maty aho

1. xxx ( 08/12/2006 01:28)
maty aho fa tratran'ny sipako nampiaraka :cry:
novalian'i Imahaka ny 09/12/2006 19:21
2. cutie ( 08/12/2006 01:53)
mandraiza andraikitra:lol:
3. fiderana ( 08/12/2006 05:39)
mandehana mifona raha manaiky izy, dia haingana fa sao tara eo ka hanao ny hataonao koa izy:oops:
4. fasaly ( 08/12/2006 06:32)
hummmmm! korazy!!!!:wink::°)
5. sitlo ( 08/12/2006 07:14)
izay ilay teneniko hoe mifampijery arina an-tava fa tsy sahy miteny ny marina.
Efa hita izao ilay olona fa nampirafy dia mbola torona hevitra ihany.
6. diamondra27 ( 08/12/2006 07:34)
xxx:

maty aho fa tratran'ny sipako nampiaraka :cry:


de oviana ny fandevenana?


7. hers ( 08/12/2006 08:54)
:-Padalanao ge te apirafy any
8. booboo ( 08/12/2006 09:34)
xxx > mamangy @ fahoriana ara e :°). Vhv klou xxx sa lhl kay ?
9. xxx ( 08/12/2006 09:42)
vhv
10. pissoa ( 08/12/2006 09:45)
Efa nisy niteny v enao talou oe aza mampirafy zany :idea:

Raha tsy mbola dia 'zay zany. Aza ata tson am'manaraka :)
Raha efa dia ... ny anao zany nendra notadiavina knou :roll:
11. tywa68 ( 08/12/2006 09:51)
matoa enao nampiaraka dia efa tsy nisy n'inon² intsony teo aloha ! sa tsy izany ? tsy mampirafy fa tsy maintsy rava foana !
12. booboo ( 08/12/2006 09:58)
xxx > ah. Ndana miresaka aminy dia aza miezaka manamari-tena. Aza mi-harceler azy @ tel, na @ fitadiavana azy raha mbola tianao izy fa vao maika enao halany. Rehefa tsy mety hiverina aminao izy dia zay izany, hajao ny safidiny dia soa lavo hahay hamindra.
13. diamondra27 ( 08/12/2006 12:45)
xxx: fa naninona no nampirafesinao izy aloha?
14. ikaretsaka ( 08/12/2006 13:27)
diamindra> efa nampirafy izy ko mbola aontaniana hoe fa maninona.. efa tratra ary ko
ny fika dia ireo efa natoron'ny namana ireo.. reveo @ ze lalany letsy fa ditra efa natao a
15. mika117 ( 08/12/2006 13:44)
e vita zany ny aminao ;fa zany hoe fomba faona ny mifona na hoany na tsy hoany ;sao izy mba manaiky fifonana ihany ka inona moa ny olona,ary raha miteny izy hoe ento eto imaasoko ary iny sipanao iny dia presenteo amiko hoe za no sipanao ;dia ahona?sahy v ialahy ;raha sahy ialahy dia mety ho hamela heloka izy:lol:
16. Fiffi ( 08/12/2006 13:45)
adalanao zany ! fa maninona nefa no manao an'zany eh ?
17. booboo ( 08/12/2006 14:27)
ka efa natao aza lé izy kouh...rano raraka tsy azo raofina tsony iny...matsaka ndray no mety...
18. simplex ( 08/12/2006 14:36)
booboo: :-D:-D

xxx,
tsy ampy tsara le tantara. Votso-droa ve enao sa in no tena olana ?

na in na in, aza manatena firy intsony fa d mba fair play aloha fara faharatsiny, na tsy vokatry ny fo aza, ny mifona sy mangata-pamelana.
aza mi-insite be fa refa tsy mety izy, izay rariny tokoa en passant, d akory atao fa ny matsaka indray zany no mety :-*:-*

d aza atao (tratra :°)) intsony @ manaraka ;-)
19. papounette ( 08/12/2006 14:46)
xxx:

maty aho fa tratran'ny sipako nampiaraka :cry:


"La probabilité d’un événement est inversement proportionnelle à sa désirabilité":-D:-D
Un de perdu,dix de retrouvés:wink:
De matoa manao de mahatanty na tsy mivaky loha ze vokany eo.:evil:
De bon couraze eeeee!:-*:-*

20. malalatinasoa ( 08/12/2006 15:07)
papounette:

xxx:

maty aho fa tratran'ny sipako nampiaraka :cry:


"La probabilité d’un événement est inversement proportionnelle à sa désirabilité":-D:-D
Un de perdu,dix de retrouvés:wink:
De matoa manao de mahatanty na tsy mivaky loha ze vokany eo.:evil:
De bon couraze eeeee!:-*:-*





Tsy 2 de gagnes, 1 de perdu v?
Mbola misy 1 atao pneu de secours aza refa tsy norahirahiana ilay bandy nidona t@ poto. I lery no tena mamangy @ fahoriana :?.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0786