kabooum Booum Love at first sight!
1. soanja
(
20/12/2006 20:39)
Vao nifampijery ny maso dia samy tarabe. Efa tratran'io ve nareo? Maharitra ve sa mandalo fotsiny le zavatra tsapa.
novalian'i lebatoto ny 09/02/2007 11:06
3. fasaly
(
20/12/2006 20:53)
efa tsatsa; sady les yeux dans les yeux mitry....:°) hummmmmm! fa try hay na naharitra na tria fa trisy vaovao trony zao:-D
4. kelly13
(
20/12/2006 21:09)
tsy t ho tratra lollll!!! fa efa saika tratra iany fa nisy namosavy aveo mdrrrr
6. salmo
(
20/12/2006 21:46)
aho:
Ny karazany olona rehefa misy zavatra mahaliana azy de ody mijery mandinika, hataony matetitetika, rehefa todihana anefa, de lasa mitsiky wazy sady miondrika. Ny sasany kosa, tsy mba manakantona maso mihintsy, rehefa todihana anefa, tonga de mitsiky wazy sady mananihany.
Ary ny sasany kosa, de ody manao matotra sady mendrika, rehefa todihana anefa, ody manetsika volomaso miakatra, sady manontany hoe: Inona kay?
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45534981ac508
13. booboo
(
21/12/2006 09:48)
Jhoul > :-D:-D fa tondé nikipy haingana ve ingahy dia tsy ratra ndray ?
14. hery
(
21/12/2006 12:27)
Vao mifampijery ny maso dia samy tara be...
Dia rehefa mihodina dia samy adino :-)
Raha izay dia efa tratra imbetsaka ihany
Dia rehefa mihodina dia samy adino :-)
Raha izay dia efa tratra imbetsaka ihany
15. mandrindra
(
21/12/2006 13:11)
efa tratra, fa fotoana milay be io an. tsy ny faharetany no tadivina fa ny ahazahoana fafiny maaaaxxxxx eo noho eo
16. ajola
(
21/12/2006 13:18)
Izaho koa efa tratran izany fa saingy ny "love at first sight" d tsy tena love satria ny zvt manomboka haingana de mifarana haingana ihany koa.
17. cutie
(
21/12/2006 13:32)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 21-12-2006 14:11:33
Lohateny : Re : kabooum Booum Love at first sight!
efa tratra, fa fotoana milay be io an. tsy ny faharetany no tadivina fa ny ahazahoana fafiny maaaaxxxxx eo noho eo
:-D:-D:-D:-D:-D
mandrindra wa hafakely :-D:-D:-D
18. simplex
(
21/12/2006 13:52)
kiiiii, tsy aharitra zany le 1 ao kle. Kalou tonga de hitady solony :°)
