Sipa no tena betsaka mamaky ny resa-dehilah

1. Ranavalomanjaka ( 19/12/2006 08:01)
Liana b ery n sipa mamaky resa-dehilah an
novalian'i salmo ny 20/12/2006 21:06
2. jhouhlambout ( 19/12/2006 09:47)
ié:@
3. Fiffi ( 19/12/2006 11:59)
normal io kah !
4. Zina ( 19/12/2006 16:43)
ka zay mba liana oe tena ahona ny bandy knou
5. andry08 ( 19/12/2006 17:23)
ié ary betsaka koa ny lehilahy mamaly ao @ resa-behivavy!
6. Fiffi ( 20/12/2006 12:55)
hihihihi
7. salmo ( 20/12/2006 21:06)
Raha milay sy manja de ekena finaritra, fa raha ohatra kosa ka........... (aleo tsy tenenina sao misy misôfy eo):-P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1655