Réflexes

1. papounette ( 13/12/2006 08:49)
Rehefa:
-enjehin'ny alika hono tsy mihazakazaka fa mody miondrika,ôtran'le olona maka vato reny fa tsy mitsôka.
(Za tonga de tongotra ankatoka be mitsy:oops::oops:!)
-enjehin'ny omby de tonga de matory @tany,miankohoka,ny lamba finjahina tsara @ny tena ôtrany reny torero reny.
(Tsy possible amiko fa tonga de ento a ry tongotrakeliko.)
-voarapakin'ny voay hono de samborina ny ankihikeliny:{:{.
(Tonga de hoe veloma monde cruel angamba ny farateniko.)
-mifanena @requin ao anaty rano hono de jereo ao anatiny masony hono ny requin:{:{(face à face no sady tsy mila mihetsika etc etc
(Tonga de torana a!:{:{)
-tratrany ours hono de tsy mahaizo miaina sy tsy mihetsika mitsy fa raha tsy zany..... etc etc
Nareo ve mety mahavita an'reo zavtr tiré voalaza eo ambony reo?
2. booboo ( 13/12/2006 09:58)
aaa !
3. diamondra27 ( 13/12/2006 10:00)
mila hay dieny mialoha izany vao azo ampiharina

raha mbola misy ihany dia ampio.

raha kakerin'ny saka dia ahoana? Za efa saika maty mihitsy t@io

4. malalatinasoa ( 13/12/2006 11:33)
za klou mety tsy mavita afatsy ny mikikika :D.

diams: aona kou zany nainga maty kakeriny mimi zany? :evil: refa manaikitra ny saka de bedesina de kapohana kely ny lohany. @ zay izy malala foma @ manaraka :-D:-D
5. Fiffi ( 13/12/2006 12:14)
fa tsy ny rehetra ange no manana an'io reflexe io eh ! aza mba tratran'le hoe "ny tampoka tsy maha lehilahy".....fa indraindray tena tampoka loatra ka na de ny reflexe aza tena tsy misy ..
6. xxx ( 13/12/2006 12:38)
ary rehefa kekerin'ny sipa ny orona?aiza ianao ra nikopol:D
7. simplex ( 13/12/2006 12:45)
:-D:-D
nisy nikaikitra nga ny oron'lery? :-D:-D
8. diamondra27 ( 13/12/2006 13:39)
malalatinasoa:

za klou mety tsy mavita afatsy ny mikikika :D.

diams: aona kou zany nainga maty kakeriny mimi zany? :evil: refa manaikitra ny saka de bedesina de kapohana kely ny lohany. @ zay izy malala foma @ manaraka :-D:-D


tena resaka serieux akia io a!
nisy saka izay an'i Tantine-nay dia nozarindry zareo omena hena manta le saka. De za zany mba nisafosafo le saka de avy eo za lasa, de iny izy fa nanatona ahy , noheveriko fa hoe: mbola mila le safosafo hay izy ity tonga dia notsambikinany aho ary nofihininy dia nokakeriny ny cheville-ko. Nivonto be @izay ary ny tongoko avy teo dia nijery dokotera , dia hoy ilay dokotera hoe: f'angah mbola tsy maty ihany ianao? ;-);-)
de nanontany azy aho fa hoa nahoana? de hoy izy hoe:ny voakaikitra alika hono azoazo kokoa noho ny kaikitra saka, de 'zay.
Hatr@izao de matahotra saka aho ary tsy sahy mijery masontsaka lol surtout refa misy olona manana maso mitovy @ saka.

Miala tsiny aminareo izay tia saka an!:oops:

9. soanja ( 13/12/2006 14:19)
Zan efa nihaona face a face amin'ny mountain Lion ary io voalaza eo ambony io no nataoko. Somary miakamidina ny vatanao toa hoe ianao no goavana indrindra sy matanjaka sady toa handray vato. Tsy mihazakazaka fa heveriny fa sakafo matsiro sady izy tia sangy zany hoe manenjika toy ny saka amin'ny totozy ihany.
Voa nanao izany aho 5 minitra nangamba dia lasa izy.
Mila ianarana sy tadidina foana anefa io rehefa ho anay anaty ala ianao satria tsy reflexe ilay izy fa mila fahaizana.
10. diamondra27 ( 13/12/2006 18:49)
soanja: zany 5mn izany ngamba tena ohatran'ny hoe: étérnité mitsy e!

de 'zay le angatahiko eo aloha eo hoe: mba omeo ihany raha mbola misy azo ianarana fa tena mahasoa.
11. cutie ( 13/12/2006 21:03)
tratrany ours hono de tsy mahaizo miaina sy tsy mihetsika mitsy fa raha tsy zany

mbola misy tohiny ve le ours fa za liana :lol::lol::lol:
12. mika117 ( 14/12/2006 06:41)
ary raha enjehin'ny mpamosavy dia ahona:?
ary ny matotoha :?:
ary ny lalitra:?:=))
13. mika117 ( 14/12/2006 06:46)
ny ahy zao no tena fantatro dai hoe ny alika hono mahafantatra ny fofon'ny olona hoe:ity matahotra ahy dia mampitaotra mivovoha aminao izy ary ilay olona tsy matahotra azy dia vandravandrany fotsiny fa tsy sahiny enjehina;ka raha vao mahita alika zany nareo dia ny moral no atao ambony indd hoe tsy matahotra an'ty aho fa matiko ty androhany raha vao manantona eo:dia lasa izy mihemotra ;asa io na marina na tsy fa tanaty boky no nahitako azy e
14. diamondra27 ( 14/12/2006 12:08)
mika117: ka raha efa nokakerin'alika intelo ve ianao dia tsy hatahotra alika?
15. papounette ( 14/12/2006 13:07)
Betsaka mitsy ny reflexes tokony hananana sy fantatra fa ny olana an na de tenenina zao aza hoe zao no tokony hatao na zao fa rehefa manoloana an'le zavtr enao(indrindra2 biby masika na bibidia) fa tena mivaha ny garde :oops::oops:.
Zay alo nena fa tena ôtrany misy motera manokana ny tongotro ary tena mahavita zavtr tsy ampoiziko mitsy a.Ohtra hoe tafatsofoka anaty alana cactus:lol:,tafaanika fototr'akondro,tena mahavita sprint be mitsy.....etc etc
Fa nen'le namako zay ndray de tena paralysé mitsy izy.Hi!hi!hi!tsy mahahetsika de za fôna no mandrirotra an'azy hoe andao ty!!!!!:-D:-D:-D
16. soanja ( 14/12/2006 14:38)
diamondra27:

soanja: zany 5mn izany ngamba tena ohatran'ny hoe: étérnité mitsy e!

de 'zay le angatahiko eo aloha eo hoe: mba omeo ihany raha mbola misy azo ianarana fa tena mahasoa.


Diam> ie tene teratsemboka aho tao anatin'iny 5 mn iny sady efa nahavita arahaban'ny maria iray sady manao ilay fehetsika ihany.
Tsy izany tokoa mantsy fa efa nisy attaky telo momba io Lion io herinandro talohan'io dia hoy aho hoe izay aho vao ho tena lanimbiby.
Ny azo ianarana tokoa aloha ny aty aminay ohatra dia isaky ny miditra ny ala ianao dia misy info milaza mazava hoe inona avy ny biby mpamely mety hihaona aminao ao aminio toerana io : Ours, Mountain Lions sns de manome ilay fomba fiady aminy eo koa izy ho na'ny biby tsiraidray. De isaky ny hiditra le ala ianao dia mamaky kely na juste hamerina ilay fomba ao antsaina fotsiny na hoe hahavonona anao. Fa rehefa azo tsara le izy dia tsy misy atahorana fa tony tsara satria izay no handehanana any mba haka izany fitoaniana izany.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*


17. diamondra27 ( 14/12/2006 15:41)
soanja: tsara kosa zany manome infos zany e! ankasitrahako.:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1384