54.80% ny an'i RAVALOMANANA.

21. rabaradaka ( 12/12/2006 12:07)
Dadatoa isany a, aleo aloha isika hiandry ny vokatra ofisialy avoakan'ny HCC fa ny HCC irery no mamoaka ofisialy. Fa ny ao amin'ny MIRA aloha dia 54,8%. Hasaiko ho any Bira nareo rehetra fa hamono omby maro zahay any amin'ny arôzazy.
22. rakotoyvon ( 12/12/2006 15:23)
ka ny saasany anie mbola tsy manaiky fa hoe 47% fotsiny hono ny an'iRa8 e manana porofo hono izy ny fakon'ialahy aza tsy voalan'ialahy koa ny firenena no dedadedahana entiny normal raha tsy dia nahazo 60% tany @ tananany nahatsapa ihany ny mba nisaina hoe aleo mifidy izay mba nahavita kely teto oua e 1% ny fihenany na ny fitomboany any @ Hcc raha ny hevitro zay
ataovy heureux anniversaire ra8 o fa tsy triste araky ny lazain'ny gazety sasany sady efa lafo nefa mandainga manimba saimbahoaka fotsiny
porofo iray (herizo favori aux sondages) angaha? aiza izao ny vokany
23. fijo ( 12/12/2006 21:58)
miandry dia mangina,dia miasa mafy avy eo,dia vita
24. jigs ( 15/12/2006 04:51)
ny aindray le confrotation avy any @ oposition no andrasako, satria izahay mantsy efa nahita sombiny any ho any; fa toa mbola vao maika i Ra8 indray aza no nitombo ny isambatony satria ny délégué sasany mantsy tezitra tsy nahazo vola dia nafotsony any ny rapaorony hany ka lasa vao maika tsy ampy indray ny an'le canditat mpanohitra sasany. Ho itantsika eo anie e
25. fijo ( 15/12/2006 21:21)
aleo aloha hitranga e,fa mirary fety soa hoantsika rehetra aloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0566