80 millions nanaovana fety
21. kitjo
(
14/12/2006 05:30)
nampiaanao koa hoe
aiza ho aiza amzao ilay momba ze ataon-ravalo rehetra?
ombaiko kosa aloha ilay hoe hanampy any atsimo e...ary ianao?
fa raha ny fetiny kosa aloha tsy idirako mitsy e...raha tsy oe mba nandefasany gateau kely ho an'ny namana...hehehe
Ary manaiky ze ataon dravalo rehetra koa.
sady tsy momba ny atsy no tsy momba ny aroe
aiza ho aiza amzao ilay momba ze ataon-ravalo rehetra?
ombaiko kosa aloha ilay hoe hanampy any atsimo e...ary ianao?
fa raha ny fetiny kosa aloha tsy idirako mitsy e...raha tsy oe mba nandefasany gateau kely ho an'ny namana...hehehe
22. naritsimba
(
14/12/2006 06:54)
Raha olon-tsotra no nandany vola be dia mino aho fa tsy nanao fanakianana i tezitra.
Fa @ maha Filoham-pirenena an'i Ravalomanana dia tsy maintsy voakiana izy, raha tsy filoha ange izy tsy nisy nilaza na nanakiana na ohatrinona laniny na ohatrinona eh, ary tsy nankalazaina t@ gazety mihitsy hoe nandany 80 millions izy nankalazana ny tsingerintaonany eh.
Mba diniho ihany ny momba ilay MPANAKARENA sy LAZAROSY dia ho tsapanareo hoe misy fahamarinany ny teniny tezitra.
Firy moa ny manambola mandany vola fa tsy misy voakiana @ gazety na radiô izany...! fa satria filoham-pirenena no manao azy dia tsy maintsy misy ny fanakianana, ary na iza na iza filoha teo ka nandany izany vola be izany @ fankalazana tsingerin-taona dia tsy maintsy voakiana.
Samia mandinika e!

23. Lejim
(
14/12/2006 07:51)
Toa hitako indray ny mahamarina ny hevitra hoe, tsy tokony amin'ny fotoana otran'ireny ny filoha no miresaka kere sy fangatahana fanampiana moa izy iny?
Tsy mifanaraka amin'ilay zavatra atao mantsy ilay izy. Sady toa mananihany be izany. Ianao miresaka tsy fahampian-tsakafo sy hanoanan'ny vahoakanao, nefa enao eo ampanaovana fety sy fihinanam-be. Mety mba nanararaotra ny fivorivoriana sy ny fitafatafana koa angamba no nanaovany an'izany. Fa amiko lojika raha misy tohina amin'ny zavatra otran'izany!
Lojika koa anefa raha misy mieritreritra hoe normale izany, ary mety azo iderana ny filoha koa satria na dia ao anatin'ny lanonana amin'ny maha olon-tsotra azy aza izy, mbola mieritreritra ny vahoaka ihany koa!
Maro be ny angle azo itarafana ny action toa ireny sady tsy mitovy koa ny toerana itsanganana ka tsy tokony ahagaga raha tsy mitovy ny zavatra hita na tsapa! :lol:
Ilay vola lany aloha tsy olana amiko, fa araka izy efa voalazan'ny namana maro teo iny, volany io ka tsy tokony hofehezina izy amin'ny hampiasany an'izany! Sa volam-panjakana ve no nentiny ni-organise-na an'iny? (Raha volam-panjakana mantsy dia hafa koa ny resaka)

24. mimich
(
14/12/2006 14:36)
namaky ny soson-kevitra naroso ireo rehetra nanome ny sosn-kevitra h@ izay rehetra aho fa miantefa manokana amin'ny xx manoratra lavabe sy i tezitra ny valin-teny.
extremiste be loatra ianareo, i naritsimba sy i lejim zao anisn'ny nanome fanakianana tao anatin'iny resaka 1 iny fa hita hoe mitombona ilay zavatra lazainy satria entina amin'ny fo tony sy mamakafaka ara-dalana.
Manaraka izany, baiboly tsy azo raisina ara-bakiteny raha io ny fototra itondranao azy ry tezitra
Diniho anie ee, raha ilay hoe miaraha ory amin'izay ory no jerena dia tsy hisy fifaliana eto ambonin'ny tany satria firy moa ny olona maty ao anatin'ny segondra iray???? de diniho amin'izay hoe fifanidimbiasan-dranomaso izany ny fiainana raha raisina ara-bakiteny izay fehezan-teny iray izay fotsiny.
Ny zavatra hitako aloha hatreo dia rehefa tsy tiana ny olona iray dia ny ratsy sy ny lafy ratsiny ao aminy hatrany no ezahina avoitra , fa tsy mba afaka mijery ny lafy tsara ve na dia ny hahazoana fifaliana anaty ho anao fotsiny ihany aza. Hoy Baden P (izay scout mahay an'io) izay hoe , na dia ny olona faran'ny izay ratsy aza , dia misy 5% tsara ao aminy , ka maninona raha mba ilay 5% tsara no andramana jerena na dia ny mba hanala ny fahasorenanao aminy raha oh ka hoe hosokajiana ho ao anatin'ilay faran'izay ratsy io. Tsy resaka ra8 ihnay no ilazako izany fa ny olon-drehetra satria tsy momba n'iza n'iza aho eto.
Lavabe ny resako fa izao ee: ilaina ny adi-hevitra sy ny fanohana-kevitra fa aza dia mhininana amaboliny oh io fa ra8 tsy mihontsona fa ianao ho tapaka lalan-dra ambony ihany raha tsy asiana fetrany sy fatrany ny fahaiza-miadi-hevitra sy manohana na manohitra olona iray.
oups mitoriteny be za zany fa tapitra eee

25. Samoana
(
14/12/2006 14:48)
Ny vahiny nasain-dRa8 no vokibe efa andro maro lasa izay de isika mpiserasera mbola mandrezatra eto hatr@ izao:lol:.
Ahatratra ny nahaterahan'ilay Jesoa ihany ity resaka fetibe ity raha izao no mitohy. hihihi

26. mimich
(
14/12/2006 15:00)
samoana>:-D:-D:-D, ary mety hisy ho maimbo rezatra raha izany.
za ndray eto zao de misy eritreritra mandalo hoe: ela ny ela ka nahasarika olona maro ny dinika tantanan' zoukki ravatorano izay tsisy mpitsidika fahiny ka efa nanaovany antso avo teo :-D:-D:-D

28. tezitra
(
14/12/2006 15:57)
zavatra telo
1)ny resaka serasera:
Tsisy olona hoy mimich teto taloha, ary tsy hisy intsony eto raha mitohy izao, satria ny responsable non seulement mamafa satria matahotra andravalo, fa tsy mahay manitsy. ravatorano sa hery no mpandrindra?
courant d'une riviere no resahina de adikany herinaratra
2)aza raisina arabakiteny hoy mimich ny baiboly:resaka madagasikara feno kere d'urgence no resahina fa tsy mahantra erak'izao tontolo izao; pere pedro manao anniversaire fa tsy toa io ataony io
Ary ny president indonesie nanao anniversaire t@ 2004-2005, fa tsy nanao 15.000 euro indray mipaoka t@ andron'ny tsunami
2Tsy d'accord @ Lejimm aho: satria tsy any ampianarana izy ity ka hijery tous les angle de vision;, le sud est en urgence;
Matahotra andravalo i hery ka dia avelao hamafa, kely aina ka te hanagana site,
tadidio Internet c la liberte, 5è pouvoir hoy ny magazine francais express, fa tsy mpisolelaka, na katahotra
SERASERA SARISARY SORISORY

29. Imahaka
(
14/12/2006 16:27)
tezitra> enao be menomenona sy l hom ki sé tout io ve efa mba nandray andraikitra amin'ny SOS sud?
30. Fiffi
(
14/12/2006 16:28)
tezitra:fa inona kay no hatahorana an'Ravalo ? nga izy mpihinan'olona sa ....? :roll:
Matahotra andravalo i hery ka dia avelao hamafa, kely aina ka te hanagana site,
Matoa kosa misy ny voafafa de nisy antony tao eh ! sa tsy zany ry tezitra ? :roll:
31. Samoana
(
14/12/2006 16:32)
ary misy mangetaheta ny toeran'i Hery mihintsy ato hampiasana fitaovana "5ème pouvoir "haminganana ny filoha Ra8 an :D!
Mody tsy tia ny eto nefa mifikitra mafy ihany:wink:

32. kitjo
(
14/12/2006 17:42)
mahagaga tokoa e!
tsy tia ary maha SORISORY ilay serasera ka inona no mbola hijanonana ato?
sady tsisy azoko mihitsy zany ilay zavatra lazain'i tezitra e....bedy eo ndray za hoe tsy meiritreritra..:lol:
jereo ilay hoe president Indonesie..hihihi..izy ihany dia manome ny valiny hoe tsy nanome 15000euros ndray mipoaka! nefa ireny no tena famille miliaridera..en $ fa tsy fmg aza!
nndrriii..harary fo raha mbola tezitra ihany fa!

33. bilakarenjy
(
14/12/2006 18:04)
tezitra>manaova aloha ianareo mba ahitana porofo tsara sy ho entinareo hireharehana aseho ny olona fa sady tsy manao no tsy mihetsika nareo nefa ny vava lasa lavitra be .
Porofoy @ olona rehetra hoe:iny za fa nanome vola be amina million ho an'ireo mahantra sy noana any atsimo na naolotra sakafo ama-taoniny maro hoa an'ireo 4mi dia hanana ny rariny ianao .
Ny revin'olona tsy ho revinao mihitsy ,fa azy ny azy ary samy manana ny reviny io e!.
jereo aloha ny eo ambanin'ny vatan'oronao vao mijery ny lavitra fa lasa mampihome be ilay zavatra ataonao

34. simplex
(
14/12/2006 20:29)
xxx,
mbola averiko @la ihany ity fitenenana ity: "nareo ve manao politika sa ahoana e?"
Le izy zany tsy ny aspect an'le zavatra any @ ireo olom-bitsy nandia fianarana (ary mesquin) no tena tanjona fa ny effet-ny any @ ireo "cible": izay mazava hoazy fa ny vahoaka malagasy ary indrindra ireo mponina any Atsimo.
Niteny elah hoe: "tsy tokony eo ambony latabatra feno gateau no nitenenana an'zany", mety marina kanefa azo hiadian-kevitra. Nandaitra kokoa sy mendrika kokoa ve ozy elah ra nanao vorokitsay ny prezida manao an'le annonce ? samy mahita ngamba isika fa insensee zany. Ndeha hatao hoe tsy nasiana gateau indray ary le izy, tsy azo ekena koa satria anniversaire no tena nankalazaina. Azo eritreretina indray koa hoe, tokony t@ andro hafa no nitenenana azy ra zany. Miverina @ le teo hoe, politika anie no resahina eto. Ataoko fa mazava @la ngamba le enjeu @ any Atsimo ;-)
Ra resaka lojika indray, ekena fa tsy dia mahalala fomba loatra nga ra ol feno ny vava no miteny hoe kere ny havako. Refa tena dinihina anefa hahavita firy @ any Atsimo ny 80M? Moa koa mba androny io, zony ary hatsaram-po (eo imason'ny vahoaka afa tsy ny ol sasany) ny fahatsiarovany ny havany @ androny. Asa, ra @ anniverseran'la zao ela no miantso fianakams alavitra d miteny hoe anniverserako androany d mba mahatsiaro anareo rehetra aho, miantso fa fantako fa sarotra ny miantso avy any, mety faly be daholy izy :P andramo anie e. Faharoa koa, resaka lobbying doly io, mandaitra kokoa any @ bailleurs le izy refa vakiana fatam-poko fantam-pirenena ny fandehan-javatra. Eo @ le nanin no t@ iny andro iny, efa nolazaiko teo hoe lojika politika ndray izay.
Contrairement @ eritreretin'la za tsy fanatika. Betsaka mintsy ny fokasin'lery, izay hita fa lesoka tokony ahitsy sy tsy atao intsony. Diniho tsara koa aloha vao mitsara fa tsy mifakaiza mintsy ny avalin'la ahy. Averiko am'la fotsiny koa hoe "rehefa tsy tiana na manitra aza lazaina maimbo" :-P
bush manao zavatra @ anaran'ny fitondrana, d i ra8 manao zavatra @ fitondrana sy @ anarany, rajako ve zany sa hoe tsaratsara kokoa aza :°). Sa ny rajakonareo sady mangalatahaka no mbola manatsara ny zavatra nataonareo :?:
Bon tsy hoe manirikiry an'la aloha eo fa le izy fotsiny "noble causes" ze kely takatry ny tanana dia tonga soa doly, ela koa zao mahazo manao, sady mbola le resaka politika teo ihany ;-). i ra8 nge tsy niteny hoe tsy andray andraikitra ny fanjakana e, izy ary efa mitady fika any @ bailleurs sy ny karazany efa dingana aloha zay...
Ny tena mahaliana anefany an, d ny LaGazette DGI no nametraka an'io teo @ gros titre-ny. Ny tiako ho lazaina d hoe ilay contexte an'le fifidianana no tena nahatonga an'zay. Ary le izy "officiellement" tsy propagandy fa fankalazana fetin'ol somary manan-danja. Jereo anie t@ mariagen'i Tom Cruise sy Katie Holmes ra tsy nande a la une ny ankamaroan'ny tele sy radio e 8)
Fa nga l'tia nalefa mivantana le izy sa natao nibahana antenne be mitsy :roll:
17.000.000 tokotrany ny gasy fa 10.000.000 latsaka kely eo dia mbola tsy ampy taona 8) na izany na tsy izany mirary soa anao
Elah moa le niteny anah teo hoe: "mba asiana tacte ry zandry a!", antenaiko fa mbola ao anatin'la io. Sinon, miandry ny tohiny isika rehetra.
mazotoa,:-*
simp

xxx:ekena aloha fa ra le ol notohanan'la mety tsy nanao an'le extravangaza fa sinon samy manana ny style-ny io. Izy kou aloha tsy tonga lafatra e, sady efa hoe azo hiadian-kevitra le izy.
ilaina ilay tacte ry zandry a! io koa moa rehefa tiana na maimbo aza lazaina fa manitra fa dia tsy olana iny!
Contrairement @ eritreretin'la za tsy fanatika. Betsaka mintsy ny fokasin'lery, izay hita fa lesoka tokony ahitsy sy tsy atao intsony. Diniho tsara koa aloha vao mitsara fa tsy mifakaiza mintsy ny avalin'la ahy. Averiko am'la fotsiny koa hoe "rehefa tsy tiana na manitra aza lazaina maimbo" :-P
xxx:ka tsy hita be ny ihany zany kou:!: neveriko hoe tsy tianareo hanao fety izy fa ny any Atsimo kere, nefa toa tsy tianareo hanao fanampiana izy, sao d mba mifanohitra zany kle :roll::roll:
ary resaka bush indray ry lery dia mazava tsara, ny olona rehefa manoa zavtra dia ny fitondrana no manao sy manome fa tsy aminy anarany tenany!izay fanaony mpaka tahaka rajako avy aty aminy tany andalampandrosoana! sa hiteny simplex fa diso iznay,ny teneninao aza dia efa milaza hoe angaha tsy hanao zavtra ho azy ireo ra8!
bush manao zavatra @ anaran'ny fitondrana, d i ra8 manao zavatra @ fitondrana sy @ anarany, rajako ve zany sa hoe tsaratsara kokoa aza :°). Sa ny rajakonareo sady mangalatahaka no mbola manatsara ny zavatra nataonareo :?:
Bon tsy hoe manirikiry an'la aloha eo fa le izy fotsiny "noble causes" ze kely takatry ny tanana dia tonga soa doly, ela koa zao mahazo manao, sady mbola le resaka politika teo ihany ;-). i ra8 nge tsy niteny hoe tsy andray andraikitra ny fanjakana e, izy ary efa mitady fika any @ bailleurs sy ny karazany efa dingana aloha zay...
xxx:sao d mba alahelon-kanina kosa ny anareo zany kle.
tsy hasaramanitra akory ny taonany na aandro fandroana, ka atao malaza be eraky ny radio sy tele malagasy ary aminy anarany fanjakan malagasy,fa azy samy irery!
Ny tena mahaliana anefany an, d ny LaGazette DGI no nametraka an'io teo @ gros titre-ny. Ny tiako ho lazaina d hoe ilay contexte an'le fifidianana no tena nahatonga an'zay. Ary le izy "officiellement" tsy propagandy fa fankalazana fetin'ol somary manan-danja. Jereo anie t@ mariagen'i Tom Cruise sy Katie Holmes ra tsy nande a la une ny ankamaroan'ny tele sy radio e 8)
xxx:5min isaky ny 2 andro le izy an fa tsy hoe 5 min indray mande tsy niverina nandritry ny propagandy 1 manotolo.
nefa ny fotoana nanaovana propagandy izay tokony hanehoany olona eny fa nadia izy irery aza ny programany 5 minitra monja fa ankoatra izay dia handoavana vola 30 million! iznay ve no maha dedaka anreo noho ny demokrasia marina,milaza sy maneho ny feony vahoaka???
Fa nga l'tia nalefa mivantana le izy sa natao nibahana antenne be mitsy :roll:
xxx:misaotra anao na d izay ihany aza e :-*
tsy olana fa dia raha izy no voalaza ny lalana aradalana tsy voavidy fa lany dia ekena,
xxx:ekena ! ny hevitra ampiadiana, d aza misalasala tohano ny ekipanao.
fa kosa raha misy mandaha ny hafa fa tsy manaiky dia tsarovy fa tsy 2.430.000,isa akory no hanakana anay na ireo vonona ny hanohatra ,satria ny isa azo amboarina ary ny malagasy 17.000.000! ny fanoherana moa samy mana ny azy fa ny eto aloha dia hevitra!
17.000.000 tokotrany ny gasy fa 10.000.000 latsaka kely eo dia mbola tsy ampy taona 8) na izany na tsy izany mirary soa anao
xxx:Ataoko fa tombotsoa antsika rehetra ny tsy hisian'ny gidragidra. D samia ary misaina isika rehetra, tsy ny mpitondra ihany fa na ny tsy mpitondra koa aza.
fa kosa raha miditra aminy zavtra hafa ny fanjakna dia ataoko fa tsy vitsy (izay mba fantatro aloha)koa ny ho tonga any antanana haneho aminy kely mba hainy ny takalopatsa vidimpinanana! tsy teny atao andrivotra io ry simplex fa tsy fombany aty ny miteniteny foana!fa misaina hono ny mpitondra ka dia ho hitantsika eo!
Elah moa le niteny anah teo hoe: "mba asiana tacte ry zandry a!", antenaiko fa mbola ao anatin'la io. Sinon, miandry ny tohiny isika rehetra.
mazotoa,:-*
simp
35. Fiffi
(
14/12/2006 20:42)
tena ni-dekortikén'i simplex le izy klé ! :-D:-D mazava be zao an ! hihihih
Mody tsy tia ny eto nefa mifikitra mafy ihanyka ho aiza moa eh ! :wink::-D:-D
36. kitjo
(
14/12/2006 20:49)
fa tezitra oa sipa ry reto fa tsy bandy zany an!!!
tsy mba fantatrareo ve ny fomba fanoratany? hihihi

37. fijo
(
14/12/2006 22:48)
fa ahoana no hoe tsy marina ny voalazan'i lejim hoe arakaraky ny angle no ahafahana mijery azy???tena marina io,ary arakarak'izay no fomba azo hilazana ny fandaniana tao.fa iraisana aloha le hoe raha voalm panjakana no nanaovana azy,dia tena tsy rariny.
fa nahita vaovao TV5 aho,ary nisy ambasadera vahiny nilaza hoe :"ravalo dia manafangaro ny fitondrana firenena sy ny orinasany,saingy izy tsy mba toa ireo mpitondra afrikanina rehetra,satria izy tsy mba maka ao amin'ny volam panjakana"
farafaharatsiny izany,mba manana filoha isika tsy mangalatra ny volam bahoaka

38. bazylou
(
15/12/2006 01:16)
tsy hitanao tokoa iay izy ka hoy ianao hoe tsyhatran'ny prezda afrikanina izy!! jereo anefa fa misoko mangina any amin'ny deba 2 isika!!
39. mimich
(
15/12/2006 06:39)
tezitra> ao ndray ary fa i madagasikara rery no jerena ee, fa mipetraka foana i tranga io na ahoana na ahoana ee, tsy azo raisina ara-bakiteny ny raha rehetra
sa ................ , ao ary fa raisintsika indray ilay we miaraha mifaly amin'izay mifaly ee, de mba nifaly aloha ny filoha ra8 tami'iny de mba miezaka ny miara-paly aminy, fa iza moa no tsy faly amin'izany we nahatratra ny tsingerin-taona nahateraha ?????, de miaraha-ory amin'izay ory avy eo ndray izy miezaka miara-ory amin'ny vahoaka any atsimo ka nanome izay vitany sy azony natao.
Ary i tezitra manao ahoana ao anatin'izay, toa sady tsy niara-paly tamin-dravalo , no tsy miara-ory amin'ny any atsimo ka nitondra izay voatsirambin'ny tana. Ny fitserana anie tsy mahavita inn inn ee. Ny asa vita hono no ifampitsarana:roll::roll:
hoy ikitjo> toa vhv i tezitra , hummmmmmm ary inn no tena tsy aritrao amin'ny hery aloha ee:-D:-D:-D:-D:-D (aza tezitra enao fa somonga ny ahy eeeeeeeee )
i ravatorano no napetraka handrindra mivantana ny dinika momba ny politika , nefa izany tsy manakana ny olona namorona ny site (i hery sy ny mpiara-miasa aminy io) hanitsy izay mivoana sy tsy manara-penitra sy tsy manaraka fitsipika.