Fitadiavana orchestre

1. docteur ( 16/12/2006 16:32)
Salut daholo e, hono ho'aho rizareo, sao dia mba misy mahalala ka afaka manome ny coordonné-n'i Coco, ilay DJ nampandihy teny amin'ny Espace Vatomanga teny 67 Ha indray taona iry (fetin'ny Namana) ianareo. Na koa sao dia misy afaka manome anarana sy coordonné-na orchestre afaka mampandihy amin'ny mariage eto Tanà nareo.
Merci an.
répondu par Fiffi le 17/12/2006 11:42
2. Fiffi ( 17/12/2006 11:42)
docteur:
Na koa sao dia misy afaka manome anarana sy coordonné-na orchestre afaka mampandihy amin'ny mariage eto Tanà nareo.
zah mahafantatra fa alefako any @ hafatra raha toa ka ilainao.....:)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3807