Tiako Izy
22. simplex
(
11/12/2006 21:25)
ka efa hoe ataovy ze hibaboany koa, refa tsy mety zay d efa izy mintsy no tsy mieritreritra fitiavana olon-droa aminao ;-)
26. pissoa
(
11/12/2006 21:46)
Raha azoko tsara le tantara dia :
- misangisangy be narao ;-)
- xxx potika be (l)
- Heverinao fa potika koa izy :}
- Matawatsa koa nefa ianao sao misangy fotsiny izy, de aleonao izy ihany no miteny pre :-P
'zay ve sa tsy zay ?
:roll:
- misangisangy be narao ;-)
- xxx potika be (l)
- Heverinao fa potika koa izy :}
- Matawatsa koa nefa ianao sao misangy fotsiny izy, de aleonao izy ihany no miteny pre :-P
'zay ve sa tsy zay ?
:roll:
27. Fiffi
(
11/12/2006 21:51)
xxx:na ianao aza tsy tena mahafantatra zay tadiavinao de ahoana aza ?
tsy zany fa matahotra za so tsy tiany akory ka voa mafy eo za izy misangisangy fotsiny
-Milaza ianao fa tsy tianao ho kobony enao ...
-Milaza enao fa tia azy ...
-Milaza enao fa matahotra sao de tsy tiany...
-Milaza enao fa tia azy nefa tsy sahy miteny....
-Milaza enao fa aleo izy no hiteny voalohany....
vaha-olana:tonga de lazao tsotr'zao izy zay ao am-ponao fa hiandry zay tahotra sy ny tsy aiko eo de ho lasan'ny olon-kafa eo lery zay vao hoe....
29. xxx
(
12/12/2006 00:40)
xxx:
Misy olona tiako zay ato amin'ny sera2. Tiako izy fa za tsy sahy miteny aminy. Tsy tiako ho fantany za tia ahy azy. Izy koa ngamba mety tia ahy koa. samy tsy mifampiteny zahay fa lasa sangisangy eny fotsiny refa miresaka.
Asa na efa mba nahita cas ohatran'io nareo ?
Na efa niharan'ny zavatra ohatran'io ?
Tonga dia lazao ahy ary e, zay anie ny andrasako e !
Hahahaha,
30. Bakobako2
(
12/12/2006 01:20)
heuuuu ! innn kou ary ty . iza no tia an'iza ? ? ?
xxx v tia an'i xxx , ty tena v zany ny tena niafarany le zistoara e ?
de zzz tia an zzz de lasa natory niesona
zzz zzz zzz zzz zzz zzz zzz zzz zzz zzz
xxx v tia an'i xxx , ty tena v zany ny tena niafarany le zistoara e ?
de zzz tia an zzz de lasa natory niesona
zzz zzz zzz zzz zzz zzz zzz zzz zzz zzz
31. soanja
(
12/12/2006 01:37)
xxx:
Misy olona tiako zay ato amin'ny sera2. Tiako izy fa za tsy sahy miteny aminy. Tsy tiako ho fantany za tia ahy azy. Izy koa ngamba mety tia ahy koa. samy tsy mifampiteny zahay fa lasa sangisangy eny fotsiny refa miresaka.
Asa na efa mba nahita cas ohatran'io nareo ?
Na efa niharan'ny zavatra ohatran'io ?
Efa mateti-pitranga tokoa izany fa raha te ho sambatra ianareo roa dia ny miresaka izany fitiavana izany ihany no zavadehibe. Aza misalasala mamboraka fitiavana na veivavy aza ny tena satrai indry mandeha ihany isika no miaina eto an-tany. K araha vao tara dia voabe satria mety lasan'olona ilay tianao raha tsy nisy ny firesahana. Tsy izany mantsy fa tsy dia tsar ilay maminavina hoe tia ahy azy satrai izao na hoe fantany fa tiako izy sns fa ny resaka na serasera ihany no ahafahana mahafantatra izany sady miaraka amin'ny actions.
Mahereza tsy mora ny atoa hoe mitia sy tiavina saingy rehefa tafiditra ao sambatra be. :-*:-*:-*
32. sasa
(
12/12/2006 04:45)
tsy misy vahaolana afa-tsy ny famborahana ny ao amponao ihany io ry xxx, fa tonga d lazao aminy fa tianao izy, rehefa tsy manaiky moa izy atao ahoana fa efa tsy mavesatra tsony ianao satria efa niteny taminy, ianao aza efa milaza hoe izy efa tara aminao fa inona no andrasana fa tonga alefaso koa
33. Papoose
(
12/12/2006 05:18)
fa toa misy ankiteny rery le aza,
o ry xxx a sao de mba tena zay aza vao tsapanao hoe tinao ny tenanao e:°)
o ry xxx a sao de mba tena zay aza vao tsapanao hoe tinao ny tenanao e:°)
37. lapino
(
13/12/2006 03:10)
simplex:
ra zay ndray no blem, forcer-o izy hibaboka ;-)
Iombony daka tsy hita maso hono izany izy e! :-D:-D:-D
salmo:
Midika zany fa rehefa tara train ny vhv, mpanelingelina be sady manao marary, ao anatiny fitediavana konfiensia. Mandrapantongany zavatra hilainy ao @ anakiray
;-):D
40. exdadabe
(
16/12/2006 14:38)
fas ahoana aloha izany hoe mitia e ?:roll: dia ahoana ilay tiavina ?