tohanako ity!!
3. Papoose
(
15/12/2006 00:19)
zah koa manohana sady malahelo an'izy telo mitsamy reo bogosy reo aho :snif::snif::snif::snif::snif::snif:=))=))=))=))
6. Samoana
(
15/12/2006 14:48)
Tsara ilay hevitra. Ny indro kely dia ireo pub tonga matetika.
Ilay philo angamba mora ampiasaina kokoa noho ilay math.
Aleo telecharger-na aloha dia aseho ny ankizy tsy mbola arafesina loatra toa anay ny ati-dohany:lol:
Alefa eto ihany ny dinika raha misy tohiny:wink:

7. simplex
(
15/12/2006 14:53)
za kou vao mitelecharger an'le philo, mety ho interessant :)
Samoana, ary ela kay no mampaela ny download-ko an :°)