Salut daholo e, hono ho'aho rizareo, sao dia mba misy mahalala ka afaka manome ny coordonné-n'i Coco, ilay DJ nampandihy teny amin'ny Espace Vatomanga teny 67 Ha indray taona iry (fetin'ny Namana) ianareo. Na koa sao dia misy afaka manome anarana sy coordonné-na orchestre afaka mampandihy amin'ny mariage eto Tanà nareo.
Merci an.