tohanako ity!!

1. bazylou ( 14/12/2006 22:57)
www.1formatika.com
novalian'i Samoana ny 15/12/2006 14:58
2. lapino ( 14/12/2006 23:22)
tohanako koa !! :)
3. Papoose ( 15/12/2006 00:19)
zah koa manohana sady malahelo an'izy telo mitsamy reo bogosy reo aho :snif::snif::snif::snif::snif::snif:=))=))=))=))
4. bazylou ( 15/12/2006 00:38)
fa iza indray ary no nampiditra politika teo??!!
5. kitjo ( 15/12/2006 14:29)
Mahafinaritra kosa ny toy izao e...
6. Samoana ( 15/12/2006 14:48)
Tsara ilay hevitra. Ny indro kely dia ireo pub tonga matetika.
Ilay philo angamba mora ampiasaina kokoa noho ilay math.
Aleo telecharger-na aloha dia aseho ny ankizy tsy mbola arafesina loatra toa anay ny ati-dohany:lol:
Alefa eto ihany ny dinika raha misy tohiny:wink:
7. simplex ( 15/12/2006 14:53)

za kou vao mitelecharger an'le philo, mety ho interessant :)

Samoana, ary ela kay no mampaela ny download-ko an :°)
8. Samoana ( 15/12/2006 14:58)
simplex/ Tsss!! hitako no 2 CV koa ny ahy!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0856