be

19. Ruby ( 27/12/2006 01:51)
losifera hono toa tsara tarehy be koh
20. prime ( 27/12/2006 12:38)
ikaretsaka:
andriamanitra indraindray mwty maka endrika katrami, makorelina, clochard, jiolahimboto feno tatoo sns...
... aiza kosa e...?!!! hi!hi!hi!hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0871