Tiako Izy

1. xxx ( 10/12/2006 23:07)
Misy olona tiako zay ato amin'ny sera2. Tiako izy fa za tsy sahy miteny aminy. Tsy tiako ho fantany za tia ahy azy. Izy koa ngamba mety tia ahy koa. samy tsy mifampiteny zahay fa lasa sangisangy eny fotsiny refa miresaka.
Asa na efa mba nahita cas ohatran'io nareo ?
Na efa niharan'ny zavatra ohatran'io ?
novalian'i sitlo ny 07/04/2007 12:29
2. xxx ( 11/12/2006 00:02)
dia izay izany koa inona moa.
3. xxx ( 11/12/2006 00:23)
zay zany ko!
Fitiavana XXX ko
4. xxx ( 11/12/2006 01:27)
Mba henjana koa zany fitiavana XXX zany :lol:
5. Zina ( 11/12/2006 01:38)
Mahita raha ko nareo ato:lol::-D
6. sasa ( 11/12/2006 04:45)
=)) tonga d resaho mangingina any izy hoe tianao koa, aiza moa no hafantarany anzany raha samy tsy misy miteny ianareo 2
7. fasaly ( 11/12/2006 06:48)
ataovy fitivana mangina foana otrzao izany de tsy mety ho lefy e!:°) tsy misy ankiteny:-D
8. diamondra27 ( 11/12/2006 07:12)
xxx: mahafinaritra izany rehefa mifankatia e!
tandremo fotsiny rehefa miady nareo de aza avoaka aeto fa zahay tsy te-hiditra lalina @izany.

Ny anay pour le meilleur ihany fa tsy pour le pire.:-D
Ataovy toy ny Voankazo an'ala izay mangidy aloa ary izay mamy hatelina.De ze tsara ihany alaina any aminy.=))=))

Le ankizy eto toa tonga de miteny ny ao ampony koa...Rehefa tia ry zareo dia miteny aminao hoe: mba tiako indry etc... fa rehefa hinamana izy dia resaka tsotra no ataony tsy misy resaka sangisangy izany.
Ny sasany indray mahalala fomba be mihintsy satria mangataka aminao izy raha mba afaka mifandray aminao.
Ohatra hoe: mba afaka miresaka aminao ve izaho? Na koa mba te-hifandray aminao aho etc...

xxx:tandremo sao tara fa lasan'iyyy eo izy an;-);-)
9. xxx ( 11/12/2006 09:31)
ka izaho ohatra ny tsy sahy izany
10. sitlo ( 11/12/2006 09:35)
tonga dia kozio any ko, fa angaha tsy efa mitovy zo izao?
11. booboo ( 11/12/2006 10:13)
xxx > :°) tohizo kisangisangy eny ihany klou, dia avy teo fenoy sous-entendus booooobaka beeeeeeeeee @ zay, dia ny farany tondé à l'attaque dia zay lalany any lalany.....:°):°):°)...dia tantarao ary @ vavolombelona rehefa raikitra ny raharaha manga ;-)
12. simplex ( 11/12/2006 10:42)
an han!!
milay kosany an 8)8)

Fa manin kosany izy no tsy tianao hahakobo hoe tara aminazy enao. hummmm tsy manakivy anao ah fa ra kobony io vao mia izy hampiresaka ;-)

Bitsibitsio aminazy any le tena (l), aza matahotra zany. Fa avy eo fotsiny izy somary ampijalio kely ra vao mitady ho macho ;-):°):-D:-D

13. papounette ( 11/12/2006 14:04)
[quote=xxx]
Tiako izy fa za tsy sahy miteny aminy. Tsy tiako ho fantany za tia ahy azy. Izy koa ngamba mety tia ahy koa. samy tsy mifampiteny zahay fa lasa sangisangy eny fotsiny refa miresaka.

Maty ve enao sa maty antoka raha miteny aminy hoe "Tia anao aho":roll:.Ko maninnn raha lasa sangy2 le izy ka:D.Mety mba mitsapa anao ko ange izy e hoe tena sérieux sa sérieuse ve ty olona ty.Raha misangy izy de lazao hoe sérieux(se) miteny @nao zao hoe.
De bon courage na de zany azany e.:P
14. xxx ( 11/12/2006 20:11)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 11-12-2006 10:31:50
Lohateny : Re : Tiako Izy
ka izaho ohatra ny tsy sahy izany

:wink:
15. pissoa ( 11/12/2006 20:20)
Nareo kou efa oe tsy tiany ho kobon'le ray le izy mbola fika mampakobo njay no atoro :roll::-D
16. lapino ( 11/12/2006 20:55)
Fa inona moa ilay tanjona ? :roll:
17. pissoa ( 11/12/2006 20:59)
Ilay tanjona ?! ... Dunno :roll:

fa zany no teniny aza oe tsy tiany ho kobo kou :oops::roll:
18. xxx ( 11/12/2006 21:12)
izao ve no mba fialam-bolin'ny gasy any ivelany?
19. xxx ( 11/12/2006 21:16)
tsy zany fa matahotra za so tsy tiany akory ka voa mafy eo za izy misangisangy fotsiny
20. simplex ( 11/12/2006 21:18)
voa mafy manin enao ? ataoko fa ny ol rehetra manana ny ao ampony doly, ary zonao ny mamboraka izany sa ahoana ?

ra zay ndray no blem, forcer-o izy hibaboka ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.25