54.80% ny an'i RAVALOMANANA.

1. Fiffi ( 11/12/2006 09:40)
Ny vaovao azo farany !

Koa dia nivoaka tanteraka ny valin'ny fifidianana fa dia 54.80% ny an'i RAVALOMANANA , miarahaba tena ny malagasy fa naharesy tanteraka!!!!!!! tsy adala akory ny malagasy fa miaina eto antoerana ary mahita sy mahalala ny mety ho an'ny firenena mamy ity ! miandry ny proclamation officielle alohan'ny Noêl ary ny investiture dia mety le 03 janvier 2007 ! aleo ny mpanaratsy sy mpanenjika ho tsarain'ny asa-ratsiny eny fa ny malagasy efa naharesy !!!!

(mail voaray zao maraina zao)

Nahitsin'i hery
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:21
2. naej ( 11/12/2006 09:45)
faly miarahaba ny malagasy maro an'isa nahazo ny fandresena e!=D
3. ravatorano ( 11/12/2006 09:58)
marihina fa vokatra mbola tsy ofisialy io
zany hoe mbola miandry ny avoakan ny hcc isika mianakavy fa na dia izany aza defa azo tarafina amin io ilay efa nampoiziko sy nolazain ny namana sasany teto hoe premier tour dia vita :
http://www.mira.gov.mg/election/resultatelection.php
ouééééé
=D=D=D=D=D
^:^^:^^:^^:^
:wink:
4. Fiffi ( 11/12/2006 10:08)

Présidentielle - Résultats officieux. Victoire de Marc Ravalomanana au 1er tour avec 54,80% des voix
11-12-2006 / 08:48
Les résultats officieux de l’élection présidentielle du 3 décembre collectés au Ministère de l’Intérieur donnent une victoire au premier tour de Marc Ravalomanana qui a gagné 54,80% des voix.
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=292373
5. Fiffi ( 11/12/2006 10:10)
ravatorano: efa ofisialy io kah ! miandry ny hamoahan'ny hcc alohan'ny Krismasy sisa....
6. Fiffi ( 11/12/2006 10:13)
(eto am-pihenohina ny hymne Ry Tanindrazanay Malala ô ao @ radio vazo gasy ):)
7. tywa68 ( 11/12/2006 10:33)
efa nandeha t@ vaovao télé omaly na dia officieux aza !
Mahafinaritra ê ! aleo hanaovan'ny mazoto ny asa fa tsy ho sakanan'izay tsy misy atao sy tsy tia tanindrazana ê ! :wink:
8. rabejo ( 11/12/2006 10:39)
Ny fanjakan'ny demokrasia no tena arahabaina e.
Na inona na inona ambara dia mandroso ny demokrasia aty amintsika. Hita taratra ange izany @ izao forum izao e.
Tsarovy fa raha tany Chine isika dia efa betsaka no nigadra t@tsika mifanakalo hevitra eto.
Jereo ny gazety izay milaza fa tapenam-bava. Ny manompa mpitondra sisa no tsy ataon-drizalahy. Dia rehefa asaina manaja ny déontologie ny mpanao gazety dia milaza fa mahazo fandrahonana. F'angaha ny fanaovan-gazety pasipaoro ahazoana manaparitaka sy mamafy lainga hanakorontanana ny saim-bahoaka ? Tsy ny mifanohitra @zany ve no izy ? Dia ny fanabeazana ny vahoaka ary fanomezana azy ny vaovao marina ary mba honohonona ny filaza azy rehefa mbola tsy voamarina fa tsy asiana sira sitrany ahay ... Aoka tsy ho lazaiko fa sao dia ...
9. Fiffi ( 11/12/2006 11:48)
Miarahaba ny prezida zany....
10. Fiffi ( 11/12/2006 11:49)
11. besoiiin ( 11/12/2006 12:45)
1er TR de vita........
miarahaba ny filoha manokana ary ny vahoaka malagasy indrindraindrindra, satria mafy izay nentina izay ka za nino fa raha tsy compétant sy nijoro tsy nahavita izao tolona izao ra8, maro b tokoa mantsy ny fingana tsikera sy sakana ary fanaratsiana tetsy sy teroa hita hatraiza hatraiza, eny fa na teto @ forum aza, kanefa dia izao iarahamahita miariary izao ny marina.
Andeha hanoy ny lalana isika ka hibanjina ny ho avy e, @ 5taona manaraka indray hifampitsara,

mbola midera ny vahoaka malagasy hatrany
12. BloodTitan ( 11/12/2006 13:59)
Eo am asa hataony am zay kosa ndray zao no himasoana e!!! Inona ndray no laharam pahamehana am ty mandat manaraka ty ary mino a fa ra manova paikady rangahy io de eo iany io fa tsy miala zany.
13. BloodTitan ( 11/12/2006 14:01)
Eo am asa hataony am zay kosa ndray zao no himasoana e!!! Inona ndray no laharam pahamehana am ty mandat manaraka ty ary mino a fa ra manova paikady kely fotsiny rangahy io somary asiany maso kely ny mpiasam panjakana de eo iany io fa tsy miala zany.
14. Imahaka ( 11/12/2006 16:28)
ekena 1er tour de ho vita. Tsy aleo ve miandry ny tena famoahana ny vokatra ofisialy vao mifaly e! mbola tsy mivoaka ny ala ve ry 'reto dia misioka. Sao dia tsy azon'ny be sy ny vitsy mihitsy aza ny mahasamihafa ny vokatra avoakan'ny MIRA sy ny HCC.

Refa hamoaka vokatra ny HCC, jereo tsara fa tsy io 54.80 io mihitsy, mety ho ambony, mety ho ambany. Za aloha miteny hoe ambony noho io. Za kosa anefa tsy mifaly raha tsy ny HCC no mikoz hoe 1er tour vita fin!
15. Zina ( 11/12/2006 17:04)
Refa hamoaka vokatra ny HCC, jereo tsara fa tsy io 54.80 io mihitsy, mety ho ambony, mety ho ambany. Za aloha miteny hoe ambony noho io. Za kosa anefa tsy mifaly raha tsy ny HCC no mikoz hoe 1er tour vita fin!


imahaka a dikan'izany ve mety ho lazain'i HCC oe mety hisy ny 2eme tour raha ambany?

Ny HCC ve mety hiteny oe tsy voafidy koa i ra8?
16. Ranavalomanjaka ( 11/12/2006 17:04)
Ary nankaiza bazy lo
17. Imahaka ( 11/12/2006 17:48)
Zina> afaka teneny daholo. Fa ny azy ny lalàna no fototra hiangana amin'ny fanisana ny vato maty sy ny manan-kery.
18. Fiffi ( 11/12/2006 19:32)
Imahaka:
ekena 1er tour de ho vita. Tsy aleo ve miandry ny tena famoahana ny vokatra ofisialy vao mifaly e!
wayyyy ! fa toa tena efa fety be hono any zao koh !


19. Zina ( 12/12/2006 02:39)
Imahaka misaotra lesy a:-*
20. Fiffi ( 12/12/2006 06:20)
Zina koa afaka miteny an ! hihihihi :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2851