80 millions nanaovana fety
1. tezitra
(
13/12/2006 16:29)
Mihomehy bokasa, mobutu, kim il song tamin'ny vadiny tsy nanao tsara. Tafahotra ny zava-bita tsara indrindra. Ary sahy miteny ny atsimo lalina sy ny kere mandritra ny seremonia.
KA HARENANY IO HOIN'ny sasany, ekena kanefa
-JESOA: Aza mamono olona sns... »
-ilay ngetroka : « Maistra, nanaja ny lalana hatr@ fahatanorako aho. »
Jesoa niteny taminy : « Zavatra iray no tsy ampy... (etc)”
dia ilay mpanankarena eto mandritra ny eglizy, sady mpikarakara firenena.
mora ho an'ny rameva ny miditra ny vodifanjaitra, nohon'ny fidirany manankarena ny lanitra
NY TRONDRO MATY IHANY NO MANARAKA HERINARATRA
NB
Dika teny gasy MALALAKA (rehefa tsy atao teny gasy dia mihafia @ izay dika omen'ny mpandika teny)
Nahitsin'i hery

novalian'i Fiffi ny 16/12/2006 08:55
3. kitjo
(
13/12/2006 17:15)
Marary indray ny fon'i tezitra fa tsy nahazo anjara gateau...hahahhaha
volany io koa izay anaovany azy!
mba jereo kosa ny olona tonga ka raha rano mangitsy no naroso ho an'ireo tsy toy inona ndray ny vavan'i tezitra? hihihihi
tezitra mbamin'ny kankana...
Fety io sady fety tsy miverina raha tsy afaka herintaona ka raha misy ny atao inona ny olana..
manaova koa i tezitra dia asao dol ny namana e...

8. tezitra
(
13/12/2006 18:51)
votre maniere de repondre reflete votre incapacité, ou:
1)- kitjo c que tu as dit FiFFi l'a déjà dit
-et les autres n'apportent (stone, etc...) rien
Et moi j'ai vu de mes yeux un enfant de 4 ans qui pesent 900g dans le sud
(aiza le fahendrena miaraha ory @ izay ory? 70% ny gasy ory)
2)mais continuons dans votre sens , volan'io(c à prouver) mais C DU RAISONNEMENT NJAZA
fA AHOANA NO MANGATAKA AIDE ANY ivelany, mahantranao io, on va fer comme ça AUSSI?
sa hampidirinao ao ampaosy;
je me demande si vous êtes majeur
chevenement a dit: "l'Argent des pôvres des pays riche, est detourné pour les riches des pays pôvres "
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT

9. tezitra
(
13/12/2006 19:16)
sady tenin'ny tompo no teneniko, la question est simple:
Afaka ampiasaina @ izao fireharehan-Dravalo (prezidan'ny eglizy sy Raimpianakavian'ny gasy rehetra )@ anniv izao ve io tenin'ny tompo io?

10. kitjo
(
13/12/2006 19:28)
ka inona hono mba nataon'i tezitra manoloana ilay zaza 900g?
dia rano firy litre ko zay nalefanao any amzao main-tany izao?

11. Fiffi
(
13/12/2006 19:34)
tezitra:zah koh mba te-ahita ny mombamomban'i tezitra raha majeur i tezitra na mineur hihihihihi
votre maniere de repondre reflete votre incapacité,
je me demande si vous êtes majeur
13. oufouf
(
13/12/2006 19:42)
manao ahoana i tezitra efa elaela izay !
ary i tezitra ity anie mahay miteny é ! ary ny rehetra manaraka fotsiny .... i tezitra ve taloha tsy teo @ ny fitondrana é ! ( araka ny fahitako azy mahitahita be i tezitra taloha) tsy NAHATSAPA TENA ve t@ izany hoe NIJALY ny MALAGASY ? fa izao vao miteny ny ataon' ny hafa. na volany io na tsy volany rehefa tsy niala tany ampaosinao dia aza miteny .... raha responsable ianao taloha dia nanao izay fantatrao sy takatry ny sainao dia aoka izay efa vita ny 1/4 d'h nao mionona an ! ary mba mamaky baiboly ihany kay ... namadika ny rano ho divay izany ianao io ry tezitra nanao fahagagana ve ... tsy leo ve ianao mitsikera é! mahaiza mionona tsy efa ampy anao ve izay é !
ZAVATRA TSARA TOKONY ATAON' I TEZITRA : manao ny hampandroso an' i MADAGASIKARA : mba ho constructive ny tsikera ataonao (oufouf sady tsy momba an-dra8 no tsy arema taloha )fa leo critique tsy mitombina .

14. avolenta
(
13/12/2006 20:35)
kitjo:
Marary indray ny fon'i tezitra fa tsy nahazo anjara gateau...hahahhaha
volany io koa izay anaovany azy!
mba jereo kosa ny olona tonga ka raha rano mangitsy no naroso ho an'ireo tsy toy inona ndray ny vavan'i tezitra? hihihihi
tezitra mbamin'ny kankana...
Fety io sady fety tsy miverina raha tsy afaka herintaona ka raha misy ny atao inona ny olana..
manaova koa i tezitra dia asao dol ny namana e...
tsy de hita lotra ze hevitra aroson'ny tezitra fa hita izy aloha hoe tsy tia an ravalo. Kanefa kosa ny valitenin'ny kitjo de tena tenin'ny tsy mieritreritra lotra fa de mamaly boraingina be, dia tonga de manohatra ze lazainy fotsiny. Ary manaiky ze ataon dravalo rehetra koa.
sady tsy momba ny atsy no tsy momba ny aroe
15. fijo
(
13/12/2006 21:03)
o letia ry tezitra an;aza mihinana hafa tsy anana fa misy olona tsy mihinankena mihintsy koa anie e.
aza mihinana laoka ritra izany,ary ny nety aza ,aza mandany vola amin'izany fa efa vola azo hividianana sakafo hoan'ny 4mi izany.
izay atao fiainana dia hoavy "jesus"hitantana an'ialahy.

16. simplex
(
13/12/2006 21:09)
Monja Roindefo nandany >=125M, hoana fifidianana mba hahazoana score 0% http://www.mira.gov.mg/election/resultatelection.php mba nieritreritra ny tany Atsimo izay Faritany niaviny v izy ?
Gal Ferdinand Razakarimanana nandany >=125M mba hahazahoana score 0%, moa nieritreritra ny tany Atsimo v izy?
Nisy ny telethon natao hoan'ny kere tany Atsimo t@ 2003 na 2004 ngambany izy zay tsy tadidiko tsara, iza t@ ny opposition no nandrotsaka tany ??
Misy soratra nga eny antapikandriny hoe association mpanao oeuvres de bienfaisance izy na hoe charite :°)
Manin kou ny opposition ra mifady hanina isaky izay fivoriana atao isaky ny herinandro zao. Kere ny any Atsimo tsin kou 8)
Ny tena tiako holazaina d ny andraikiny @ maha mpitondra azy d mitondra vahaolana (maharitra soi-disant) hoan'io resaka kere io fa tsy hoe tsy akory izy kou no ande hiafy. Izany akory tsy miteny hoe tsy hanao zavatra azy manokana any @reo mahantra ireo izy akory fa le raisonement-nao mintsy no "AN-JAZA".
Jereo anie Bush ra mba nanolotra vola tany ampaosiny zany t@ le Cathrina teo reny e? manana ampahafirin'ny fianakaviana Bush ra8?

17. fijo
(
13/12/2006 22:21)
izay ,avao tsara ny fiainany manokana ,sy ny fiainany amin'ny maha mpitondra azy.
18. xxx
(
13/12/2006 22:54)
simplex> ary aza be resaka eny ambony latabatra feno gateau aza rehefa hiteny an'izany e!fanaovana tsinontsinona ary olona tsy mieritreritra loatra ny manao izany!ary toetra ohatra iznay no tsy ho hitanao mihinsty aminy tany misaina! ilaina ilay tacte ry zandry a! io koa moa rehefa tiana na maimbo aza lazaina fa manitra fa dia tsy olana iny!ary resaka bush indray ry lery dia mazava tsara, ny olona rehefa manoa zavtra dia ny fitondrana no manao sy manome fa tsy aminy anarany tenany!izay fanaony mpaka tahaka rajako avy aty aminy tany andalampandrosoana! sa hiteny simplex fa diso iznay,ny teneninao aza dia efa milaza hoe angaha tsy hanao zavtra ho azy ireo ra8!
raha iznay no handraisanareo ny olona mpitondra dia mandrora mitsilany nareo !:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
ary ilay hoe fianany mpitondra sy aminy maha mpitondra azy dia miala tsiny e!tsy hasaramanitra akory ny taonany na aandro fandroana, ka atao malaza be eraky ny radio sy tele malagasy ary aminy anarany fanjakan malagasy,fa azy samy irery! nefa ny fotoana nanaovana propagandy izay tokony hanehoany olona eny fa nadia izy irery aza ny programany 5 minitra monja fa ankoatra izay dia handoavana vola 30 million! iznay ve no maha dedaka anreo noho ny demokrasia marina,milaza sy maneho ny feony vahoaka???
tsy olana fa dia raha izy no voalaza ny lalana aradalana tsy voavidy fa lany dia ekena,na tsy mahalala ny antony hifidianana aza ny nandany azy!fa kosa raha misy mandaha ny hafa fa tsy manaiky dia tsarovy fa tsy 2.430.000,isa akory no hanakana anay na ireo vonona ny hanohatra ,satria ny isa azo amboarina ary ny malagasy 17.000.000! ny fanoherana moa samy mana ny azy fa ny eto aloha dia hevitra!fa kosa raha miditra aminy zavtra hafa ny fanjakna dia ataoko fa tsy vitsy (izay mba fantatro aloha)koa ny ho tonga any antanana haneho aminy kely mba hainy ny takalopatsa vidimpinanana! tsy teny atao andrivotra io ry simplex fa tsy fombany aty ny miteniteny foana!fa misaina hono ny mpitondra ka dia ho hitantsika eo!

19. andratax
(
14/12/2006 04:52)
Tsy hoe rehefa mpanohitra dia Critiquer-na daholo izay ataon'ny Mpitondra fa mba omeo soson-kevitra hoe hohenoina raha afaka Mitondra Firenena koa ireo mpanohitra ireo fa raha ny fahitanako azy mantsy dia efa nolavin 'ny vahoaka ny oposition satria tsisy hevitra tsara any aminy fa dia manohitra be fahatana fotsiny :idea:
20. kitjo
(
14/12/2006 05:28)
avolenta>
hihihihi...
ozizy ianao hoe "tenin'ny tsy mieritreritra"
ka inona aza no tokony handaniako ron-doha @ zavatra lazain'i tezitra toy izao? :-D:-D
sa mila valiny avolenta be ve iznay?
Ilay izy ange tsitako mitsy izay hitsikerana fiainan'olona manokana any e!
Koa tsy mandeha mitsingolika isak'ireo trano fandraisana fety erak'Antananarivo isaky ny sabotsy hoe jereo i anona nandany ...millions nanao mariazy...i anona koa...sns
Zany ve no ataoko hamakiana loha?