kabooum Booum Love at first sight!

21. cutie ( 21/12/2006 14:04)
raha mirotsaka za de lasa tsy love at first sight :-D:-D:-D:-D
22. simplex ( 21/12/2006 14:14)
lasa second sight ndray ve ?8)
23. cutie ( 21/12/2006 14:20)
misy an'zany moa :-D:-D:-D:-D
24. simplex ( 21/12/2006 14:21)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45534981ac508
25. cutie ( 21/12/2006 14:28)
de aiza @ reo zao ny antsika sy simplex :-D:-D:-D:-D
26. soanja ( 21/12/2006 15:25)
mandrindra:

efa tratra, fa fotoana milay be io an. tsy ny faharetany no tadivina fa ny ahazahoana fafiny maaaaxxxxx eo noho eo


Izay indrindra anie ry Mandrindra, le tsy fitoizan'ilay maxx elabe no tena mampalahelo. Tsy rariny hoe le fiainana. Nya any mantsy maxx ihany no ady eo rehefa zavatra tahak'io fa tsy mandray tapany zany mitsiny!


27. cutie ( 21/12/2006 15:27)
soanja
:-D:-D:-D:-D:-D
28. simplex ( 21/12/2006 16:32)
soanja: first sight ve no atao maxxx fa tsy zavatra hafa? :P

cutie: mbola tsy tapitra le maxxxx-nay fa endraso kely aloha :-P miala tsiny :oops::oops:
29. soanja ( 21/12/2006 17:04)
Simpy, le zavatra hafa eritreretinao no maxxx ka eritreretiko ka.:D
30. simplex ( 21/12/2006 17:21)
:D:D
soanja: eritreritra ve no maxxx? :-w misy raha la terra :-P
31. soanja ( 21/12/2006 18:16)
Aza mandreraka eo Simplex fa ilay fiarahana/ fifandrasaina/fihetsiketsika/fafinakalozana/fiodinkodiny maxxx eo no tiako resahina raha tena ilainao tenenina eto le izy e.:D
32. cutie ( 21/12/2006 21:23)
cutie: mbola tsy tapitra le maxxxx-nay fa endraso kely aloha miala tsiny

za tsy mahandry :-D:-D:-D:-D
33. lebatoto ( 09/02/2007 11:06)
zah zao tratra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0429